Raboys scout (Feomangan'Antily)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ส.ค. 2014
  • Hira skoto

ความคิดเห็น • 8

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 7 ปีที่แล้ว

    Tsara be fa mankasitraka e !Tahian ny Tompo hatrany ny Tily sy Mpanazava ary hanazava tokoa !!

  • @mampitaiorenana919
    @mampitaiorenana919 3 ปีที่แล้ว

    Zany ny fomban'ny boy skoto
    Zany re ka maninona e
    Raha mifanome tanana hakavia
    Hono ho aho
    hono ho aho
    Oh raboy skoto
    Hono ho aho fa maninona
    No mamonjy lanonana vao mihety
    Hono ho aho
    Hono ho aho
    Oh raboy skoto
    Hono ho aho fa maninona
    No mamonjy lanonana vao migety
    Henoy nenoy
    Henoy ny filazako azy
    Mihaja de mihaja ny kostara
    Ary tsy misy kiana azo ambara
    Kanefa ny olona vonon-kiasa
    Dia manao short sy mikapa
    Ka aleo izahay mba hanao gety
    Na andro malaza na andro fety
    Zany ny fomban'ny boy skoto
    Ka diovy ny saina
    Aza atao maloto
    Zany re
    Zany re
    zany ny fomban'ny boy skoto
    zany re ka maninona e
    no mamonjy lanonana vao migety
    Zany re
    Zany re
    zany ny fomban'ny boy skoto
    zany re ka maninona e
    no mamonjy lanonana vao migety
    Hono ho aho
    hono ho aho
    Oh raboy skoto
    hono ho aho fa maninona
    zato ianareo mifanao elah
    Hono ho aho
    hono ho aho
    Oh raboy skoto
    hono ho aho fa maninona
    zato ianareo mifanao elah
    Henoy nenoy
    henoy ny filazako azy
    manao enao re tsy fahotana
    kanefa tsy hoe fomba tsy azo ialana
    tsy heloka koa ny manao ise
    fa ny manao tena no mampihomehy
    ka aleo izahay hinanao elah
    fa izany no tena mpirahalahy
    zany ny fomban'ny boy skoto
    ka diovy ny saina
    aza atao maloto
    zany re
    zany re
    zany ny fomban'ny boy skoto
    zany re fa maninona
    raha toa izahay mifanao elah

  • @mamitianaignace1635
    @mamitianaignace1635 7 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka

  • @juliarahasoa7102
    @juliarahasoa7102 2 ปีที่แล้ว

    ny ankavia akaiky ny fo nefa sarosarotra ny mampiasa azy noho ny akavanana;porofo fa mahazaka ny sarotra fa tsy mitsoka sedra sy olana ny skoto

  • @tsiresyrabekoto7175
    @tsiresyrabekoto7175 7 ปีที่แล้ว

    mafnaritra n fifamizana e!

  • @Arnaud-yp1st
    @Arnaud-yp1st 7 ปีที่แล้ว +1

    ataovy maromaro e raha ifandao sns e misaotra betsaka o

  • @valerienarindranjanahary950
    @valerienarindranjanahary950 5 ปีที่แล้ว

    tsy ratsy

  • @andgerakotomalala7453
    @andgerakotomalala7453 7 ปีที่แล้ว

    mety e