Makasittaka o hafa iany oa tatara lalaoviny Simon Nomenjanahary ato !!zavatra tena hiainana sy matetika pahazo ny akizy miasa amy tany arabo mitsy na aty aminay kuwaiti aza de tena zavatra misy io!!
Ny-ainan'i Nikita marina ve zany fijaliny maha mainty azy sy maha vehivavy azy zany Tompoko ..? histoire véridique..? Sa nalaina tamna koky io . Non kosa e ! So fa Christiana Nikita...avotra izy Ary Fenitra ,Nikita ...Dr young .. hiainanareo tena velona ny tantara latsaka ao anatiny mihitsy izahay mpihaino. Misaotra FENITRA a !matotra be.
Tena mampalaelo tokoa n'y tantara izany. Efa ela moha izity ,fa raha n'y falalako Dia Firenena tena latsaka akady i Libanais amizao fotohana izao , misaotra betsaka tompoko nizara
Oh faly ery vao nahita oe tantaran RFM k d misaotra s'y mankasitraka erampo erantsaina anao lalandv Gasy Rakoto ary koa ianao mpanortr Atoa Simon Nomenjanahary ;s'y ianareo mpilalao Rhtr RFM koa d ho ela vélona s'y misondrota@ avo ndrindra tompoko ;vao hanomboka hiaino k d mankatelina eh d ho ela vélona koa anie n'y RFM !
Ela ny miandry tompoko oo efa zatra miheno tantara lalaovinareo ato @ radio feon'ny mania fona ka lasa tsy misy taviny ny haf amik de mankasitraka Gasy Rakoto
Tsara ilay tantara fa tsy misy sinoa manana hôtel aty ko.na sehatra asa hafa ankoatran aide tsy ampidiran Libanais olonkafa raha tsy hoe Frantsay américains sns fa raha mainty hoditra hmmm sady raciste zareo (am mainty) raha manambady zareo matetika lehilahy mahantra tsy mahatakatra ny vehivavy libanaises matérialistes no alainy vady philippine bengladesh afrikanina fa matoa acceptée sy tian fianakaviana nefa mainty hoditra dia zanaka deba na associée any Afrika de l'est izy zay satria zareo Deba mpitady vola any.Ny sans papier koa aloha dia maro be aty misy faute mpampiasa misy faute ny ankizy .Zaho manana namana maro taloha tany fa misy gasy tonga tany tena fa kaka sygalofantsy avy and Mada fa ny vytsy mikontrana irery koa fa rehefa manao tsara dia tsara zareo fa rehefa nivadika am fanarahana zay na1/100 1aza tonga dia Mpandainga mangalatra na kamovelona makorely no antsoindreo anao .courage les filles
Misaotra betsaka atrany , mba miandry tantara nareo vaovao tompoko 🇲🇬🇲🇬❤❤❤
Merci beaucoup tena tsara ny tantara ♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️
Merci beaucoup. Tena tsara lay tantara.. 👌😍😍😍😘
De rien Léa ! 👍 Aza adino mi s’abonner raha Mbola tsy nanao an! Merci e
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
Msaotra atrani dray nanome anai . Zao vo iheno 🙋♀️🎧❤
Mankasitraka indrindra fa tena mampieritreritra ity tantara ity.
Misaotra anao Lily manaraka hatrany!
Misaotra betsaka ô 🎧🔥👌🇲🇬😍
Ts mis fisaorana Mariella
Bonjour daholie mirary ntontolo andro sambatra ho anareo jiaby merci ho anareo mpialao sy mpiasa radio mieno ato 🙏🙏
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko tegna mampalahelo lay tantara miandry ny tantara vaovao indray ❤❤❤❤❤❤
Misaotra betsaka fa tena tsara 🥰🥰🥰🥰🥰🥰
Eny Chantal a
Sambandrah mba tsy nitampahany2 TH-cam tantara ty .fa matetik refa misy hira vahiny ao anatin .de tapatapak .fa ray ty de 👍👍
Misaotra nizara o!!
misaotra betsaka topoko 😍😍
Tsara safidy ilay hira. Merci beaucoup
Bon nuit dahol samb tht
Misaotr sahad fa rampitso mihain ❤❤🙏🙏🙏
Rdv any Liban ndray rahampitso ny Tantara e!
Misaotra indrindr tompok 🙏🙏🇲🇬🇲🇬✌️🇰🇼🇰🇼💞💞💞💞
👍
Mankasitraka indrindra Tompoko o! Indrisy ry fiaignana ❣💜♥️💝💖🤍💙💞💚💛🧡💗🇲🇬🇲🇬🇲🇬💘❤💕💓💗💙💞💚🤍🇰🇼🇰🇼🇰🇼❣💜♥️💝💖🤍💙💞💚💛🧡💗
Misaotr betsak nizara oooh
ela zay nihenok tantara fa feony mania hafa mints
👍
salm tompoko makasitraka indrindra de marary tontolo andro mafinaritra👍👍
Tena zavatra misy io ntantara io maro mihaina aminio ntantara misy aza mamohy ny haina mihitsy 😭😭😭😭😭
Tena marina izany Rahavavy a
Merc tena javamisy io tatara io sady miaina aminy fijaliana miaina aminy arabo reto tena mapalahelo
Samy masina an-taniny izany ko!
