Tantara gasy --- I SETRA 👉🏻👉🏻 Tantara Malagasy RFM

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 1 ก.พ. 2025

ความคิดเห็น • 81

  • @brendahannahbrianda2389
    @brendahannahbrianda2389 3 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitra tompoko oo tsy mankaleo ny mahaino tantara nareo🙏

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ny mpanoratra & mpilalao !
    Tena hoe tsara loatra ny tantara !
    🎧❤️😍🇲🇬 🇱🇧

  • @marielesage370
    @marielesage370 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro jiaby tompoko tegna mahafinaritra be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 4 ปีที่แล้ว +2

    Tantara zany ka tantara ! Tsara Sady mamplhl ! Misy lesona s'y anatra betsk azo tsoahn anreo tafika manamboninahitra manao n'y kely ts mb mamindro ! Mahery fo i Setra ! Mankasitraka anao mpanortr s'y ianareo mpilalao rhtr ary Ianw mpizara tompoko ! Tsaramandry daolo tompoko oo

  • @gerardmaella6985
    @gerardmaella6985 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra nareo rehetra o tena faly mihaino ny tantaranareo 🙏🙏😍😍😍😍😍😍

  • @finaritrarakotondramanana8857
    @finaritrarakotondramanana8857 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka ,noverenako nohenoina fa tena tsara be mihitsy😍

  • @kadi1alytrui441
    @kadi1alytrui441 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitra tompoko oh tena mafinaritr be tantara nareo 😍😍😍😍

  • @nessyrawns8405
    @nessyrawns8405 5 หลายเดือนก่อน

    Misaotra nizara. Mhay y mpanoratra

  • @evamalala1293
    @evamalala1293 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra nizara tsara no maha-torotoro fo ilay tantara misaotra mpanoratra mankasitraka 😘😙😘

  • @samrasamra1208
    @samrasamra1208 4 ปีที่แล้ว +1

    Hieno sady hanome fisaorana tompoko oo hafa ihany tantara soratany Simon Nomenjanahary de mirary alina mafinaritra daholo

  • @juannarodlish3954
    @juannarodlish3954 4 ปีที่แล้ว

    Miandr tantar volatantely tompok rah mety misaotr mialoh 🙏🙏🙏🙏❤❤❤❤😘😘😘😘✌✌✌✌

  • @juannarodlish3954
    @juannarodlish3954 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotr betsak tompok faly ref maheno tantar ny RFM ✌✌✌🙏🙏🙏❤❤❤😘😘😘

  • @jocelynelydiah9595
    @jocelynelydiah9595 4 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka sahady miandry oi😍😍🥰

  • @vanemarie1884
    @vanemarie1884 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka topokoo 😊😋🇰🇼🇰🇼🎧🎧

  • @patriciaposia
    @patriciaposia 4 ปีที่แล้ว

    TENA latsaka ny ranomasoko eo ampihainoana le tantara fa tohana ny fo tena mapalahelo b i lisy mapietrim po le hirany ny TARIKA

  • @kuwaitea3107
    @kuwaitea3107 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra nizira topoko ❤️🙏🇲🇬

  • @fjvh4385
    @fjvh4385 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsak 😍😍😍😍😍

  • @sabrinamarie2519
    @sabrinamarie2519 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka🥰🙏

  • @faratina5458
    @faratina5458 4 ปีที่แล้ว +1

    Mba tonga aloloa za 😍😍

  • @zoefaly4541
    @zoefaly4541 4 ปีที่แล้ว +6

    Tena mangetaheta TANTARA R.F.M (Simon) mihitsy 😊

  • @jocelyneletruong737
    @jocelyneletruong737 4 ปีที่แล้ว

    Superbe histoire avec de la bonne musique, merci cordialement !

  • @norombola5817
    @norombola5817 3 ปีที่แล้ว +1

    TAMPINA alahelo ny foko mihaino ity tantara ity
    Indrisy ry fiainana
    Tsy afaka manaotra ny olombelona 😭😭😭😭😭😭😭
    Mankasitraka indrindra ny mpanoratra sy ny mpilalao rehetra
    Tokony mbola hitohy ity tantara ity Indrisy
    Ny feonkira koa tsara be
    Lafatra ka lafatra

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  3 ปีที่แล้ว

      Afa po v Noro an! Ianao v le Noro ao @ le Tantara iray ato?😅

    • @norombola5817
      @norombola5817 3 ปีที่แล้ว +1

      @@GasyRAKOTO 😂😂😂😂

  • @ravaoolyvia4667
    @ravaoolyvia4667 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka eee 💖 🙏

