Mihazakazaka ny andro ... efa akaiky ny Tompo

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • " Fa amin’ izany andro izany dia hisy fahoriana lehibe, izay tsy mbola nisy toa azy hatrizay niandohan’ izao tontolo izao ka mandraka ankehitriny, sady tsy hisy intsony. "
    Matio 24:21

ความคิดเห็น • 7

  • @louistterasoanindrina8738
    @louistterasoanindrina8738 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra tompoko . Ho aminao ny mandrakariva fiadanan'i Tompo . AMEN

  • @tinatinax6651
    @tinatinax6651 6 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra an'ANDRIAMANITRA nanome mpitoriteny aty lavitra aty Momple misaotra Amen

  • @sarashalom6075
    @sarashalom6075 5 ปีที่แล้ว

    Tena sakafo sahaza amin izao toetra andro izao. Luc 12:42
    Misaotra Tompoko.
    Maranatha !

  • @heryyvette6460
    @heryyvette6460 5 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra betsaka tompoko

  • @fanjaberandria117
    @fanjaberandria117 4 ปีที่แล้ว

    Deraina Jesosy,,,Misaotra Tompoko,,

    • @jeanneraveloarisoa8715
      @jeanneraveloarisoa8715 3 ปีที่แล้ว

      Mankahery tokoa ny fampianaranao Misaotra Jesosy mampafatra anay ny Marina Amena

  • @actionhaha7432
    @actionhaha7432 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra tompoko