- 17
- 2 231 807
Fanilo Niaina
เข้าร่วมเมื่อ 6 ม.ค. 2020
วีดีโอ
Antsa an'i Kristy - Ny Fitiavako Anao
มุมมอง 2K11 หลายเดือนก่อน
Antsa an'i Kristy - Ny Fitiavako Anao
Toky Narindra - Inty tamy aho Raiko Malala ô
มุมมอง 27Kปีที่แล้ว
Toky Narindra - Inty tamy aho Raiko Malala ô
Farimbona Fiderana - Tolo - tànana
มุมมอง 1.6K2 ปีที่แล้ว
Farimbona Fiderana - Tolo - tànana Rija, Gabriella (RR), Joseph d'Af, Narindra (Antsan'i Kristy), Malala (Groupe BA), Sitraka (Antsan'i Kristy), Priscilla (RR), Tiana Mihaja(RR), Pasteur Mahandry (RR), Lovatiana (RR)
Rija Rasolondraibe - Nalainao Avy lavitra loatra
มุมมอง 1.6M3 ปีที่แล้ว
Rija Rasolondraibe - Nalainao Avy lavitra loatra (album TARANAKA VOAFIDY 2021)
Antsa an'i Kristy - Baba ô
มุมมอง 21K3 ปีที่แล้ว
"Koa izao no lazain'i Jehovah: Raha hiverina ianao, dia horaisiko indray(...) Jer 15:19
Rija Rasolondraibe - Tsy ho irery intsony
มุมมอง 388K3 ปีที่แล้ว
Rija Rasolondraibe - Tsy ho irery intsony Album vaovao : Misandratra Mai 2021 Abonnez-vous
Antsa an' i Kristy -Rojo Ny Avo - Ny Tsantan'ny Mahamasina - Medley
มุมมอง 28K3 ปีที่แล้ว
Antsa an' i Kristy -Rojo Ny Avo - Ny Tsantan'ny Mahamasina - Medley 2021
Joseph d' Af - Toe-po (Instrumental)
มุมมอง 7K3 ปีที่แล้ว
Joseph d' Af - Toe-po (Instrumental) Album : Fahasoavanao A/C : Joseph d'Af
Joseph d'Af - Love ( Live: STRASBOURG )
มุมมอง 2974 ปีที่แล้ว
Joseph d'Af - Love ( Live: STRASBOURG ) Abonnez-vous Soyez bénis
Joseph d'Af - Manompo Andriamanitra Velona (Live: STRASBOURG)
มุมมอง 9904 ปีที่แล้ว
Joseph d'Af - Manompo Andriamanitra Velona (Live: STRASBOURG)
Antsa an'i Kristy - Ray ô! {clip officiel 2020)
มุมมอง 18K4 ปีที่แล้ว
Antsa an'i Kristy - Ray ô! {clip officiel 2020)
❤❤
❤❤❤❤❤😊❤❤
❤❤❤❤❤❤
Fa izay lazain teninao eh zay aho !
❤❤❤❤❤❤
❤❤❤❤❤
Tiako❤❤
Zah Jesoa mitsaoka anao e Andriamanitra tsy misy fiovana ! Tsy mandiso fanantenana ❤️
Mercie zazah👍❤❤
Mba omeo accords guitare 🥹
Tena avy lavitra loatra Jesosy a !!! Tianao aho e. Nataonao izay nolazainao. Alléluia !!!
❤❤❤😢
❤❤❤😢
🥹🥹🥹🥹😭😭😭
Ny hiran i Rija tena inspirés daholo!!
Nalaza tampoka ty hira ty tato ho ato! efa ela no tiako nefa 🥰😍
❤q
tsaraloatra
Cool ❤❤❤
Tsara loatra
❤❤❤❤❤
Misaotra Jesosy, misaotra, misaotra 🙏🏽
❤❤❤
Misaotra jesosy malala 🙏🏻 ♥
Misaotra fona Jesosy❤️🫶🙏
Izaho Jesosy misaotra mitsaoka anao Andriamanitra tsy misy fiovana tsy madiso fanantenana ❤❤❤
Ilay mahatoky anao kosa tena ✨✨
mitomboa fahaizana sy fahalalana ao amin'ny Kristy ee!!
