Misaotra nizara fa tsara be le tantara satria misy lesona lehibe hoan'ireo ao ambony ao zay tia koli² sy manampatra fahefana @madinika 😢😢😮tapitra hiany izy ty fa nampalahelo kely Raosman
Misaotra nizara fa mampatsiahy, ny fandrodanana trano tany Ambositra (New EDEN CITY) igny tegna Mampalahelo azo atao hoe MAFIA koa ny nandrodana ilay trano
Tiko le fomba nanafihana any Osman misaotra fa afapo ❤❤❤
Tonga ny nandrasana misaotra sahady oh na vao iaino aza ❤❤❤
Misaotra betsaka nizara e! Zany ka tantara mlay be , tena nahafinaritra. ❤❤ miandry ny tantara hafa indray
Mankasitra fa tsara afaka andro na antanilavitry❤🇸🇦🇸🇦🇲🇬
Kay lava izany raha tantara anh! Misaotra ny mpanoratra!
lany am feonkira le tantara oooo
Misaotra betsaka nizar oooh ❤❤❤
Misaotra betsaka nizara fa tena tsara be❤
Tsara be!! Mankasitraka!!
❤ mankasitraka indrindra. Zao vao hihaino azy rehetra rehefa tapitra. Haka tsirony tsara😊
mankasitraka ee 🇲🇬 🎧 🇰🇼
❤❤❤❤ misaotra nizara ooooh sy mankasitraka
tsara fiafarana le MAFIA 👍👍
misaotr nizara
Misaotra nizara fa nahafinaritra ❤️
Olona toy izany no ilaina @ firenena , misaotra oh
Ka tss sahy mamadika ani Rajoelina zany reo ao. Asa na d mann lotra,vola ny anzareo no mandidi nefa tsy hainzareo fa samy mbl ho vovoka rf maty😢
Tena tsara afapo,mahay panoratra sy ny mpilalao
Makasitra ny mpizara ko
Misaotra betsaka nizara eh ❤❤
Tsara be raha atao film , mankasitraka anareo rehetra
Misaotra nizara fa tsara be le tantara satria misy lesona lehibe hoan'ireo ao ambony ao zay tia koli² sy manampatra fahefana @madinika 😢😢😮tapitra hiany izy ty fa nampalahelo kely Raosman
Za mo de ts naneno 4,5,6,7 asa na aiza dol reo. Nefa mba manaraka Tantara ihn
Misaotra nizara fa mampatsiahy, ny fandrodanana trano tany Ambositra (New EDEN CITY) igny tegna Mampalahelo azo atao hoe MAFIA koa ny nandrodana ilay trano
M'saotra oh
Nandaza eky oussss Men ai,
Kkkkkkkkkkkkkkkkkk
Misaotra betsaka
So iany fa tatara napalelo njay Ramse Tatanta😂😂😂 oka reto izy a!!!😂😂😂
😂😂😂😂😂😂
mankasitraka fa tsara be ilay iz fa saing y hoe lava loatra ilay feo-kira
Film mafia tsy mety tratra ity
😂😂😂😂
MISAOTRA BETSAKA NIZARA TOMPOKO O
TENA MAHALIANA!!!
MIANDRY NY TANTARA MANARAKA NDRAY O!
MANKASITRAKA !!!
Enfin vita ihany, za efa kamo mihaino @le lava lotra