Gasy Karaoké NY ITIAVAKO ANAO - Bessa & Lôla

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.พ. 2025
  • Gasy Karaoké NY ITIAVAKO ANAO - Bessa & Lôla
    #karaokegasy #gasykaraoke #tononkira
    Tononkira - Paroles - Texte - Lyric
    Ny itiavako anao dia hizarako ny alaheloko
    Ka hitondra zay mangidy nentiko irery taloha
    Ny itiavako anao dia hajainao ny tsiambarateloko
    Nitahiry ireo lasa ratsy tsy tiako hifoha
    Tsy ho ampy anefa ry Aiko (tsy eo ho akory dia..)
    Mba hitiavako anao (mba hilazako izay..)
    Fa voafetra ny saiko (fa tsy ho haiko satria..)
    Ka izao no ambarako anao (ka teny tsotra toy izao..)
    Izay nanao ny maraina hifandimby amin'ny alina
    No nametraka tam-poko koa ny fitiavana anao
    Ao anatiko ao no miboiboika toa rano lalina
    Ny itiavako anao dia satria ianao ianao
    Bessa

ความคิดเห็น •