Farao - Aza ferana (feat Twokii & Askin)

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 5 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 78

  • @MalagasyMozika
    @MalagasyMozika  ปีที่แล้ว +1

    Hello la famille, notre premier morceau de 2023 "hifikitra" à retrouver ici...N'oubliez pas de liker et de partager
    th-cam.com/video/rwh7eK9YZvQ/w-d-xo.html

  • @tinamihajamichou5755
    @tinamihajamichou5755 2 ปีที่แล้ว +1

    Tena tsara be,tena tiko be❤❤❤Mankasitraka👏🙏🙏🙏

  • @tiantsoaofisialy3095
    @tiantsoaofisialy3095 2 ปีที่แล้ว +9

    Tsarainao ivelany fotsiny aho oh,
    De lazaiano fa tsy atokisana
    Fitiavana no mahasarotiny anao
    Ny an-tsainao nefa mety ho diso ihany ahh
    Fa ny bandy anie hoa na misy vehivavy ee
    Ny maso adala tô tsy hay ferana
    Manaramaso ihany ny ataoko an'azy ee
    Fa ny foko efa maka toerana
    Ka aza ferana 'ty fitiavanay e
    Sady enao anie hoe tsy ampijaliko ohh
    Ny hanimba anao 'zany aloha zah hoa tsy sahy e
    Ho ataoko vady ianao matoa fidiko ohh
    Fa mety hasoa antsika anie
    'Ty fahatokisany ahy ee
    Fa mety hasoa antsika anie
    'Ty fahatokisany ahy ee
    ~
    Aza mba sarotiny, f'enao no efa topony
    Ny fitiavako ef'enao no naka azy e(TwoTwo)
    Faniriako mitsy aza enao tsy ataoko fofony
    Fa tokony efa anaty mariage e
    ka tandremo lesy 'zany (Oh ma baby eh)
    Aza ferana mitsy f'avelao aho
    Ka tandremo mitsy zany (Oh ma baby eh)
    Aza ferana mitsy f'avelao e
    ~
    An'lah zaoooo... (Anh.)
    Na boto zah na chômeur, na star na m'galère
    Ny fitiavanao anah aza asina an'ny hafa f'efa leran'zao anio, fangatahako mba valio, fangatahako anao io, zah tsy hikôzy hoe mba kajio FA...
    Masonao m'jery ahy de kôpy hoe zavatr'hafa konko
    Aza feran'hoanao 'rery fa velaro bebe kokoa
    Rah misy boto manivatsiva de 'meo azy ny popou
    Satria ny antsika tiako ho tonga hatrany @ bebe kokoa
    Kanefa indrisy fa niferanao
    'Lay zah te hiditra @ fiainanao
    Tsy haiko hoe zah no tsy nahateny anao
    Ve sa zah no tsy nahafeno anao fa zaoo
    Bb tsy asina tebiteby e, aleo tsy ferana de tsy asina bedibedy e
    Fa mety hasoa antsika anie
    'Ty fahatokisany ahy ee
    Fa mety hasoa antsika anie
    'Ty fahatokisany ahy ee
    ~
    Aza mba sarotiny, f'enao no efa topony
    Ny fitiavako ef'enao no naka azy e(TwoTwo)
    Faniriako mitsy aza enao tsy ataoko fofony
    Fa tokony efa anaty mariage e
    ka tandremo lesy 'zany (Oh ma baby eh)
    Aza ferana mitsy f'avelao aho
    Ka tandremo mitsy zany (Oh ma baby eh)
    Aza ferana mitsy f'avelao e
    Tsarainao ivelany fotsiny aho oh,
    De lazaiano fa tsy atokisana
    Fitiavana no mahasarotiny anao
    Ny an-tsainao nefa mety ho diso ihany ahh.

    • @tiantsoaofisialy3095
      @tiantsoaofisialy3095 2 ปีที่แล้ว

      ialana tsiny rah misy diso ny fihainoko azy

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว +1

      mankasitraka o

    • @chantalraveloson7596
      @chantalraveloson7596 2 ปีที่แล้ว

      Tsara fa tokony atao teny gasy tsy misy diso tsipelina fa olona betsaka maneran'izao tontolo izao no mijery azy. Tsy kiana akory an, fa sosonkevitra ihany 😊

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

      @@chantalraveloson7596 ya ya fa isaorantsika izy nandany fotoana nanao azy ;-)

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

      mankasitraka feno

  • @nabapaqo4658
    @nabapaqo4658 2 ปีที่แล้ว +2

    tokony saint valentin ty no navokan lisany fa tode bomba bee

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

      efa miomana am hira saint valentin THT ;-)
      mankasitraka fona

  • @soloherirandriambololona4294
    @soloherirandriambololona4294 2 ปีที่แล้ว +1

    bravooo les zalah a! sad sam mampiseo ny pers de mlai be

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

      misaotra indrindra am fanohanana

  • @raitra_rtk
    @raitra_rtk ปีที่แล้ว

    Le eo amin'i Twokii tena tsara lotra😍😍

  • @bedarisonyvonstanislas1822
    @bedarisonyvonstanislas1822 2 ปีที่แล้ว +1

    Farao tu chante vraiment bien, je ne fais jamais ce genre de commentaire mais continue un peu comme ça et on verra

