@@miorenatsaraazamiova7814 misaotra fa toriteny fampaherezana no ilaina @ zao zavamisy eto @ zao tontolo izao _fa variana loatra @ ity aretina mandringana ity no indraindray be loatra ,faly mitanisa atontan'isa eto fotsiny ,vao may faly ny devoly
Amen tena marna zany rahavavy Misaotr betsaka nitory satria nanakasika ny foko be le teny 😢😢🙏🙏🙏 Misaotr betsaka de voninahitra Hoan'Andr/tr irery ihany ❤️🙏
Misaotra amin'ny fampaherezana sy fananarana Tenin'Andriamanitra , Amen .
Amen misaotra jesosy ah voray njay teninao taminy anjoany amen makasitraka ravavy ah 🙏🙏🙏🙏
Amen tena marigny zany rahavavy malala ô
Nahakasika ny foko be ilay teny fampianaragna nitorinao rahavavy misaotra betsaka aminy sakafom-panahy izay nitorinao foninahitra hoany Andremanitra fiadanana hoantsika rehetra deraina ane Andremanitra 🙏🙏🙏👏👏👏❤️
Amen! Voninahitra ho an'i Jesosy irery ihany, mitomboa hatrany amin'ny fahasoavana, sambatra izay mangetaheta ny fahamarinana, tahin'i Jesosy rahavavy malala
AMEN AMEN AMEN misaotra betsaka nizara vavaka enga anié andriamanitra hanampy atsika grasse à dieu au nom de seigneur Jésus que Dieu nous bénisse
Amen, ny Tompo hitarika anao @ lala-marina rehetra,ny fiadanany Tompo ho aminao sy ny ankohonanao
@@miorenatsaraazamiova7814 misaotra fa toriteny fampaherezana no ilaina @ zao zavamisy eto @ zao tontolo izao _fa variana loatra @ ity aretina mandringana ity no indraindray be loatra ,faly mitanisa atontan'isa eto fotsiny ,vao may faly ny devoly
Amen tena marna zany rahavavy Misaotr betsaka nitory satria nanakasika ny foko be le teny 😢😢🙏🙏🙏 Misaotr betsaka de voninahitra Hoan'Andr/tr irery ihany ❤️🙏
Amen misaotra Ray o misaotra rahavavy ee
Voninahitra ho an'Atra irery ihany. Misaotra ny mpanompony, manaiky ho fitaovana mitondra ny tenin'Atra. Mitady fampaherezana tokoa @ izao fotoana izao. Misaotra Jesosy tianay fa manakambara isan'andro ianao.
Tena marina tompoko 🙏
hotahina mihotra nony vevavy rehetra anao ka mahereza aminy asany TOMPO, hoan'ny Jesosy anehy ny voninahitra mandrakizay Amen
Amen ! ny TOMPO no omenao voninahitra
Amen misaotra rahavavy nanome teny fitoriana vavaka
AMEN, misaotra tompoko
Alleluia Amen, mankasitraka indrindra
AMEN ! TOMPO feno fananjana tanteraka Anao
Amen!! Misaotra Tompo @ TeniNao a!!
Amen, ho aminao ny fiadanany Tompo
Amen . Merci bcp madame . Sa me touche bcp tout ceque vous dite la ❤❤❤❤
Amen!
Amen .
Tena marin izan .
Misaotra betsaka Tompoko 😍Andriamanitra Anie hitahy anao💞
Marina izany ranambavy aho @ Tompo tohizo fa tsara, mampianatra atrany Jesosy deraina Izy.
Amen! Voninahitra ho an' i Jesosy irery ihany, ny fiadanan' i Tompo ho aminao sy ny a kohonanao.
hsssss!
Allelouia ❤🌷🌺
misaotra betsaka nizara .
Amen
nisaotra @ fifampizarana tsara jesosy
Misaotra Jesosy ny @ fanoroanao ny lalanao
Amen