Brrrrrrr aleo Dia hiaino Azy ty dieny Zao f d mampatahotra ty tantara ty manjary mampanofy rats mants ny mihaino Azy @ andro Alina d mankasitraka anao lalandv Gasy Rakoto d mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa tompoko d bon weekend daolo oo
Misaotra
Misaotra betraka tompoko oo! 😊Fa tena mampataotra be le ta.tara😟 fatena ratsy saina le vehivavy no ratsy saina 😤
🥶 mampatahotra izy zany. Misaotra indrindra o!
ye🤣🤣😛😋🙄🥵😛😜😘😘😘
Misaotra betsaka ô 🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤❤❤👌
Tsy mis fisaorana Mariella
Misahotra nizara o! Mankasitraka ny aloha tefison, sahaza ny ratsy fanahy ny mizaka ny vokatry ny haratsiny
Isaorana ny mpanoratra sy ny mpanatontosa rehetra e!
Oweee 😄😄tena efa ela nitadiavako tantara ty mankasitraka hatrany re tompoko @ fizarana tantara ary de mirary tontolo andro mahafantatra hoantsika jiaby🥰🥰
Misaotra sy Mankasitraka tompoko aminy fizarana ny tantara 😍❤️🌹
👍
Misaotra sy Mankasitra oo 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇰🇼👍👍👍👍👍mampatahotra izy zany
Ela nitadiavako anty tantara tia
Mankasitraka oo ,ilay mozika ef mampatahotr sahady🤨😌 tiko be ilay tsntara mis mampatahotr otrany mpamosavy angatra ireny .
Hmmm grave b zany manangatra mitsy Ono Felana 😂😂😂
🤣🤣🤣🤣
Misaotra betsaka tompoko 🙏
andro antoadro ary za miaino tao fa mangovitra sahady vao manomboka mintsy👻
Mankasitraka ee
Soa hiany antoandro za nieno azy
Mankasitraka topoko fa tena mampalahelo be ny toetranolo Marina mafy moe
Henoko antoandro ny anh fa na de sary eo aza mampatahotra sao manofy ratsy rah ny alina miheno ka mankasitraka indrindra oo
Aleo hataon'i Felana ihany rehefa mitapitapy ka 🙂😂
😂😂
Faly miarahaba sy misaotra anareo atrany ny tenako.
misotra e
Brrrrrrr aleo Dia hiaino Azy ty dieny Zao f d mampatahotra ty tantara ty manjary mampanofy rats mants ny mihaino Azy @ andro Alina d mankasitraka anao lalandv Gasy Rakoto d mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa tompoko d bon weekend daolo oo
🤣🤣🤣🤣🤣🤣
Ramanw anizn daholo mants ireo olona maty vonon'olona reny de tsihohis intson ny panao rats
😂
Za ko ré mba Miteny anizany 😅