Mampiaina hatrany @ aty fanahy ny fomba nitondrana gadony hira. Masina Maria Mivava hoan'ny renim-pianakaviana Malagasy fa miady mafy @ fitaizaina ara-panahy sy ara-batana ny zanany Reny Malagasy Atolotro hoany ny Renim-pianakaviana Malagasy izany hira izany mahereza mivavaka.
Ilay fihirantsika azy any am-piangonana ve zani no diso? (Eo amin'ilay hoe henoy tsara anaka izao teny izao; Mamiko tokoa ny hadiovam-po). Ity izany no version tena marina?
+Lova Nirina RANDRIANASOLO Raha hafa ankoatran'io ny feon'ny feo fototra dia diso izany satria ny feo fototra nalaina avy tamin'ny tena naotiny no nanaovana an'io
+Jean Jacques Randrianarimanana NY mahatonga anio miova feony de samy manana feony NY ambaniandro sy betsileo NY tiko tenenina de olona mizara azy no mampiova azy fomba fiteny mahatonga anizay
Tiany Maman Hélène eky hira zany aiii mba Faniriko Tsika 3 by Dina Ny eno Any zany Maman Hélène RIP ,AMEN😭😭
Antsoy isan'andro zaho Reninao, aza miady irery fandrao resy.
Tena tiko aloha ny miady miaraka amin'i Masina Maria, mihantahanta be aminy ^^ mangata-bavaka...sns.
Mamiko lotra ira zany misaotra betsaka topoko mamelobelona ato anatiko miheno azy 🎧💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖💖👌🔥
tsara ranga le hira!Masina Maria Renin'Andriamanitra,mivavaha ho anay mpanota
Très beau ! Merci beaucoup !
Tsara be 😮
Tsara be, tiko loatra. mampanetana ny fanahy
Mampiaina hatrany @ aty fanahy ny fomba nitondrana gadony hira. Masina Maria Mivava hoan'ny renim-pianakaviana Malagasy fa miady mafy @ fitaizaina ara-panahy sy ara-batana ny zanany Reny Malagasy Atolotro hoany ny Renim-pianakaviana Malagasy izany hira izany mahereza mivavaka.
Mahay mihira be ny APL. Mampitombo ny finoana, misaotra an'Andriamanitra Tokana
mety jiaby zay fomba hihirantsika azy rehefa tsy mandiso tononkira ô!!💃
Ampio àry aho, Maria Reniko.
Ampio aho Maman Maria Reniko
Atsiarovako nandraisako communion voalohany t@ 27 avril 1997 ity hira ty. Latsaka ranomasoko tamin' izany tafiditry am-poko loatra lay hafatra raketin' ny hira.
waooo ten tsar be mihitsy
Mandria ampiadnana bébé malalako 11/07/18 ts hadiko mandrakizay. Tena latsaka ato ampoko mihints ity hira ity
MAHAFINARITSA E NY MIARAKA AMAIN'NY MASINA MARIA, henoy tsara anaka izay lazainy anao
tsara loatra, misaotra indrindra!!
tiako loatra . Misaotra Jesoa ô
MISAOTRA ANAREO CHORALE APL an! " Toky izao no omeko ry RENY madio, Iadiko mafy hatramin'izao, ny fomba tsy mety,ny fitiavantena , ampio ary aho MARIA RENIKO......
Mahereza tsara hoy ny reninao. Aza mora kivy aza rera-po
...
Je t’aime Marie ❤
merci oo
Mankasitraka loatra e ... voninahitra ho Andriamanitra
Antsoy isan'andro zaho reninao, aza miady irery fandrao rest.
Mandria ampiadanana mamanay 16-01 -1990 tsy hadinoko io n'a Dia mbola Zaza aza t@ io
tena tiakao be :) misaotra
tena tsara miaraka maria reniko
Mankasitraka 👏👍
Toky izao no omeko ry reny madio iadiko mafy hatramin izao ny fomba tsy mety ny fitiavan tena ampio ary aho Maria reniko
💜💕❤️❤️
Tena latsaka foana ny ranomasoko isaky mihira ity hira ity
Tiako loatra
😍
❤️❤️
mety jiaby zany fomba hu
Soa e
Ilay fihirantsika azy any am-piangonana ve zani no diso? (Eo amin'ilay hoe henoy tsara anaka izao teny izao; Mamiko tokoa ny hadiovam-po). Ity izany no version tena marina?
+Lova Nirina RANDRIANASOLO Raha hafa ankoatran'io ny feon'ny feo fototra dia diso izany satria ny feo fototra nalaina avy tamin'ny tena naotiny no nanaovana an'io
+Jean Jacques Randrianarimanana NY mahatonga anio miova feony de samy manana feony NY ambaniandro sy betsileo
NY tiko tenenina de olona mizara azy no mampiova azy fomba fiteny mahatonga anizay