Ampianaro - Tonokira Aza avela fa tia anao aho Hoento any aminao any hoento ho anao aho Aza avela fa tia anao za Mbola tena zaza mbola mila anao za Nisy nampifaly, Nisy nampahory Indraindray nampijaly tsy nampahita tory Dia naha-saropiaro, indraindray toa nakarary an-doha Efa saika iverin-dalana fa tsy zakako Dia mbola io ianao ilay otran'ny omaly Tsy laitran'ny ozona tsy mety marary Dia mbola io ihany koa aho ilay otran'ny omaly Na imenomenona eo aho na mbola ifamaly Dia mbola io ihany tsika ROA otran'ny omaly Taratasy miforiporitra fa tsy miova ny sary Ka mbola tohizan-tsika roa miara- makany Na iarak' ihomehy isika na iara- itomany Anaraka anao toy ny aloka aho e N'aiza n'aiza alehanao Anaraka anao toy ny aloka aho e N'aiza n'aiza alehanao Eo fona aho dia eo fona ianao Malala ampianaro mitia aho Eo fona ianao dia eo fona aho Tsy misaraka fa miara-mandeha Aza avela fa tia anao aho Hoento any aminao any hoento ho anao aho Aza avela fa tia anao za Mbola tena zaza mbola mila anao za Dia mba hoento any aho fa aza avela eto Andrarao fitiavana manentoento Raha misy ny tsy aiko dia mba ampianaro aho Raha latsaka an'abaka ampiakaro aho Ento any aho fa aza avela eto Andrarao fitiavana manentoento Raha misy ny tsy aiko dia mba ampianaro aho Raha latsaka an'abaka dia ampiakaro aho Anaraka anao toy ny aloka aho e N'aiza n'aiza alehanao Anaraka anao toy ny aloka aho e N'aiza n'aiza alehanao Eo fona aho dia eo fona ianao Malala ampianaro mitia aho Eo fona ianao dia eo fona aho Tsy misaraka fa miara-mandeha Anaraka anao toy ny aloka aho e Anaraka anao toy ny aloka aho e Eo fona aho dia eo fona ianao Malala ampianaro mitia aho Eo fona ianao dia eo fona aho Tsy misaraka fa miara-mandeha
Ampianaro - Tonokira
Aza avela fa tia anao aho
Hoento any aminao any hoento ho anao aho
Aza avela fa tia anao za
Mbola tena zaza mbola mila anao za
Nisy nampifaly, Nisy nampahory
Indraindray nampijaly tsy nampahita tory
Dia naha-saropiaro, indraindray toa nakarary an-doha
Efa saika iverin-dalana fa tsy zakako
Dia mbola io ianao ilay otran'ny omaly
Tsy laitran'ny ozona tsy mety marary
Dia mbola io ihany koa aho ilay otran'ny omaly
Na imenomenona eo aho na mbola ifamaly
Dia mbola io ihany tsika ROA otran'ny omaly
Taratasy miforiporitra fa tsy miova ny sary
Ka mbola tohizan-tsika roa miara- makany
Na iarak' ihomehy isika na iara- itomany
Anaraka anao toy ny aloka aho e
N'aiza n'aiza alehanao
Anaraka anao toy ny aloka aho e
N'aiza n'aiza alehanao
Eo fona aho dia eo fona ianao
Malala ampianaro mitia aho
Eo fona ianao dia eo fona aho
Tsy misaraka fa miara-mandeha
Aza avela fa tia anao aho
Hoento any aminao any hoento ho anao aho
Aza avela fa tia anao za
Mbola tena zaza mbola mila anao za
Dia mba hoento any aho fa aza avela eto
Andrarao fitiavana manentoento
Raha misy ny tsy aiko dia mba ampianaro aho
Raha latsaka an'abaka ampiakaro aho
Ento any aho fa aza avela eto
Andrarao fitiavana manentoento
Raha misy ny tsy aiko dia mba ampianaro aho
Raha latsaka an'abaka dia ampiakaro aho
Anaraka anao toy ny aloka aho e
N'aiza n'aiza alehanao
Anaraka anao toy ny aloka aho e
N'aiza n'aiza alehanao
Eo fona aho dia eo fona ianao
Malala ampianaro mitia aho
Eo fona ianao dia eo fona aho
Tsy misaraka fa miara-mandeha
Anaraka anao toy ny aloka aho e
Anaraka anao toy ny aloka aho e
Eo fona aho dia eo fona ianao
Malala ampianaro mitia aho
Eo fona ianao dia eo fona aho
Tsy misaraka fa miara-mandeha
tsara
Hanaraka anao aho na aiza na aiza alehanao😭💘
Mbola tena Zaza 😭😭😭😭😻😻
MBA ampenaroeeeeeh na iaraka iome na iara itomany💖👌💕👑
Ampianaro aho ❤️ hampitombo ny fitiavako anao 🔥❤️ ❤️ Sayda
Haingo ôô... Tena tsara be ny feonao 😍 Izaho mankafy an'i Haingo
🥺🥺Eo foana ianao dia eo foana aho,Malala ampianaro mitia Aho❤️
Atolotro ho an'ilay olona iray zay e! 💝
Misaotra @ireo vazo mizara fitiavana... alefaso Sayda ✌️
big respect lesy zoky be sayda !!
