Miomana 17: Fahafolon karena 1

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 12 ก.ย. 2024

ความคิดเห็น • 23

  • @climbergasy
    @climbergasy 10 ปีที่แล้ว +1

    Tsy azoko tsara le Nomery 18: 26, eto dia manambara mihintsy hoe rehefa raisinareo amin'ny zanak'Israely ny fahafolon-karena izay efa nomeko ho fanananareo avy aminy, dia hanalanareo ampahafolony kosa ho an'i Jehovah izany. tsy manambara mitsy izy eto hoe ho an'ny mpisorona, fa ho an'i Jehovah...hazavao misimisy kokoa.

  • @rondrorandriamanantena171
    @rondrorandriamanantena171 5 ปีที่แล้ว

    Amen!!! Voninahitra ho an Andriamanitra irery 🙏🙏

  • @randrianomenjanaharyericra3559
    @randrianomenjanaharyericra3559 7 ปีที่แล้ว +2

    ary ahona le hoe omeo an'i kaisara izay an'i kaisara, ary an Andriamanitra izay an Atra, vola manko no resaka teo? aiza zany no tokony anomezana ilay vola, atsipy ho eny amin'ny lanitra ve hitsingevana dia raisan Atra sa.......??raha araka io voalazan'i Jesosy io?
    izay mitory filazan tsara, dia mivelona am filazan tsara, sa amin'ny fomba ahona no anomezan mpino izay fivelomana tokony ho anareo izay mivelona am filazan tsara?

    • @kristianave5380
      @kristianave5380  7 ปีที่แล้ว +1

      Iza moa ilay Kaisara voalaza? ary inona no hevitry ny hoe mivelona amin'ny filazantsara? Inona no atao hoe filazantsara, iza no atao hoe Filazantsara?

    • @mamiejenny996
      @mamiejenny996 4 ปีที่แล้ว

      NY olona mivoy anio Dia olona Mandromba an Andriamanitra ny Baiboly ragh tsy diso ary tsy misy Zavatra niova Tao a! Io pitory io ary firy taona zao otrany io tsy miova ihny manova ny fasoavana io f didy ary tsy lalana e hi anareo izay no tahiny raiko hoy Jesosy midira @ fifaliana tomponao Fitahina diem f tsy lamody ge e

  • @suzannerasoa6557
    @suzannerasoa6557 8 ปีที่แล้ว

    Amen,isaoran lehib anie ny Tompo,Mankasitrak

  • @nasarilala9171
    @nasarilala9171 2 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra tompoko

  • @hazonnyfahamarinana2956
    @hazonnyfahamarinana2956 6 ปีที่แล้ว

    Raha te hanao dîme d mankany jerosalema

  • @tahirymario5531
    @tahirymario5531 6 ปีที่แล้ว

    Ianareo v izany manaraka ny fisoronana araka an'i Melkizedeka ?

  • @dinarasoarimalala3887
    @dinarasoarimalala3887 6 ปีที่แล้ว

    Tena mendrika be lay fampianarana misaotra indridra Ranadahy

  • @eliotrazafindrazaka1073
    @eliotrazafindrazaka1073 7 ปีที่แล้ว +1

    De iza ny LE VITA zaô ? Pasteur ?maty mosary eo izy ra za !!Fampianarana diso ,mihevitra angalatra fotsiny .

    • @hazonnyfahamarinana2956
      @hazonnyfahamarinana2956 6 ปีที่แล้ว

      Eliot Razafindrazaka efa tsisy levita tsony. Hebreo 7 mazava be. Efa sarcedoce royale zao

  • @mamiejenny996
    @mamiejenny996 4 ปีที่แล้ว

    I zahao toetra @ fanatitra sy ampahafolokarena aho hoy Jehovah Dia iza no afaka andrava anio ary enao v sa Jesosy novonoina ho anao sy oahy

  • @henribrunorazafindradina2103
    @henribrunorazafindradina2103 6 ปีที่แล้ว

    Marina fa araka ny soratra masina ny ampahafolony fa ho an'ny olona mbola miaina eo ambany lalàna iany. Ny testamenta vaovao dia mampianatra ny fanatitra irery ihany. Raha ny tantaran'ny fiangonana no jerena dia tsy niaina tamin'ny ampahafolony ny Fiangonanana tany am-boalohany fa ny fanatitra irery ihany. Ny eglizy katolika no nampiditra izany indray tany amin'ny taona 500 taorian'i Kristy tany ka lasa nataon'ny fiangonana ankehitriny foto-pampianarana indray.

