An'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy ka omeny izay tiany omena azy (Genesisy 26.1-16)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 3 เม.ย. 2024
  • Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara
    NOMEN'NY TOMPO HO ANAO IZAO REHETRA IZAO
    1. Ary hoy rainy taminy : Anaka, ianao eto amiko mandrakariva, ary anao avokoa izay rehetra ananako.
    2. Mangataha amiko, dia homeko ho lovanao ny Jentilisa ary ny faran'ny tany ho fanananao.
    3. An'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy. Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy.
    4. Dia homeko anao ny rakitra ao amin'ny maizina sy ny harena nafenina ao amin'ny mangingina, mba hahafantaranao fa Izaho no Jehovah Izay miantso anao amin'ny anaranao, dia Andriamanitr'i Israely
    5. Aoka ho fantatrareo fa i Jehovah no Andriamanitra; Izy no nanao antsika, ary Azy isika,dia olony sy ondry fiandriny.
    6. Ahy ny volafotsy, ary Ahy ny volamena, hoyJehovah, Tompon'ny maro.
    7. Fa Andriamanitra lehibe i Jehovah, ary Mpanjaka lehibe ambonin'ny andriamanitra rehetra Izy. Eo an-tanany ny fitoerana lalina amin'ny tany; ary Azy ny tendrombohitra avo. Azy ny ranomasina, fa Izy no nanao azy; ary ny tany maina dia noforonin'ny tanany.
    8. Ka dia aza misy manao olona ho reharehany; fa anareo ny zavatra rehetra : na i Paoly, na i Apolosy, na i Kefasy, na izao tontolo izao, na fiainana, na fahafatesana, na ny zavatra ankehitriny, na ny zavatra ho avy; dia anareo izany rehetra izany; ary ianareo an'i Kristy ary i Kristy an'Andriamanitra.
    9. Ary hahita izany ianao ka ho miramirana, dia hiemponempona sady hohalehibeazina ny fonao; fa hoentina ho anao ny haren'ny ranomasina, ary hafindra ho anao ny fananan'ny firenena.
    Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS CLES ireo ao @ Baiboly :
    (1) Lioka 15 : 31
    (2) Salamo 2 : 8
    (3) Salamo 24 : 1
    (4) Isaia 45 : 3
    (5) Salamo 100 : 3
    (6) Hagay 2 : 8
    (7) Salamo 95 : 3 - 5
    (8) I Koritiana 3 : 21 - 23
    (9) Isaia 60 : 5
    ****************************
    MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES :
    1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR:
    / mesversetsbibliquespre...
    2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR :
    / mesespacesevangeliquesdr
    3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR :
    / mesvideosevangeliquesdr
    4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR :
    / tsaranytompoisanandrodr
    5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR
    / hoavyikristyvononavehi...
    CONTACT :
    1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39
    2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com
    3. LINKED IN : / doctor-rivolala-andria...
    4. TWITTER : / docrivolala
    5. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina
    6. FACEBOOK : / docteurrivolala
    7. ASSOCIATION CALDEN : caldenmadagascar.blogspot.com/...
    JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20)
    QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

ความคิดเห็น • 1