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 4 ปีที่แล้ว +1

    Msaotra njinja

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 4 ปีที่แล้ว

    😭😭😭😭😭😭😭😭tena tsy tagnako ranomasoko teto ampihenona ny fitsarany raolombelogna 💔💔💔💔💔💔💔

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 4 ปีที่แล้ว +2

    I Setra Tia setrasetra 😂😂😂😂

  • @lucianasara9768
    @lucianasara9768 4 ปีที่แล้ว +1

    misotra betsaka fatena makafibe tantara setra teny mety mintsiny ra apiarina io tantara io

  • @andrianajaranaivoarivelo1800
    @andrianajaranaivoarivelo1800 4 ปีที่แล้ว

    tena tsara le tantara tokony hoe angalana réalisateur pro mitsi de tena atao film amzai fa le tantara aza izi tena efa tsara

  • @ambanymasotsyhita6614
    @ambanymasotsyhita6614 5 หลายเดือนก่อน

    Mankasitra fa tsara loatra ilay tantara mandatsa dranomaso mihintsy henoko mihintsy ny fahamarinan ilay tantara mahay ilay mpanoratra

  • @harivelorix747
    @harivelorix747 4 ปีที่แล้ว

    💔😢🌹❤️💖👍👏🙏🙏 misaotra betsaka tompoko 🙏🙏🙏 miangavy azafady tompoko tokony hisy tohiny 🙏🙏🙏🤔

  • @cepreseau7228
    @cepreseau7228 4 ปีที่แล้ว +1

    Msaotra mialouh oooo!!! miandry mo zay knou

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  4 ปีที่แล้ว

      Ts’isy fisaorana o! Afaka mi tchat en direct tsika mandritra ny diffusion en premiere.

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 2 ปีที่แล้ว

    Makasitraka n'y fizaranareo tompoko misaotra betsaka nizara

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka Nizara Tompoko 🎧💞💞🔥👌🇲🇬!

  • @dinanaddih3825
    @dinanaddih3825 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra fa ity le tohiny 😀

  • @monikamonika5293
    @monikamonika5293 3 ปีที่แล้ว

    Makasitraka tompoko oh tiako be tatara

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka Simon Nomenjanahary fa tena mahay manoratra ianao , tena hoe miaina anatin'ilay tantara mihitsy

  • @rafaliarimananafenomalala8022
    @rafaliarimananafenomalala8022 ปีที่แล้ว

    tena lesona sy anatra misaotra betsaka

  • @fenoguerlavais5466
    @fenoguerlavais5466 4 ปีที่แล้ว +1

    Makasitraka sahady

  • @mireillemadeleine2354
    @mireillemadeleine2354 4 ปีที่แล้ว

    Latsak n ranomasok nihaino ity tantara ity

  • @rakotohasina1675
    @rakotohasina1675 4 ปีที่แล้ว

    Aiza le tohiny volatatelinay

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 4 ปีที่แล้ว

    Tena tsara lotra lay tatara

    • @GasyRAKOTO
      @GasyRAKOTO  4 ปีที่แล้ว

      👍 Miangaly! Ny antsika ny Tsara fona no ifampizarana e!

    • @miangalyfinona8595
      @miangalyfinona8595 4 ปีที่แล้ว

      @@GasyRAKOTO makasitraka bedabe !🙏🙏

  • @zoerazafiarinelina2831
    @zoerazafiarinelina2831 2 ปีที่แล้ว

    tena nanohina mafy tao am-po ary tena nahatonga saina ny sangan'asa tantara toy ity,. Tantana kanefa tena hiainan'ny zanak'olombelona ? Nosokajiana ho anisan'ny fialamboly ny fihainoana ny tantara , ambava homana, am-po miheritreritra.... Mankasitraka indrindra tompoko

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 4 ปีที่แล้ว +2

    Eto zaho d voiheno d efa manolotra ny fankasitrahana hoany Manoratry sy Manolotra ♥ ❤ 💖 Mirary koa ka Mirary anareo mba hoambinin Andriamanitra hatrany @ ato rehetra Tompoko o! 💗💖💝💕💓💘🇲🇬🇲🇬🇲🇬🧡❣💜🤍💚❤💛💙🇰🇼🇰🇼🇰🇼💙♥️💞💗💖💝💕💓💯/💯💚💚💚

