Tantara gasy --- ALOKA ROA SAMY HAFA👉🏻👉🏻Tantara Malagasy RFM
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 19 ม.ค. 2021
- Tantara gasy: Tantara Malagasy
Radio Feon’i Mania
Indray mihaino afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy - บันเทิง
mikoa satroka zao aminao panoratra fa tena ejana anao ka aty mahajanga zao no mihaino anilay tantara fa tena miafatra sumon nomejanahary misaotra betsaka anao topokoo afapo tanteraka zay aty
Mercu elaela ja jay tsy naheno tatara nareo mercu
Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🏽👍🏾🎧🥰🎧🥰🎧🥰🎧
👍 Yvette! Tsy misy fisaorana tompoko
Tsar kosa
Mankasitraka indrindra manokana Andrematoa GASY RAKOTO @ fanolorana tantara vaovao anay fona Tompoko o! ❣❣❣❣❣❣
Tsy misy fisaoran re Ramatoa Sidonie o! 👍
De vo sahiny mahery n'y milaza eo imasony be iany mandokadoka an Ranja na def diso eh
Merci fa tsara eh💃💃💃
Misaotra betsaka indrindra fa tena lafatra 😘❤️🌷💐
Ao ka marina Andrea a! ☺️
Tiko fona Ny miheno ity tantara ity na de efa henoko aza Makasitrak gasy Rakoto😘😍
Merci beaucoup tena tiko ntantara lalaovanareo
Misaotra ny RFM tsika e
Mankasitraka Tompoko ô🎧😍🔥🇲🇬👌
Misaotr betsaka 😍😍😍😍
Eto ampihainona d misaotra ny panoratra sy ny mpilalao rehetra, tsara le tantara miandry ny manaraka d tongava am ambony atrany efa niaino tamn 2018 tany Ambatofotsy niaraka taminy sakaiza zay lasa vady ankehitsiny fa matsiaro d miaino ndray e, zay vo tafa comente d merci fa tsara le tantara e😊❤
Mampitomany ahy mihaino ty tantara ty, malahelo ny foko , tsy ireo mpilalao akory no mampalahelo f ilay toe-pitiavana.
On dit:"Sache qu'on restera avec quelqu'un par amour, pas à cause d’une promesse.",nefa eto d tena oe promesse no ijanonanle Mahery @Bienvenue,
Marina be koa ty:"Les gens changent. Les envies changent. Et vous même, changez."
Aujourd’hui, tout va bien dans votre couple. Qu’en sera -t-il demain ?
Qui serez-vous ? De quoi aurez-vous envie ? De quoi aura envie votre partenaire ? Est-ce que vos objectifs de vie seront toujours alignés ? Est-ce qu’il aimera la personne que vous serez dans 10 ans ? Et vous, aimerez-vous qui il sera dans 10 ans ?
Vous ne pouvez pas le savoir car vous ne saurez pas qui vous serez et ce que vous voudrez.
Pour cette raison, vous ne devez pas faire de promesses d’amour et de relation éternelle. Même si vous aimez réellement votre partenaire.
Et vous ne devez pas non plus attendre que l’on vous en fasse.
Makasitraka nizara fa tena tsara afak andro mht
Present indray tompoko de misaotra sy mankasitrak 🙏🙏🇲🇬🇲🇬✌️🇰🇼🇰🇼💞💞💞💞
👍 Angellah! Elaela an!
Eo ihany re tompoko mercie
Msaotra atrani nanome ndray 🎧❤🙋♀️
👍 Maria! Mankasitraka nanaraka o!
Tsara tena tsara
Tena tsar fa misaotra indrindra ❤❤
Mankasitraka oooh.
Mankasitraka topoko ❤❤
Mankasitraka indrindra fa Tena misy Marina ve ireo Matoto hafaka miseho vatanolomelona reo
Misaotra nizara tompoko 🙏😍
👍 Mayaa! Ts mis fisaorana o
Tsara loatra f mankasitraka
Misaotra betsaka indrindra oo eto ampihenoan azy zao sd mipasoka lamba ny ramose 😂😂🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇰🇼
😅😅😅 Ramse mipasok ?
