Ilay fijerinao iny malala tena tiako, Miampy ilay fitsikinao kely toa manjopiaka, Ka aza manahy fa ho taratara aminao foana aho, Na ho dimy na ho zato taona, Fenoiko hafanana raha sendra hatsiaka. Dia aza miahiahy fa ho ataoko henika raha fitia, Hofenoiko hamamiana ny fitiavan-dry, Dia aza manahy fa tsy handanindany fotoana, Sanatria ny hanadala anao, Ny hirariana tsy ho hisy tomika. Mety handalo rahona, hisy hisompatra ilay fitia, Fa tsy ataoko ahasakana ahy raha ny fitiavako an-dry, Fa miara-miafy dia miara-tafa any aoriana, Ny fiarahantsika ho feno hamamiana, Isika sy ianao samy hankafy, Tsy avelako ianao na inon-kidona n'inon-kihatra, Amen be fa ny tanjontsika tsy maintsy ho tratra, Hoe hiara-tanora dia hiara antitra, Ho sambatra mandrakizay ry tiako ah, Ny fitiavanao sarobidy ho ahy. Dia any aoriana any hanana harena izaho sy ianao, Dia ireo zanatsika anie ho mamy kely mitovy aminao, Hangalana kely amin'ny anaranao dia apetraka eo koa ny ahy, Efa tsy andriko sahady izay fotoana izay, Dia apetratsika anatrehan'ny Avo ny fitiavantsika, Ho lavitra ankaso ho feno hafanana tsy mety hangatatsiaka, Dia aza manahy fa mbola ho tara aminao foana na amin'izany andro izany ry tiako ah, Fa ianao anie sarobidy ho ahy. Mety handalo rahona, hisy hisompatra ilay fitia, Fa tsy ataoko ahasakana ahy raha ny fitiavako an-dry, Fa miara-miafy dia miara-tafa any aoriana, Ny fiarahantsika ho feno hamamiana, Isika sy ianao samy hankafy, Tsy avelako ianao na inon-kidona n'inon-kihatra, Amen be fa ny tanjontsika tsy maintsy ho tratra, Hoe hiara-tanora dia hiara antitra, Ho sambatra mandrakizay ry tiako ah, Ny fitiavanao sarobidy ho ahy. Tsy avelako ianao na inon-kidona na inon-kihatra, Amen be fa ny tanjontsika tsy maintsy ho tratra.
Ilay fijerinao iny malala tena tiako,
Miampy ilay fitsikinao kely toa manjopiaka,
Ka aza manahy fa ho taratara aminao foana aho,
Na ho dimy na ho zato taona,
Fenoiko hafanana raha sendra hatsiaka.
Dia aza miahiahy fa ho ataoko henika raha fitia,
Hofenoiko hamamiana ny fitiavan-dry,
Dia aza manahy fa tsy handanindany fotoana,
Sanatria ny hanadala anao,
Ny hirariana tsy ho hisy tomika.
Mety handalo rahona, hisy hisompatra ilay fitia,
Fa tsy ataoko ahasakana ahy raha ny fitiavako an-dry,
Fa miara-miafy dia miara-tafa any aoriana,
Ny fiarahantsika ho feno hamamiana,
Isika sy ianao samy hankafy,
Tsy avelako ianao na inon-kidona n'inon-kihatra,
Amen be fa ny tanjontsika tsy maintsy ho tratra,
Hoe hiara-tanora dia hiara antitra,
Ho sambatra mandrakizay ry tiako ah,
Ny fitiavanao sarobidy ho ahy.
Dia any aoriana any hanana harena izaho sy ianao,
Dia ireo zanatsika anie ho mamy kely mitovy aminao,
Hangalana kely amin'ny anaranao dia apetraka eo koa ny ahy,
Efa tsy andriko sahady izay fotoana izay,
Dia apetratsika anatrehan'ny Avo ny fitiavantsika,
Ho lavitra ankaso ho feno hafanana tsy mety hangatatsiaka,
Dia aza manahy fa mbola ho tara aminao foana na amin'izany andro izany ry tiako ah,
Fa ianao anie sarobidy ho ahy.
Mety handalo rahona, hisy hisompatra ilay fitia,
Fa tsy ataoko ahasakana ahy raha ny fitiavako an-dry,
Fa miara-miafy dia miara-tafa any aoriana,
Ny fiarahantsika ho feno hamamiana,
Isika sy ianao samy hankafy,
Tsy avelako ianao na inon-kidona n'inon-kihatra,
Amen be fa ny tanjontsika tsy maintsy ho tratra,
Hoe hiara-tanora dia hiara antitra,
Ho sambatra mandrakizay ry tiako ah,
Ny fitiavanao sarobidy ho ahy.
Tsy avelako ianao na inon-kidona na inon-kihatra,
Amen be fa ny tanjontsika tsy maintsy ho tratra.
Waouh
Rendez vous ouverture mariage 🌹🌹🌹🙏🙏🙏❤️❤️😍😍
😮💨🙂↕️ j’adhère frérot 🔥
Merci f Tena tsara❤❤❤ ato anaty liste overture mariage ela🥰🥰🥰
mamy be le hira❤❤
Merci beaucoup 🙏tena tsara loatra e 🙈👏🥰🥰😍
Mlay kosa ah💖💖
Tiko lotra❤️😘
tsara lotra 🥰
Ntsoooo❤❤❤❤
Mamikely fona oa eee 😭🥺❤️
Tsara loatra le clip 😍
Tena tiko le hira❤❤❤
Mahafinaritr e ❤
Alefa foana lesy!!
Tsara kosa e😍😍
Mankasitraka e🥰
Tiko be ❤
Haja country
❤
❤❤mer6 ralh aaa tena mamy lesy zany ra vazooo❤❤
soa❤❤❤
Tsara ka. Fa aiza kay le toerana azafady ?
Waouh
🔥🔥🔥🔥
Mafy elà ry zandry a...mlay le vazo e.
❤🔥
❤️❤️❤️
❤❤❤
Tsara ty vazo ty