  • @amjrmarei5126
    @amjrmarei5126 ปีที่แล้ว

    Ity mb tohiny ilay tantara lolo vokatra iny

  • @patriciaposia
    @patriciaposia 4 ปีที่แล้ว +1

    TENA makafy tanteraka Meur SIMON ah ! Tena talentanao le izy ARY mahavelom panotaniana hoe TENA toetrana v sa de tantara fotsiny fa tena sambatra raha otrany daholo n'y tien tsaina ny rehetra

  • @angellahirene5938
    @angellahirene5938 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra anareo nizara indray o mankasitrak tanterak tompokooooo🙏🙏🙏🙏✌️✌️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬✌️✌️🇰🇼🇰🇼🇰🇼🇰🇼💞💞💞💞

  • @mampiononamampionona1751
    @mampiononamampionona1751 4 ปีที่แล้ว +1

    merci beaucoup ❤❤❤❤❤

  • @safidy6782
    @safidy6782 4 ปีที่แล้ว +1

    Merci o

  • @GasyRAKOTO
    @GasyRAKOTO  4 ปีที่แล้ว +12

    Aza adino mi s’abonner @ chaîne tsika tompoko!

    • @myriameramanate5027
      @myriameramanate5027 4 ปีที่แล้ว

      Ok! Mankasitraka e!

    • @hyaqht9
      @hyaqht9 4 ปีที่แล้ว

      Faha firy mo ty favy nieno izity za saingy tsy nitohy de tsy harako

  • @hyaqht9
    @hyaqht9 4 ปีที่แล้ว

    Bon après midi daholie

  • @pungaroda1234
    @pungaroda1234 4 ปีที่แล้ว

    Weee misaotr betsakiee

  • @sarindrasayda2612
    @sarindrasayda2612 4 ปีที่แล้ว

    makasitrak o ,tsar b 😍

  • @tahinjanaharymaminiaina9224
    @tahinjanaharymaminiaina9224 4 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra o, mankasitraka

  • @rakotohasina1675
    @rakotohasina1675 4 ปีที่แล้ว

    Merci beaucoup

  • @marieclaireaugustave2337
    @marieclaireaugustave2337 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra indrindra oa @ hira ny Ainga oa, mankasitraka indrindra é

  • @rixdjani6143
    @rixdjani6143 4 ปีที่แล้ว

    misaotra betsaka. manantena ny fisian'ny tohiny tompoko

  • @christinamioty3197
    @christinamioty3197 4 ปีที่แล้ว

    Mercii beaucoup f io le nedrasn f tong

  • @raniraniranirani7423
    @raniraniranirani7423 4 ปีที่แล้ว

    Efa mametraka ny fisorana nade eto apihanoana aza jaho fa raha tonga naheno ny reonareo rahetra jaho de tonga tiko

  • @suzelleanya9353
    @suzelleanya9353 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka tompoko
    Iza kay le manao hira @ le Setra ande igny azafad

    • @rabezarahermane5455
      @rabezarahermane5455 4 ปีที่แล้ว

      Omban-komanana zany fantaniana zany

    • @Ilaynosy
      @Ilaynosy 4 ปีที่แล้ว

      @Suzelle Anya fisarahana an'i Koike

  • @patrickpatrick4911
    @patrickpatrick4911 4 ปีที่แล้ว

    Ten tsar le tantara rfm fa mankasitrak ny mpandef o

  • @thierryfanambinantsoa5599
    @thierryfanambinantsoa5599 4 ปีที่แล้ว

    Mirary soa ho antsika rehetra

  • @aghvcg3236
    @aghvcg3236 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko

  • @melissaideally861
    @melissaideally861 4 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka erampo erantsaina ré tompoko f d namaly n'y hetahetanay mpankafy ianao mpizara ; ianw mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr k samy ho Tahian Tompo daolo tompoko ary vo hanomboka hiaino k d hankafy tokoa ary hiaino ampifalina

  • @gerardmaella6985
    @gerardmaella6985 4 ปีที่แล้ว

    Misaotra re topoko o

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 4 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra sahad tompok

  • @KWt-m3q
    @KWt-m3q 6 หลายเดือนก่อน

    Zh @zao tehanaraka be tantaran simo vao2 nefa ts mafantatra tsony,,,titre ......

  • @soadeliviette5509
    @soadeliviette5509 4 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko