Nothing gonna change my love for you version Malagasy🇲🇬 By Antso Bommartin et Larry Copoto G5

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 22 ก.ย. 2024

ความคิดเห็น • 5

  • @jeansergepatricksolofoaris1089
    @jeansergepatricksolofoaris1089 5 หลายเดือนก่อน +2

    Tena tsara e!

  • @mariemac9630
    @mariemac9630 11 หลายเดือนก่อน

    Misaotra nizara tena ankafiziko be mintsy Ty Hira Ty ❤❤

  • @nadiaseghir218
    @nadiaseghir218 8 หลายเดือนก่อน

    Tsara lotraaaaa,bravo beeee❤️❤️❤️

  • @velosoanokoloinamirantonya1617
    @velosoanokoloinamirantonya1617 ปีที่แล้ว

    mamy loatra ❤💋💋

  • @MarolahyRija
    @MarolahyRija หลายเดือนก่อน

    Sanatria raha tsisy anao
    ny fiainako ety
    toa banga ilay fitia
    ny alina toa tsy hisava
    ny anilanao dia tsapako
    fa mamy mazava firy irery iany ny tia any ao fa tsy toa izao ilay iray toa lasa roa
    Ny hoaviko akaikinao
    fihinino aho horoy iany koa
    Ny iaina tsisy anao
    toa tsy vitako
    Tsy misy hampiova
    ny fitiavako
    Ianao irery no mameno ny foko
    Zavatra iray no tsapa
    Fitiavanao irery dia ampy ahy
    Tsy misy hampiova ny fitiavako
    Ianao irery no mameno ny foko
    Na hiova aza izao tontolo izao tsisy hampiova ny fitiavako anao