Joseph d' Af - Toe-po (Instrumental)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 1

  • @maminiainaravonimanantsoa6361
    @maminiainaravonimanantsoa6361 3 ปีที่แล้ว +3

    Tsy moramora ny mankatoa Manefy ny sitrapo Manda ny tena koa Tsy moramora ny manara-dia Milanja ny hazo fijalianao Kristy Manompo anao Jesosy Tsy voatery hampifaly ahy Ny nofoko mangahiahy Fa mahazo vahana ny fanahy Ny fanamasinantena Amiko no tena harena Dia ny mihaina amin'ny fanetrentena Fa raha ny lalanao no lalako Izay sitrakao no sitrako Ny herinao no heriko Tsy izay tiako fa izay tianao Ny fihevitro tsy mba fihevitrao Hankatoha ny sitraponao Hatao anie ny sitraponao Indraindray toa sarotra ekena Fa ny fihainana dia fanetrentena Izaho anie tsy maintsy mihena Aleoko mihetry farany ambany Hisandratanao ambony izany Ho hitan'ny vahazantany Fa raha ny lalanao no lalako Izay sitrakao no sitrako Ny herinao no heriko Tsy izay tiako fa izay tianao Ny fihevitro tsy mba fihevitrao Hankatoha ny sitraponao Koa inona no hatahorako? Raha ianao no ato anatiko Koa inona no mampanahy? Fa amin'ny herin'nyFanahy Handroso aho tsy hiahiahy Fa raha ny lalanao no lalako Izay sitrakao no sitrako Ny herinao no heriko Tsy izay tiako fa izay tianao Tsy fihevitro fa fihevitrao Hatao anie ny sitraponao