Thank you very much,Sayda fa tena tsara be loatra . Ankafiziko
Hanaraka an'lah ko zaay fan e...
Zahay no alok'elah n'aiza n'aiza...
Big up be... 💪❤️❤️❤️
Raha latsaka an-davaka apiakaro Aho...💔
Merci amilay hira mafinaritra anomboana ny taona 2022.
Alefaso sayda an...
th-cam.com/video/binaCPY96Do/w-d-xo.html
mlay be
zah toujour super fan anao foana sayda aaaa
Tsara kosaaa hira mampanembona b ❤❤❤
Anisany tiko ty hira ty ❤
Merci Sayda amle mitory fitiavana amzao St Valentin zao e. atolotro ho an'i Ranto ity hira ity . JTM cherie
❤❤je le kiffffffff trop 😢❤
Atolotra hoanilay olona iray izay ❤️❤️
Tsar loatr fa toizu,Alefasu Sayda aaaa,😍😍
Tsara bé , clip waouhhh
Niova kely indray ny feeling teto...mila fona r miseo mlay aaa
MAMY be zany hira zany sayda JTM avaty amin ny zandry ian
Hanaraka anao toy ny aloka aho eee 🥰🥰
😍😍😍 Tsy Hay Zay tenenina fa tena tiako lay kanto. mankansitraka n'y aty an-tany lavitra.
Mamy be zany hira zany 🥺♥️
Tiko be😍
Eo fona enao d eo fona aho❤️❤️❤️
Super !!! 👌💯
💝💝💝💝💝💝💝💝💝
Mankasitraka rangah ah, Misie Milay, milay ianao e
Eto fona koa izahay manohana ❤️
Milay 💞
alefaso sayda milay fona ee!! sur
Milay fona ei, mbola miandry ny next zay de bon vendredi joli daholo
Mlay loatra le tononkiraaaa
Ela be bebennnnn ah😂
🇹🇸🇦🇷🇦 🇧🇪 🇴🇴🇴
Tsara fona lesy Sayda. Cava be
Tsara loatra eeee
Tsara be le hira 😊😊
Anaraka anao toy ny aloka aho
soa leroa (y)
Mlay fogn ee 😁💪👊👊
😢😊😊je l'adore ❤❤❤😢
Tsara kosa ah
Milay foana ny vokatra zoky aaa !!!!!!!
Hanaraka anao
toy ny aloka 🥰
C’est mon chanson préférée ❤❤❤❤
Tzara Beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏❤️❤️❤️❤️❤️❤️🤩🤩🤩🤩
My favorite in 2022 😍😍
Manafana fo ❤️
Mbola tsy vita 2022 e... Mety hitondra surprise afa izy ity a!
Tsara kosa eh❤️❤️
i am from bangladesh you are voice and song very nice ❤❤
for real, bro? That's so random
mlay fona eee
Tsara lotra e ♥️♥️♥️
Tsara be 🌹
milay fona ilay tononkira tatoato , nampiarahana tamin'ilay melodie vao maika naorima
inty mo ilay efa nandrasana tanaty pejy fetsiboka e, hahaha dia miandry ny toin'ny tantara amin'14 fervrier 2023 indray eh
Tsara ny vokatra❤🎧🌹
Great song
tsara kousa!merci
Le plus talentueux ♥️
Mankasitraka Sayda👊👊
Milay b fona mr Sayda a 🥰🥰🥰 Bravooo ♥️♥️♥️
asio maso kely 😃🙄💕🤟👉th-cam.com/video/Sf6pohp-LZk/w-d-xo.html
Milay be Mr sayda ampianaro aho tonkira
Afaka be ty rasta
bien dit sayda
❤️❤️👌 tiako
Merci Sayda😍
Tiako be!
Tiko be !❤❤❤❤❤
Efa 10min izay no lasa...
Tsara ilay hira
Tiko loatra ♥️♥️
1ère com’s 🤣
hahahhahaha
@@nynivoarijaona Maty Ginbniy
Tsara foana ze mivoaka
Alefaso Saydaaa!!!!
Tsara kely🥰❤️
Mlay fona oa
tena kanto
Mankasitraka eee!!!
Mlay😍👊
Tsara ee
👍👍👍 bravo
De mbola io iany ny otrany omaly
Milay be
tiako loatra ❤❤❤❤
2ème com's
Formidable
Ankafiziko hatrany ❤️
Mind blowing as ever😍😍
ita oa
ALEFASO SAYDA AA
Rebika
Mahafinaritra zoky ah
milay e!!!😂😂
🥰❤Alefaso Sayda❤🥰
raha examen 19,99/20 😍🙏
Kiass lotra
For ever
Kanto ❤️
mba andatsaho anle freestyle reny indray alou
afaka atao cover ve,
Ok masabe zany aaa
Mamy ery🥰