TSINIKALA Mitony
TSINIKALA Mitony
  • 1
  • 16 871
Raboys scout (Feomangan'Antily)
Hira skoto
มุมมอง: 16 879

วีดีโอ

ความคิดเห็น

  • @juliarahasoa7102
    @juliarahasoa7102 2 ปีที่แล้ว

    ny ankavia akaiky ny fo nefa sarosarotra ny mampiasa azy noho ny akavanana;porofo fa mahazaka ny sarotra fa tsy mitsoka sedra sy olana ny skoto

  • @mampitaiorenana919
    @mampitaiorenana919 4 ปีที่แล้ว

    Zany ny fomban'ny boy skoto Zany re ka maninona e Raha mifanome tanana hakavia Hono ho aho hono ho aho Oh raboy skoto Hono ho aho fa maninona No mamonjy lanonana vao mihety Hono ho aho Hono ho aho Oh raboy skoto Hono ho aho fa maninona No mamonjy lanonana vao migety Henoy nenoy Henoy ny filazako azy Mihaja de mihaja ny kostara Ary tsy misy kiana azo ambara Kanefa ny olona vonon-kiasa Dia manao short sy mikapa Ka aleo izahay mba hanao gety Na andro malaza na andro fety Zany ny fomban'ny boy skoto Ka diovy ny saina Aza atao maloto Zany re Zany re zany ny fomban'ny boy skoto zany re ka maninona e no mamonjy lanonana vao migety Zany re Zany re zany ny fomban'ny boy skoto zany re ka maninona e no mamonjy lanonana vao migety Hono ho aho hono ho aho Oh raboy skoto hono ho aho fa maninona zato ianareo mifanao elah Hono ho aho hono ho aho Oh raboy skoto hono ho aho fa maninona zato ianareo mifanao elah Henoy nenoy henoy ny filazako azy manao enao re tsy fahotana kanefa tsy hoe fomba tsy azo ialana tsy heloka koa ny manao ise fa ny manao tena no mampihomehy ka aleo izahay hinanao elah fa izany no tena mpirahalahy zany ny fomban'ny boy skoto ka diovy ny saina aza atao maloto zany re zany re zany ny fomban'ny boy skoto zany re fa maninona raha toa izahay mifanao elah

  • @valerienarindranjanahary950
    @valerienarindranjanahary950 5 ปีที่แล้ว

    tsy ratsy

  • @mamitianaignace1635
    @mamitianaignace1635 7 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka

  • @tsiresyrabekoto7175
    @tsiresyrabekoto7175 7 ปีที่แล้ว

    mafnaritra n fifamizana e!

  • @jeanbessonprosper8221
    @jeanbessonprosper8221 7 ปีที่แล้ว

    Tsara be fa mankasitraka e !Tahian ny Tompo hatrany ny Tily sy Mpanazava ary hanazava tokoa !!

  • @Arnaud-yp1st
    @Arnaud-yp1st 7 ปีที่แล้ว

    ataovy maromaro e raha ifandao sns e misaotra betsaka o

  • @andgerakotomalala7453
    @andgerakotomalala7453 7 ปีที่แล้ว

    mety e