    • @edmondrakotonoelina6828
      @edmondrakotonoelina6828 3 ปีที่แล้ว

      Jesosy anie ka nankasitraka ny fanaovana fahafolonkarena nefa tsy tao @ testamenta taloha: Matio 23/23 dia mitantara ny fariseo dia tena mpandoa dimes fa ny zavatra hadinon izy ireo dia ny fanaovana ny rariny , ny famindra mpo ary ny finoana, dia hoy Jesosy hoe samy atao daholo izy 2 ( ny fandoavana dimes sy ny fitandremena ny rariny...)fa tsy misy ajanona, fa rah manajanona ny iray dia hoy jesosy " Lozanareo...verset 23/13)

  • @yantkuwait2710
    @yantkuwait2710 8 ปีที่แล้ว

    makasitraka ny tompo ny voninahitra hoa zy rery fa mba mangataka ny mba hamakina ny baiboly atramin ny farany raha mba misy fotoana fa zah tsy manana baiboly fa aty kuwait misaotra amin ny fampianarana

    • @kristianave5380
      @kristianave5380  8 ปีที่แล้ว

      dia apetraka amin'ny Tompo izay famakiana Baiboly izay ho tanteraka amin'ny fotoanany. TSy mahazo mitana Baiboly ve ianareo any sa ianao mihitsy no tsy manana?

    • @yantkuwait2710
      @yantkuwait2710 8 ปีที่แล้ว +1

      mahazo fa zah tsy manana baiboly fa zao ahy vao mahalala ny lalana tokony arahiko ary hifitra amin ny izy lay nahary mandra pahatonga ny farany misaotra anao Ranadahy Tantely fa tena lehibe hoahy ny manaraka ny fampianaranao isarako ny tompo amen

    • @mosalala
      @mosalala 5 ปีที่แล้ว +1

      @@yantkuwait2710 Miarahaba anao tompoko! Raha manana accès internet ianao dia mahita baiboly malagasy ao ka afaka mamaky izany malalaka! Mirary soa ho anao!

  • @kolyrasandimanana576
    @kolyrasandimanana576 6 ปีที่แล้ว

    inona aza no mankarary.ny sainareo @ le fahafolo karena. Rzhefa tsy te hanao nareo dia tsy manao, zay te hanao tsisy lalana manakana.azy tsy hanao rehefa zay no maharesy lahatra azy. Zahay zao manao.ary.tena tahiana be,.rehefa tsy mino nareo dia anareo zany

    • @rasoanivo6061
      @rasoanivo6061 5 ปีที่แล้ว

      Miarahaba anao Pasteur Tantely, mafinaritra ny fampianarana nomenao momba ny ampafolon_karena araka ny tenin'ny soratra masina fa MBA tiako hotsindriana kely Dia i ity 4 ny karazany ao anaty Baiboly ;Ary betsaka ny manao fitaovana ampiasaina. @ ara-nofo izay atao fandresen-dahatra ny mpino kristianina nefa kosa. Atra nametraka ny ''Indication izay na Torimarika eny andalana afahana mandeha ny lalany alpha sy Omega izay izany hoe tokony hajaina satria matoa nataony ireny Dia izay manaraka ny torimarika sy mahafehy ny lalana sy mahafantatra tsara sy mitandrina ny teny sy ny didiko... Ve? Ary ireny noho isan'ny secret iray ahatonga ny mpino ahomby eo @fiainany.@ fanompoana ny tompo. Ary fiarovana n'y fihariana nataony @vahoakany izay Mino s'y mitandrina n'y didiny, tsy manohitra y teninao aho fifampizarana n'y ahy

    • @andriaminoherihasinasitrak7739
      @andriaminoherihasinasitrak7739 5 ปีที่แล้ว

      Tena marina izany,misy fitahiana ny fandoavana fahafolon-karena fa asakasakareo izay tsy handoa fa ny anay omenay an'iJesosy foana,10% ve no mba angatahany dia ny 90% ahy daholo dia tsy omeko Azy zany, ampahafirin'ny fanomezana famonjena lehibe ho ahy izany,tsy anenenako,tsy mampahantra ahy ny manome ho an'i Jesosy fa vao maika aho mitombo fananana hatramin'izay ka hatramin'izao.Noho izany aza tarihinao any amin'ny lalan'ny fahatrana ny olona Pasteur fa ho ento any amin'ny lalan'ny fitahiana.

    • @jbefitia5739
      @jbefitia5739 5 ปีที่แล้ว

      @@rasoanivo6061 mampalahelo fa tsy ampy ny fahalalantsika ny Teny dia lasa miady hevitra fahatany. Fa managataha amin Jesosy mba hanome anao ny hazo fijaliana sy ny fitsanganany tamin'ny maty, zay hany fototry ny finoana, vakio ny Jaona 17 fa tsy fitahiana sy fahombiazana eto an tany no nangatahan Jesosy ho an reo zay mino Azy. Ny eto an tany dia hainy ny manadamina azy araka ny mahamety sy mahatsara ny tsirairay