Tena zava-misy am firenena hafa, Misaotra tompoko ô !
La vie n’est pas toujours belle an!
Mankasitra tompoko 🙏🙏
Ndryyyy misaotra indrindra
Ndii
Misaotra indrindra gasy rakoto mbl ato zahay ee😅😅😍🥰
Rdv rapitso maraina ndray e!
@@GasyRAKOTO mankasitraka indmiandr tompoko 🥰😘🙏🙏🙏🙏🙏
Misotra indrindra @ tolotra f tena mahafinatra zav misy efa nandalovana ,makasitra tompoko 💝💝💝
Arahabaina Tsy math do aman’ Aina izany!
Makasittaka o hafa iany oa tatara lalaoviny Simon Nomenjanahary ato !!zavatra tena hiainana sy matetika pahazo ny akizy miasa amy tany arabo mitsy na aty aminay kuwaiti aza de tena zavatra misy io!!
Fa tsy toy izany daholo kosa angamba e!
Misaotr fa tsara ❤️
👍
Misaotra hatrany nizara,
👍 Nani
Dans 8heures mifankahita zany . 😂😂😂 Haverina henoina ity demain
Ny-ainan'i Nikita marina ve zany fijaliny maha mainty azy sy maha vehivavy azy zany Tompoko ..? histoire véridique..? Sa nalaina tamna koky io .
Non kosa e ! So fa Christiana Nikita...avotra izy
Ary Fenitra ,Nikita ...Dr young .. hiainanareo tena velona ny tantara latsaka ao anatiny mihitsy izahay mpihaino. Misaotra FENITRA a !matotra be.
merci beaucoup 💋💋💋💋💋
Marina misy any Liban ny lazainity tantara ity. Merci
Tsy Liban ihany fa pays Arabe rehetra io
Mankasitraka
Misaotra
Tena mampalaelo tokoa n'y tantara izany.
Efa ela moha izity ,fa raha n'y falalako Dia Firenena tena latsaka akady i Libanais amizao fotohana izao , misaotra betsaka tompoko nizara
Merci beaucoup eee
Au plaisir Hasina a
Oh faly ery vao nahita oe tantaran RFM k d misaotra s'y mankasitraka erampo erantsaina anao lalandv Gasy Rakoto ary koa ianao mpanortr Atoa Simon Nomenjanahary ;s'y ianareo mpilalao Rhtr RFM koa d ho ela vélona s'y misondrota@ avo ndrindra tompoko ;vao hanomboka hiaino k d mankatelina eh d ho ela vélona koa anie n'y RFM !
👍
Tena zava-misy @tany Arabo marina ty tantara ty😥 ,mankasitraka nareo ry SIMON NOMENJANAHARY sy mpiaramiasa aminy rehetra oo .
👍
Tena zava-misy mints ty ary tena mampalahelo
mankasitraka tompoko ooo
Eny tompoko o
Mankasitraka e
mankaitraka indrindra eee
👍
Misaotra betsaka tompoko
👍 Soa
Misaotra nizara tompoko
Ela ny miandry tompoko oo efa zatra miheno tantara lalaovinareo ato @ radio feon'ny mania fona ka lasa tsy misy taviny ny haf amik de mankasitraka Gasy Rakoto
zaaaaaaa.a
AS A
Mankasitraka indrindra ee
👍
👍
Mankasitraka indrindra tompoko.
Mankasitraka indrindra tompoko ô 😪😪😪😪😪
Ndrii
Ndrii
Misaotra betsak tompoko ô
Tsy misy fisaorana tompoko
Tsara ilay tantara fa tsy misy sinoa manana hôtel aty ko.na sehatra asa hafa ankoatran aide tsy ampidiran Libanais olonkafa raha tsy hoe Frantsay américains sns fa raha mainty hoditra hmmm sady raciste zareo (am mainty) raha manambady zareo matetika lehilahy mahantra tsy mahatakatra ny vehivavy libanaises matérialistes no alainy vady philippine bengladesh afrikanina fa matoa acceptée sy tian fianakaviana nefa mainty hoditra dia zanaka deba na associée any Afrika de l'est izy zay satria zareo Deba mpitady vola any.Ny sans papier koa aloha dia maro be aty misy faute mpampiasa misy faute ny ankizy .Zaho manana namana maro taloha tany fa misy gasy tonga tany tena fa kaka sygalofantsy avy and Mada fa ny vytsy mikontrana irery koa fa rehefa manao tsara dia tsara zareo fa rehefa nivadika am fanarahana zay na1/100 1aza tonga dia Mpandainga mangalatra na kamovelona makorely no antsoindreo anao .courage les filles
Tonga nu nandrasana