Rija Erick Ratefiarivony
Rija Erick Ratefiarivony
  • 197
  • 135 597

วีดีโอ

Toriteny Alahady 26 febroary - FJKM Ankadifotsy - Mpitandrina Ranjakavola
มุมมอง 8897 ปีที่แล้ว
Ny fitiavanao an'Andriamanitrao miredareda io dia hitiavo ny tranon'Andriamanitra dia ny Fiangonany, tsy iza izany fa io olona eo akaikinao io.
Toriteny Alahady 19 febroary 2017 - FJKM Ankadifotsy - Mpitandrina Ranjakavola
มุมมอง 1.2K7 ปีที่แล้ว
Tsy maintsy tia ny namanao ianao raha Ilay Andriamanitra ao amin'i Jesoa Kristy no hivavahanao, tianao.
Toriteny Alahady 12 Febroary 2017 - FJKM Ankadifotsy - Mpitandrina mpanampy Tovo
มุมมอง 7247 ปีที่แล้ว
Ny Tena sy ny Ràn'i Jesoa Kristy no miantoka ny famonjena anao ka tonga velona sy tafaray amin'ny Tompo hatrany ianao.
Toriteny Alahady 5 febroary 2017 - FJKM Ankadifotsy - Mpitandrina Ranjakavola
มุมมอง 1K7 ปีที่แล้ว
Manorina ny fanekeny anao ho zanany ao amin'ny Kristy ny Tompo, ianao koa aoka ho mahatoky amin'ny fanekenao Azy ho Andriamanitrao.
Toriteny Alahady 29 janoary 2017 - FJKM Ankadifotsy - Mpitandrina Ranjakavola
มุมมอง 7287 ปีที่แล้ว
Tiava an'Andriamanitrao mihoatra ny zavatra rehetra fa handray fitahiana sesehena ianao sy ny ankohonanao.
Toriteny Alahady 22 janoary 2017 - FJKM Ankadifotsy - Mpitandrina Ranjakavola
มุมมอง 7237 ปีที่แล้ว
FJKM Ankadifotsy, Toriteny Mpitandrina Ranjakavola
Toriteny Alahady 8 janoary 2017 - FJKM Ankadifotsy - Mpitandrina Ranjakavola
มุมมอง 1.3K7 ปีที่แล้ว
FJKM Ankadifotsy, Toriteny Mpitandrina Ranjakavola
Toriteny Alahady 1 janoary 2017 - FJKM Ankadifotsy - Mpitandrina Ranjakavola
มุมมอง 1.7K7 ปีที่แล้ว
Te hitahy anao mihoatra Andriamanitrao, mialofa, miankina Aminy dia ho toa aminao izany
Toriteny Alahady 25 desambra 2016 - Noely
มุมมอง 1.2K7 ปีที่แล้ว
FJKM Ankadifotsy, Toriteny Mpitandrina Ranjakavola
Toriteny Alahady 18 desambra 2016
มุมมอง 4097 ปีที่แล้ว
Matokia an'Andriamanitra ianao fa tsy mba mandainga Izy, ary dia manokàna tena, mankalazà Azy, manompoa Azy
Toriteny Alahady 11 desambra 2016
มุมมอง 3817 ปีที่แล้ว
FJKM Ankadifotsy, Toriteny Mpitandrina Ranjakavola
Toriteny Alahady 4 desambra 2016 - Fidirana I
มุมมอง 8547 ปีที่แล้ว
FJKM Ankadifotsy, Toriteny Mpitandrina Ranjakavola
Toriteny Alahady 27 novambra 2016
มุมมอง 6027 ปีที่แล้ว
I Madagasikara no lovanao avy tamin'ny Jehovah, ny hisandratan'ny taranakao no fanevanao, avy hanatanteraka izany ho anao ny Tompo amin'izao Aivento izao.
Toriteny Alahady 20 novambra 2016 - Fidirana I
มุมมอง 6407 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 20 novambra 2016 - Fidirana I
Toriteny Alahady 13 novambra 2016
มุมมอง 5677 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 13 novambra 2016
Toriteny Alahady 6 novambra 2016
มุมมอง 6107 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 6 novambra 2016
Toriteny Alahady 30 oktobra 2016 - Fidirana I
มุมมอง 6507 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 30 oktobra 2016 - Fidirana I
Toriteny Alahady 23 oktobra 2016 - Fidirana I
มุมมอง 5487 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 23 oktobra 2016 - Fidirana I
Toriteny Alahady 16 oktobra 2016 - Fidirana I
มุมมอง 4557 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 16 oktobra 2016 - Fidirana I
Toriteny Alahady 9 oktobra 2016 - Fidirana I
มุมมอง 4617 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 9 oktobra 2016 - Fidirana I
Toriteny Alahady 2 oktobra 2016 - Fidirana I
มุมมอง 3147 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 2 oktobra 2016 - Fidirana I
Toriteny Alahady 25 septambra 2016 - Fidirana I
มุมมอง 5757 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 25 septambra 2016 - Fidirana I
Toriteny Alahady 18 septambra 2016 - Fidirana I
มุมมอง 1.4K7 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 18 septambra 2016 - Fidirana I
Toriteny Alahady 11 septambra 2016 - Fidirana I
มุมมอง 8847 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 11 septambra 2016 - Fidirana I
Toriteny Alahady 4 septambra 2016 - Fidirana I
มุมมอง 5367 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 4 septambra 2016 - Fidirana I
Toriteny Alahady 28 aogositra 2016 - Fidirana II
มุมมอง 3787 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 28 aogositra 2016 - Fidirana II
Toriteny Alahady 14 aogositra 2016
มุมมอง 3187 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 14 aogositra 2016
Toriteny Alahady 21 aogositra 2016 - Fidirana I
มุมมอง 9397 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 21 aogositra 2016 - Fidirana I
Toriteny Alahady 7 aogositra 2016 - Fidirana I
มุมมอง 7137 ปีที่แล้ว
Toriteny Alahady 7 aogositra 2016 - Fidirana I

ความคิดเห็น

  • @Arnaud-yp1st
    @Arnaud-yp1st ปีที่แล้ว

    Tiako be toriteny io mpanompo n Andriamanitra io

  • @randrianaivofaraniaina5253
    @randrianaivofaraniaina5253 ปีที่แล้ว

    Misaotra pasitera fa tena nahzo hery tokoa tahian Jeso pasitera amen

  • @arthurrakotoarijaona5211
    @arthurrakotoarijaona5211 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra Pasitera

  • @rz001skyalan5
    @rz001skyalan5 6 ปีที่แล้ว

    TSY MISY FAHATSARANA ETO AMIN'IZAO TONTOLO IZAO AZO OHARINA AMIN'NY FAHATSARAN'ANDRIAMANITRA

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    misaotra fampianarana tompoko

  • @mariahaloma9767
    @mariahaloma9767 7 ปีที่แล้ว

    Misaotra Pasteur Amen

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    misaotra fampianarana Pastera

  • @rijaerickratefiarivony7465
    @rijaerickratefiarivony7465 7 ปีที่แล้ว

    Miarahaba antsika rehetra, ho fanatsaràna dia nahisaka any @ chaîne siteweb.ankadifotsy@gmail.com ny toriteny isan'alahady. Ity ny toriteny alahady 12 marsa 2017 teo th-cam.com/video/LxBYn7ncxgg/w-d-xo.html . Mirary soa antsika.

    Miarahaba antsika rehetra, mba ho fanatsaràna dia nafindra any amin'ny chaîne siteweb.ankadifotsy@gmail.com ny toriteny isan'alahady. Ity ny toriteny alahady 12 marsa 2017 teo th-cam.com/video/LxBYn7ncxgg/w-d-xo.html . Mirary soa.

    • @randrianaivofaraniaina5253
      @randrianaivofaraniaina5253 ปีที่แล้ว

      misaotra pasitera tahian i Jeso enao sy ny ankohonanao amen mety mihitsy le namindrana le izy ao amin i site web io fa tena migobona le feo dia tsy henoko tsara fa miezaka ihany aho mihaino de henoko ihany ka misisika hoy pasitera dia misisika aho mihaino misaotra tompoko

  • @rijaerickratefiarivony7465
    @rijaerickratefiarivony7465 7 ปีที่แล้ว

    Miarahaba antsika rehetra, noho ny fanatsaràna dia nahisaka any amin'ny chaîne siteweb.ankadifotsy@gmail.com ny toriteny isan'Alahady. Ity ny toriteny alahady 12 marsa 2017 teo th-cam.com/video/LxBYn7ncxgg/w-d-xo.html . Mirary soa.

  • @rijaerickratefiarivony7465
    @rijaerickratefiarivony7465 7 ปีที่แล้ว

    Miarahaba antsika rehetra, ho fanatsaràna dia nahisaka any @ chaîne siteweb.ankadifotsy@gmail.com ny toriteny isan'Alahady. Ny toriteny 12 marsa 2017 dia th-cam.com/video/LxBYn7ncxgg/w-d-xo.html . Mirary soa antsika rehetra.

  • @rijaerickratefiarivony7465
    @rijaerickratefiarivony7465 7 ปีที่แล้ว

    Miarahaba antsika rehetra, ho fanatsaràna dia nahisaka any @ chaîne siteweb.ankadifotsy@gmail.com ny toriteny isan''alahady. Mirary soa antsika rehetra.

  • @staviamatiana4257
    @staviamatiana4257 7 ปีที่แล้ว

    Tsy anompo afatsy Jesoa Kristy aho

  • @holyrakoto4264
    @holyrakoto4264 7 ปีที่แล้ว

    tiko loatra zany raha torinteny makasitraka re tompoko ô

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    misaotra re

  • @holyrakoto4264
    @holyrakoto4264 7 ปีที่แล้ว

    makasitraka foana e! ny Tompo anie hanafy hery mandrakariva

  • @randrianasolofenosoa1589
    @randrianasolofenosoa1589 7 ปีที่แล้ว

    tsara jesosy

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    misaotra ny fampianarana

  • @nyfitiapascal8800
    @nyfitiapascal8800 7 ปีที่แล้ว

    mifankatiava ihany raha mbola velonaina....

  • @nyfitiapascal8800
    @nyfitiapascal8800 7 ปีที่แล้ว

    Raha manadino anao aho ry Ankadifotsy...

  • @mendrikajaratefinanahary1903
    @mendrikajaratefinanahary1903 7 ปีที่แล้ว

    Amen mitsaotra an 'Andriamanitra noho ny hambehan famindrampony misaotra anao koa pasitera nitondra ny hafatra

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    Tsara ny Tompo e

  • @staviamatiana4257
    @staviamatiana4257 7 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra

  • @holyrakoto4264
    @holyrakoto4264 7 ปีที่แล้ว

    misaotra betsaka fa tena nahazo lesona be indray e ! dia ny mba hivavahantsika dia tsy hianareo ao Ankadifotsy ihany no hifankatia fa isika Malagasy rehetra mihitsy

  • @holyrakoto4264
    @holyrakoto4264 7 ปีที่แล้ว

    tena marina zany fa za zao aty liban maheno anao Pasteur misaotra e!

  • @ramarolahyary2647
    @ramarolahyary2647 7 ปีที่แล้ว

    Misaotra Pasitera fa mamelona ny fo sy saina amam-panahy hatrany ho an'izay mihaino ny toriteninao. Tahian'ny Tompo mandrakariva ianao sy ny ankohonanao tompoko.

  • @holyrakoto4264
    @holyrakoto4264 7 ปีที่แล้ว

    mankasitraka indrindra e!

  • @moinaandrianoro266
    @moinaandrianoro266 7 ปีที่แล้ว

    Tena namapahery fa mankasitraka Dada a

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    misaotra aminy fampianarana Tompoko

  • @ruuygsed3878
    @ruuygsed3878 7 ปีที่แล้ว

    Misaotra Jesosy dia misaotra an Pasitera koa Tahin.ny Jesosy

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    misaotra Pastera a voninahitra an ANDRIAMANITRA irery ihany

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    misaotra fampianarana pastera a

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    tsara ny Tompo e

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    tsara ny Tompo e

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    misaotra Pstera

  • @rasoanaivonalimananaaina4083
    @rasoanaivonalimananaaina4083 7 ปีที่แล้ว

    Bonjour Rija Erick, Aina NMPF fjkm Ankadifotsy. Fangatahana raha azo atao dia mba fenoy ilay titre, ny anaran'ny Mpitondra hafatra sy ny fiangonana satria izao tontolo izao no mahita, mijery sy mihaino ilay toriteny eto amin'ny TH-cam . Misaotra indrindra ary mirary soa.

    • @rijaerickratefiarivony7465
      @rijaerickratefiarivony7465 7 ปีที่แล้ว

      Miarahaba nahatratry ny taona 2017, voaray ny soso-kevitrao. Kanefa, sao dia lasa lava loatra indray ilay titre raha hampiana ny anaran'ny mpitondra hafatra sy ny fiangonana. Amin'izao fotoana mantsy efa miseho ao anatin'ilay vidéo ny fiangonana sy ny anaran'ny mpitondra hafatra ary koa efa ao anatin'ny mots clés mifandraika amin'ilay vidéo ireo mba hahamora ny fanaovana recherche

    • @landyniaritsiryravoniandro9182
      @landyniaritsiryravoniandro9182 7 ปีที่แล้ว

      Rasoanaivo Aina