Matoky aho Tompo fa ho tanterahinao n'y nofy2 sy faniriako ❤️❤️❤️❤️
Jesosy a... Henoy ny vavako sy n'y hetahetako .. misaotra tamin'ny efa nataonao sy Mbola ho ataonao amin'ny fiainako .. voninahitra ho anao Tompo o💖💖♥️
❤❤ marina loatra😢😢😢
Misaotra Tompo ô, Andriamanitra tsy misy fiovana e, tsy mandiso fanantenana, izay nolazainao no nataonao, izay ianao izay e, izay ianao izay, ampio aho Tompo ô hatoky anao hatrany, hitoetra eo @ fitiavanao
Wowxw tena tiko lotra 💗❤️
❤❤
❤❤❤❤❤❤❤😂😂😂😂😂❤❤❤❤
misaotra Jesosy a
Tsy ho irery intsony aho Tsy andeha aho fa very aho Raha tsy andeha ianao Anaty ady sakaiza antenaina Ny fisianao no mamy noho ny aina Tsy ho irery intsony aho Mahery sahady aho Mandre ny feonao Mahery tomady fa tarafinao Tolo-tanana omena Ny fihavinao tombotsoa Tonga toa fandresena tsy nisy nanam-po Fa lanitra izay misy anao Andriamanitra mihitsy ianao Tompo ô nohamarininao Fa velona ny teny sy ny feonao Fon'olombelona No ijoroanao ho vavolombelona Porofom-pitiavana Ianao Fitiavana ianao Fanahy Masina ô Andriamanitra ô tongasoa Ianao e Sambatra aho tsy mandeha irery Sambatra aho misy mampahery Ianao irakin'ny Ray Tambin'ny fiainana Mandrakizay Tambiny ho anay, tombony ho ahy Sentosento lalina Tompo o vavakao ho ahy Lalina miantso lanina ao ampon'ny Ray Fa lanitra izay misy anao Andriamanitra mihitsy ianao Tompo ô nohamarininao Fa velona ny teny sy ny feonao Fon'olombelona No ijoroanao ho vavolombelona Porofom-pitiavana Ianao Fitiavana ianao Ampahitao ny voninahitrao Tolory saina fa mbola tsaraina Omeo fanambarana, omeo fahitana Ampianaro foana, hahay ny fotoana Ahirato ny aiko Ny mason'ny saiko ampahitao ny nofinofinao Omeo famangiana, omeo vinavina Tompo ô ! inty aho Iraho aho, hazavao amin'ny hazavanao Iraho aho, hazavao amin'ny hazavanao Tompo ô ! Iraho aho, hazavao amin'ny hazavanao Salanitra izay manana anao Salanitra izay tantananao Tsy mandeha irery, misy Mampahery Mandeha tsy very, mahita raha mijery Salanitra izay manana anao Salanitra izay tantananao Tsy mandeha irery, misy Mampahery Mandeha tsy very, mahita raha mijery Salanitra izay manana anao Salanitra izay tantananao Tsy mandeha irery, misy Mampahery Mandeha tsy very, mahita raha mijery Ahirato ny aiko Ny mason'ny saiko ampahitao ny nofinofinao Omeo famangiana, omeo vinavina Tompo ô ! inty aho Ampiasao aho --------
mankasitraka fa tena mikasika h@ atifanahy ilay tononkira ❤❤❤
❤❤
Belle chanson je pourrais avoir la traduction. Merci
Tu m'as tiré de si loin, comment peux-tu ne pas m’aimer Tu m'as tiré de si loin avec ton esprit Je vis par tes empreintes Preuve de ma vie Mais tu m'as tiré de si loin, comment peux-tu ne pas m’aimer La personne que tu as sauvée te loue La personne à qui tu as fait ce que tu as dit Pas ce que les gens ont dit Ils n'ont pas de pouvoir sur nous Mais ce que tu dis C'est ce que je suis; c'est ce que je suis La personne que tu as guérie te loue La personne à qui tu as fait ce que tu as dit Pas ce que les gens ont dit Ils n'ont pas de pouvoir sur nous Mais ce que tu dis C'est ce que je suis; c'est ce que je suis Tu m'as tiré de si loin parce que tu m'as choisi Tu m'as tiré de si loin, tu as vraiment souffert pour moi Je vis par tes empreintes Preuve de ma vie Mais tu m'as tiré de si loin, je dis que tu m'utiliseras La personne que tu as bénie te loue La personne à qui tu as fait ce que tu as dit Pas ce que les gens ont dit Ils n'ont pas de pouvoir sur nous Mais ce que tu dis C'est ce que je suis; c'est ce que je suis La personne que tu as protégée te loue La personne à qui tu as fait ce que tu as dit Pas ce que les gens ont dit Ils n'ont pas de pouvoir sur nous Mais ce que tu dis C'est ce que je suis; c'est ce que je suis Refrain x2 Moi, Jésus, je te loue Dieu immuable Qui ne déçoit pas Jésus, ce que tu dis, tu le fais Dieu qui ne nous abandonne pas C'est ce que tu es; c'est ce que tu es La personne que tu as touchée te loue La personne à qui tu as fait ce que tu as dit Pas ce que les gens ont dit Ils n'ont pas de pouvoir sur nous Mais ce que tu dis C'est ce que je suis; c'est ce que je suis
Mankasitraka fa tsara be , inona kay ny titre l hira voalohany azafady
❤❤❤❤❤❤
Ilay olona n'y vonjenao mitsaoka anao.... ❤❤❤❤❤
Tsara loatra le hira ❤❤
Tena tsara loatra ❤️ mankasitra foana 🙏
Makasitra e
❤❤❤❤❤
amen
Anatiny olana be mitsy aho izao no mihaino ity hira ity .😢fa matoky aho 😊
Merci pour cet enseignement très enrichissante. Je suis ici pour apprendre et et évoluer.