SOLON-DRENY : Tantara gasy vaovao (Aceem Radio)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 30 พ.ค. 2023
  • เพลง

ความคิดเห็น • 23

  • @julranai9942
    @julranai9942 ปีที่แล้ว +3

    Ilay fiafaranle tantara kosa nama tsy zaka miaraka amle hira a

  • @ANSLAVERITECHRISTIQUE
    @ANSLAVERITECHRISTIQUE ปีที่แล้ว +2

    😢….🥰💖, mihaino ny tantara nareo matetika aho .
    Voalohany :
    Ny mahatonga aho mihaino ny tantara nareo matetika dia manao tantara hanatra maha tonga saina an’ireo olona mihaino ny tantara nareo ianao ka tena tsara sy mety tokoa izy ireny.
    Faharoa :
    Dia tena marina tokoa ny hoe: n’inoninona ny kileman’i Reny na ny Ray izany dia tsy mahasoa ny manary azy ireo .
    Tsy mety ny mamaly ratsy ny ratsy, na arateny izany na arapihetsika na dia hita aza mafy dia mafy ny za miseho amin’ny ray amandreny sy ny zanaka ary tsarovy andro aman’alina fa ny zanaka dia mbola ho ray amandreny ihany raha toa ka tsy momba ny zanaka vavy.
    Fahatelo:
    Nanana Reny sy Ray aho ary tena tiako dia tiako tamin’ny foko madio sy tamin’ny fiainako hatramin’ny fahazazako izy ireo, kanefa mbola 12 taona aho dia nandao ny teto ambony tany ilay raiko, dia taty aoriana indray nohon’ny fitadiavana izay hahasoa no nandehanako nipetraka aty hivelan’i MADAGASIKARA mba hanampiko io reniko io sy ireo zandrko 5 mianadahy dia iny indray koa no nandao ny eto ambony tany eto ihany koa io reniko tiako loatra no sady izay Reny tokana tsy mba ananana ny faharoa io, ary na ny fandevenana ny vatany mangatsika aza dia mbola tsy natrehako ihany koa nohon’ny antony manokana ihany koa.
    Manindrona ny foko ity tantara iray ity satria tena zavamisy tokoa eo amin’ny fiainana io nataonareo tantara io ka tena mampahontsa fo be.
    Tsy fidiny ny kamboty mbola kely na efa ampy taona koa aza izany fa misy dikany daholo ny fisehoanjavatra rehetra eo amin’ny fiainana andavan’ny andro.
    Maro ny olona kamboty ray amandreny dia izay mbola manana ny azy izy roa mbola velona dia hitiavo ampo sy hajao foana ry zareo na dia nisy fahadisoana goavana aza ny nataon’izy ireo, ary ny ray amandreny nitsiriritra ny mba tia ho ananjanaka eto ambony tany eto dia tokony mitia sy manaja tanteraka an’ilay na an’ireo zanak’izy ireo ihany koa.
    Ny ray amandreny hilain’i zanaka ary ny zanaka dia mila ray amandreny koa.
    Hanatra tokoa ireny nataonareo tantara ireny ary tsara no sady mety tokoa.
    Tsy ananana anankiroa ny ray amandreny ka tokony HITIAVINA AMPO hatrany ary tokony hajaina hatrany hatramin’ny farany ny andrompiain’izy ireo eto ambony tany eto.
    MISAOTRA BETSAKA HO AN’OREO IZAY MILA MAHENO SY EFA NIHAINO ITY TANTARA NAREO ANANKIRAY ITY.

  • @rovasoa
    @rovasoa ปีที่แล้ว +3

    Misaotra nizzara oo😍👋🙏🇲🇬

  • @asmineasmine1819
    @asmineasmine1819 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka indrindra tompoko 🥰🥰♥️♥️🙏 tsara fa nampalaelo 🥺🥺

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 ปีที่แล้ว

    Misaotra Gasy Rakoto. Tsara bé ny tantara

  • @NashaShania07
    @NashaShania07 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka ❤

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 8 หลายเดือนก่อน

    Misaotra sy mankasitraka indrindra Tompoko ❤🎉
    Indrisy ry fiaignana 💔

  • @rinaramamonjisoa1003
    @rinaramamonjisoa1003 ปีที่แล้ว +1

    Lay rôle ndray no maty !!

  • @fabiennerakotoson6516
    @fabiennerakotoson6516 ปีที่แล้ว

    Tena tsara lotra ilay tantara ❤❤❤🎉🎉🎉

  • @user-uj9xz1ht7i
    @user-uj9xz1ht7i ปีที่แล้ว

    Andraii,tena nangidy nilatsaka mhtsy ranomasoko 🖤😭

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 8 หลายเดือนก่อน

    Merci beaucoup

  • @ranabavyvictorine3040
    @ranabavyvictorine3040 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka nizara ee💓💓

  • @pungaroda1234
    @pungaroda1234 ปีที่แล้ว

    Mankasitrakiee tsar be tantara

  • @harimalalasoderdahl7253
    @harimalalasoderdahl7253 ปีที่แล้ว

    Tsara, misaotra betsaka ❤😊

  • @gshvs8057
    @gshvs8057 ปีที่แล้ว

    Makasitraka indrindra tompoko❤😊

  • @annitahrazafiarisoa3388
    @annitahrazafiarisoa3388 ปีที่แล้ว

    Rampitso ndray no tohizana ny fienona azy

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 ปีที่แล้ว

    Zany ny tena hoe fiainana hiainany olona sasany . Fa henoina dia otrany hoe tantara fotsiny .

  • @yousafyousaf3693
    @yousafyousaf3693 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @yantia2520
    @yantia2520 ปีที่แล้ว

    Misaotra nizara tompoko

  • @user-rt1ok2lk8q
    @user-rt1ok2lk8q ปีที่แล้ว

    Misaotr e

  • @ravelonoromariaangela2987
    @ravelonoromariaangela2987 ปีที่แล้ว

    Nilaniany t@ fanaovantsoa ny fihaihana

  • @radorakotobe5034
    @radorakotobe5034 ปีที่แล้ว

    Exageré be loatra le tantara ka. Tsy mampino velively hoe tena misy zvtr tafahoatra be otrzany.

  • @francinejoeliarisoa5121
    @francinejoeliarisoa5121 10 หลายเดือนก่อน

    Tsy tokony ho iny ramatoa kilemaina indray no maty, marina fa ho faty daholo iany nefa ity resaka tantara, rôle maty c'est nul