Mankasitraka anao lalandv Nomena Rinah nizara ampitiavn hatrany tena tsara b ny tantara sady mamplhl ! Miandry ny tohiny ampilaminn nefa n'a zan aza mb miangavy aza atao ela Lotra d mankasitraka an RDB sy ny mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr koa tompoko f miaina mints ny tantara lalaovinareo mankasitraka eh
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mahafinaritra sady mampalahelo lay tantara miandry ny tantara vaovao indray 🥰🥰🥰🥰🥰🥰
Misaotra betsaka tompoko tegna mahafinaritra be lay tantara miandry ny tohiny indray 🥰🥰❤❤
Misaotra betsaka mizara tompoko
Tsy andry ny hieno ny tohiny.
Mahay ny mpanoratra tsara be.
Toraka voninkazo ho anireo mpilalao
Misaotra betsaka
Misaotra be tsaka eh 😍😍🥰🥰🥰🇸🇦🇸🇦🇸🇦
Mankasitraka tompoko mercy nizara
Misaotra indrindra tompoko vao eto ampihainoana tsara be tantara😘😘😘
Msaotra indrindra anareo ndray nanolotra ho anai 🙋♀️❤🎧
Mankasitraka indrindra nizara fa tena tsara be sady mampalaelo
Misaotr atran tompok de miandr tohin 😍😍😍
Mankasitraka Nomena Rinah sy ny ekipan RDB reetr f tsar b ilay tantara❤️❤️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇸🇦🇸🇦🇸🇦🇸🇦🇸🇦❤️❤️❤️😍😍😍😍🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤️❤️❤️❤️🇸🇦🇸🇦🇸🇦🇸🇦
Misaotra nizara!!
Miandr tohiny ❤️🙏🏻❤️
Mankasitraka anao lalandv Nomena Rinah nizara ampitiavn hatrany tena tsara b ny tantara sady mamplhl ! Miandry ny tohiny ampilaminn nefa n'a zan aza mb miangavy aza atao ela Lotra d mankasitraka an RDB sy ny mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr koa tompoko f miaina mints ny tantara lalaovinareo mankasitraka eh
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
Tsarabe merci beaucoup 💋💋💋💋
Tena tsr b ilay tantara
Makasitraka tompoko
Miandry ny tohiny sahady
Misaotra betsaka tompoko
Mankasitraka indrindra Tompoko o ❣💕💞🧡♥️💙❣🇲🇬🇲🇬🇲🇬💝🧡❤💕💙💖❣🇰🇼🇰🇼🇰🇼💝🧡❤💕💙💖❣💯👍💯💝🧡❤💕💙💖❣
Misaotr nizara
Merci 😊
i realize I'm kinda off topic but does anyone know of a good website to watch new series online ?
Mankasitraka tompoko tsara lotra 🙏🏻❤️🙏🏻🌹🌹🌹
Mankasitraka indrindra tompok
Toly 3
Tsar be le tantar
Toly 2
Bjr misaotra betsaka fa Tena Tsara de miandry ny tohiny ampahendrena ré zahay an😊
Misaotra be tsaka eh 😍😍🥰🥰🥰🇸🇦🇸🇦🇸🇦