Tena zavamisy io
Humour
Misaotra betsaka tompoko 🙏
Tsy misy fisaorana tompoko! Faly aho rehefa afa po ianareo
Eto ampiahainona ny iray miandry anty,misaotra mialoha e
Misaotra hatrany mankasitraka ny mpanoratra Fa tsara tantana
Tsy misy fisaorana o
Misaotra nizara .de miandry 14h zany
Mafinaritra le tantara
Efa ato ndray, msaotra nizara e
Eto apihenoana de efa mametraka fesorana fa rah tonga maheno feonareo pilao de tonga tiko romantic
Ny bandy, ny bandy, le bandy...... ! Ça date.
😭😭😭😭Marary foko mieno ntantara ity
tena mahafinaritra mihitsy ity tantara Irak ity an
Misaotra indrindra fa tsara be
Ny tantara
Mahay be ny mpilalao
Ny mpanoratra koa manantaleta
Isaorana ny mpanoratra sy ny RFM
Eto ampihainoana d efa manolotra ny fankasitrahana anareo sahady Tompoko! 💓💖💗💝🧡❣💘💕💯/💯💕💘❣🧡💝💗💖🇲🇬🇲🇬🇲🇬💕💘💘❣🧡💝💗💖🇰🇼🇰🇼🇰🇼🤍💚💙🤍💚💙❣❣❣
👍 Sidonie! Gasy ka manja e!
Misaotra mialoha eeeh
misy mahay ny titre sy ny mpihira lay hira teo ve nareo azafady, lay hoe " tsy tafandry mandry ny isambaravarana, matory misonenika migoka fasambarana"
Bjr daholo raharaha zany tantara zany
Ary matetika misy an taminay Tao a tamatave misy vehivavy métisse chinois zay maty tampoka de matetika Izy mitondra lehilahy a'o ampasambazaha misy azy ka nanapakevitra n'y fianakaviana anakarama gardien I ambina toerana misy azy io hatramizao satria mandeha boîte Izy de mitondra lehilahy any ampiasana izay toerana nilevenany a'o ampasambazaha
Milay eeeeee
👍 Hasina! Mamango e!
Makasitraka tompoko
Efa velina phone fenona tantara fa any dray mihaona e
MANKASITRAKA tompoko
👍 Nasir! Misaotra tompoko!
Mankasitraka tompoko ô
Ndryyy mamplhl b le tantara Sady tena zavamisy eo @ fiainana! Mankasitrak anw mpanortr s'y ianareo mpilalao rhtr f manatalenta tokoa ianareo ! Misondrota@ avo indrindra tompoko
👍 Misaotra Malissa!
@@GasyRAKOTO Ianao no tena Isaorana bdb erampo erantsaina Gasy Rakoto@ fizarana k afapo tokoa zahay mpankafy d misondrotra@ Avo indrindra tompoko
Efa mandry indray aloha ny tantra henoina à midi zany . Enga anie ka tsy ho hisy pub eny anelanelany eny 😏😏😂
Mahasorena tokoa le pub isaky ny minitra 🤣🤣🤣
Tena ianao maka fy tsara iny tsembanin'ilay pub tampoka . Mahandreraka b mihitsy
Normalement tsy tokony hisy pub satria tsy nataoko fitadiavam-bola ity. Aza adino mi s’abonner am compte ntsika e!
Ka nanao ahoana? Nisy pub ihany v?
@@GasyRAKOTO tsa vo afaka nihaino re fa vo niasa, miandry tonga agny an-dragno
natahotra avy aho 😤
Mankasitraka indrindra tompoko ô
Manolotra n'y fisaorana s'y fankasitrahn mialoha fona tompoko n'a d vo manombok hiaino aza d hiaino ampifalina oo d Tahian Tompo daolo an
Misaotra tompoko
Merci 🙏
De rien Isaac!👍
Efa naiga adiniko feon ry Jao s batsilana ahihihi fa ts adino koasa chariline an
Ekipa solida ireo e!
Merci beaucoup tena tiko ntantara lalaovanareo
Haya, za mpizara fotsiny an! Atolotra hoan'ny RFM sy ny ekipany Ary ny Mpanoratra izany!