Toriteny Alahady 30 oktobra 2016 - Fidirana I

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024
  • Mijoroa ho vavolombelona ianao, ka na amin'ny asanao na amin'ny fivavahanao dia i Jesoa Kristy no Tompo sy Andriamanitrao.

ความคิดเห็น • 8

  • @jonathanrandrianarivelo8461
    @jonathanrandrianarivelo8461 8 ปีที่แล้ว

    Misaotra anareo ny mpiara mivavaka avy aty Kanada fa dia Faly ery mahazo toriteny isan-alahady Tahiany Tompo

    • @rijaerickratefiarivony7465
      @rijaerickratefiarivony7465  8 ปีที่แล้ว

      Mazotoa manaraka ny toriteny. Tsy fantatro hoe amin'ny firy any Kanada rehefa mandeha ny fotoam-pivavahan @ 7 ora sy @ 10 ora aty MAdagasikara fa tsara ho fantatrareo any fa ny fotoam-pivavahana iray manontolo (fa tsy ny toriteny ihany) dia mandeha feo mivantana (fa tsy sary) ka izany dia afaka harahinareo ao @ site www.fjkm-ankadifotsy.mg na ato mixlr.com/fjkm_ankadifotsy

  • @nirinastephaniarandrianari5419
    @nirinastephaniarandrianari5419 8 ปีที่แล้ว

    fa tsy misy culte entiere mivatana ga azafad? Merci

    • @rijaerickratefiarivony7465
      @rijaerickratefiarivony7465  8 ปีที่แล้ว

      Miarahaba tompoko, tokony ho nandeha nivantana ny fotoam-pivavahan fidirana I sy faha II omaly.

    • @nirinastephaniarandrianari5419
      @nirinastephaniarandrianari5419 8 ปีที่แล้ว

      Rija Erick Ratefiarivony Miarahaba tompoko. Aiza kya no ahitana anzay aazafady. misaotra tompoko.

    • @rijaerickratefiarivony7465
      @rijaerickratefiarivony7465  8 ปีที่แล้ว

      Afaka miditra eo @ site web FJKM Ankadifotsy www.fjkm-ankadifotsy.mg dia eo amin'ny tsanganana ankavanana misy hoe toriteny mivantana. Afaka ihany koa miditra amin'ity mixlr.com/fjkm_ankadifotsy

    • @nirinastephaniarandrianari5419
      @nirinastephaniarandrianari5419 8 ปีที่แล้ว

      Rija Erick Ratefiarivony misaotra indrindra tompoko.

  • @rijaerickratefiarivony7465
    @rijaerickratefiarivony7465  7 ปีที่แล้ว

    Miarahaba antsika rehetra, ho fanatsaràna dia nahisaka any @ chaîne siteweb.ankadifotsy@gmail.com ny toriteny isan'alahady. Ity ny toriteny alahady 12 marsa 2017 teo th-cam.com/video/LxBYn7ncxgg/w-d-xo.html . Mirary soa antsika.