Iangaviana maika ingahy Sareraka hanova @ izay ny tononkira fa efa be no tokony ovaina, indrinda fa ny anarana voatanisa ao! Ny lisitr'ireo anarana moa efa lavabe mihintsy no tokony ho tononina @ izao sy ny zavadratsy ataon'ireo sy ny vahiny mpiray petsapetsa aminy! Sa mbola tratran'ny hoe "Marenina aloha!"?
2021/ Mihaino ilay hiranao aho Sareraka telo taona aty aoriana - miandry ny tonony manaraka fa be dia be izao ny vaovao azo atao tononkira... Sa?... hum.
manino rah ts ajanona conscientisation fotsiny ihany raha tena vonona ny hiady. Ino ary ny andraiktra efa noraisanao? Sa ve Meditation commerciale l izy?
Hira handihizana sisa izany an. N'y toniny tsy mampiraika ny olona intsony fa efa teo ianareo ry zokibe no niala ah. Kitrano an-trano n'y a nareo rehetra tonga ao an dapa ao fa ny majinika mihinana tay foana, dia teny ratsy ny desera. Mbola ho ela ve vao ho teraka ny génération hanarina io tany masina io ? 😥😥😥😥😥😥😥😥
Sareraka ! vao maika loza ane ny amin'zao 22 Aout 2024. 1€ = 5000 Ariary plus.
Miandry méditation 2024
mlay e!, mba asio Meditation ity 2023 ity zoky sareraka
Mbola aleo ry Sareraka miditra @ HVM toy izay miditra @ MAPAR-nareo a! Aiza ianao izao tsy heno satria mameno paosy avo 100 heny ianareo mianakavy ao. Tsy mbola niaina fangirifiriana mihoatra ny iainany @ izao ny vahoaka malagasy. Fitondrana manao sain-jaza, manjaka tokana i Mamy Ravatomanga; saingy tsy re feo ianao satria miara-migoka ny fangalaram-bola ataon'ity fitondrana tsy manjary ity.
MISY FARANY DAHOLO NY ZAVA DREHETRA KA AZA TRATRANY FA RATSY FATY EO !!!!!!!!!!!!!!
abracadabraa lasa ny harenan'ialahy respect zoky sareraka
Iangaviana maika ingahy Sareraka hanova @ izay ny tononkira fa efa be no tokony ovaina, indrinda fa ny anarana voatanisa ao! Ny lisitr'ireo anarana moa efa lavabe mihintsy no tokony ho tononina @ izao sy ny zavadratsy ataon'ireo sy ny vahiny mpiray petsapetsa aminy! Sa mbola tratran'ny hoe "Marenina aloha!"?
asio meditation 2022 alo mba enona
Avoay ny meditation manaraka zoky be Sareraka efa feno ny fepetra
De zoky be sareraka ve tsy mba efa tokony mba samy hampandroso fa tsy hifampitsikera
mandrora miatsilany, tsy mila mamorona méditation 2021 tsony fa ity ihany defa metimety amty 2021 ity kkkkk
Vita ny lalanga Ambilobe / vohemar ai merci filoha Andry Rajoelina 🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
efa tokony hiresaka am zay zoky be Sareraka
Azo ndraha ny lehilahy be!
hiverina hiteny indray ve izany i Sareraka? 2021
Mahazo asa daholo ny tanora rehefa Maty 😂😂😂
Eny eeee..ihindrana vola @tsika zao NY comore..😂
Eny eeee..ihindrana vola @tsika zao NY comore..😂
2021/ Mihaino ilay hiranao aho Sareraka telo taona aty aoriana - miandry ny tonony manaraka fa be dia be izao ny vaovao azo atao tononkira... Sa?... hum.
Vita marokoroko ohatry ny voay ny làlana Francophonie ;)
Mbola mitombona ilay hira hatramin'izao 2021 izao
😂😂😂😂😂😂😂😂
Ary ty mpihira ty Zao tsisy ambara tsony amin'izao fahoriana mahazo ny malagasy amizao fotoana zao
Meditation 2021 mbola Ts misy ve, Sao oe tss mihaino lay sioka tokana 😂
Atratra tsy lavo Antso ray lahy be hihihi
Tokony efa hasina version vao2 ndray @zao zava-miseho eto atanana zao a
Tsara Be, the best!!!
« Ahazo asa daholo ny tanora refa maty ... » 😂😂😂😂🤣😂
Hay varé Agrad ka zanak’i Sareraka e! 😁 « Abracadabra lasa ny hanarenan’ilà... » 😂😂😂
miandry meditation 2020 sareraka!!!
Merci zoky sareraka
inon n vaovao manerana ny tany e
ny an letia ny teneniny hafa nefa hafa ny ataony
Mozika Malagasy mitatara ny zava misy
Inona ny vaovao manerana ny tany? Mirava @ 22h ny mpanala BACC ahhhhhh
2019 fa mbola tsy lany daty
Tsara e
tsy hita tsony zay iainana, fa dia henoina fotsiny, resaho koa ny t@ tetezamita ra tena misy ny mangarahara sareraka a!
Hi3 hi3 mafinaritra be zoky ah! makasitraky indrindra e!
Maninona honony filohan'ny HCC ?
manino rah ts ajanona conscientisation fotsiny ihany raha tena vonona ny hiady. Ino ary ny andraiktra efa noraisanao? Sa ve Meditation commerciale l izy?
Meci Sareka efa miso izy zao! ok!
Mlay e👍👍👍
Alahelon-kanina nobetsaka !
Misaotra betsaka fa marina daholo raha jiaby zakainao zaigny.
Hira handihizana sisa izany an. N'y toniny tsy mampiraika ny olona intsony fa efa teo ianareo ry zokibe no niala ah. Kitrano an-trano n'y a nareo rehetra tonga ao an dapa ao fa ny majinika mihinana tay foana, dia teny ratsy ny desera. Mbola ho ela ve vao ho teraka ny génération hanarina io tany masina io ? 😥😥😥😥😥😥😥😥
ny tsy eo amin'ny toerana tsy maintsy mahita kiana foana
Grave be ny tononi ity hira ty kkkkaa .
Sady tsyfoy ny volombavani Ganyenie ,, leladlafin ko ....kkkkaa
Nihevotrevotra t@resr kkkkkkkkaaa