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

      Merci bcp, ce genre de commentaire nous fait chaud au cœur et nous pousse a continuer et a faire de mieux en mieux..1000 merci

  • @nastyechiinarakotondranoro594
    @nastyechiinarakotondranoro594 ปีที่แล้ว

    Aza ferana lesy cheri a❤

  • @thierryrakoto3425
    @thierryrakoto3425 ปีที่แล้ว

    Mbola tsy Leo atramzao❤

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  ปีที่แล้ว

      Mba jereo koa le hira vaovao hie hifikitra 😉

  • @rojomamitianaaimeandrianin665
    @rojomamitianaaimeandrianin665 2 ปีที่แล้ว +2

    Tsara kousa lou ee

  • @harenaaheartfilia3468
    @harenaaheartfilia3468 ปีที่แล้ว +1

    Norm b🔥🧡

  • @kevinaaron8594
    @kevinaaron8594 2 ปีที่แล้ว

    Tsara b le hira , tohizo zala 🔥🔥

  • @andriamiharintsoafinaritra5230
    @andriamiharintsoafinaritra5230 ปีที่แล้ว

    tsara kosa , michapeau e !

  • @tokynomenjanaharyalbert3666
    @tokynomenjanaharyalbert3666 2 ปีที่แล้ว

    Mlay be le hira e, mankasitraka anareo 3 mtsam manamafy ny kanto tsika gasy

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

      Misaotra indrindra manaraka atrany

  • @minarazatovo5924
    @minarazatovo5924 2 ปีที่แล้ว +3

    Tsara ilay hira fa de mon coté tsy tena tiako ilay nisy an Askin fa bon tsara foana :)

  • @ismaelralambontsalama5045
    @ismaelralambontsalama5045 2 ปีที่แล้ว +2

    Gg askin

  • @anjaraniainamirelestevania9051
    @anjaraniainamirelestevania9051 2 ปีที่แล้ว +2

    bravo,bien continue

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

      merci bcp , n'oublie pas de partager

  • @MalagasyMozika
    @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว +4

    Hey, au cas où vous l'auriez zappé, le clip de notre premier single de 2022 "Fitia voasedra" est déjà dispo ici
    ==> th-cam.com/video/jAPveS2f5co/w-d-xo.html
    Appréciez, partagez et surtout abonnez-vous la famille, Merci

    • @toavinafanomezana6519
      @toavinafanomezana6519 2 ปีที่แล้ว

      J adore56💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💓💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💝💝💝💝💝💝💝💝💝💝💝💝💝💜💜💜💝💜💝💝💝💝💝💝💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💝💜💜💝💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜

  • @nambininatahinamalalaharis956
    @nambininatahinamalalaharis956 2 ปีที่แล้ว +2

    Chapeau 🙌

  • @mioraniainarazafi8234
    @mioraniainarazafi8234 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra kousa e!

  • @alfarandrianirina9019
    @alfarandrianirina9019 2 ปีที่แล้ว

    Ao tsara 🙏😇

  • @malalaraharinivo4960
    @malalaraharinivo4960 2 ปีที่แล้ว

    🥰tsara loatra

  • @hasoa4895
    @hasoa4895 2 ปีที่แล้ว

    ❤️

  • @marienoelahrasoanirina345
    @marienoelahrasoanirina345 2 ปีที่แล้ว

    mlay l hira😆

  • @lovasarobidy446
    @lovasarobidy446 2 ปีที่แล้ว

    Mandona be

  • @diaryrakotondrahoby9142
    @diaryrakotondrahoby9142 2 ปีที่แล้ว

    lay fidirany askin otran manao citation

  • @clementinerabebiarisoa7683
    @clementinerabebiarisoa7683 2 ปีที่แล้ว +1

    tiko

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka d aza adino ny mizara

  • @lalainaranaivoson7148
    @lalainaranaivoson7148 2 ปีที่แล้ว +1

    tiako

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

      Misaotra, aza misalasala mpartage 😉

  • @toavinafanomezana6519
    @toavinafanomezana6519 2 ปีที่แล้ว +1

    Marina mintsi zany faha nena avadiko sipa le hoe bandy

  • @lalainarandrianarivelo3096
    @lalainarandrianarivelo3096 2 ปีที่แล้ว +1

    🤔🤔🤔🤔

  • @anjanomentsoarazafindrakot9643
    @anjanomentsoarazafindrakot9643 2 ปีที่แล้ว

    lasa zao

  • @thierryfanambinantsoa5599
    @thierryfanambinantsoa5599 2 ปีที่แล้ว

    Merci daholo les ry akama mazoto ee

  • @ninosan120
    @ninosan120 2 ปีที่แล้ว

    norma be

  • @martinejuhel3549
    @martinejuhel3549 2 ปีที่แล้ว

    🤔

  • @romualdrafidiarisoa3802
    @romualdrafidiarisoa3802 2 ปีที่แล้ว

    Sur

  • @MalagasyMozika
    @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

    Yes, ra nankafy an'ity hira sy rakitsary ity ianao dia ho tianao ko ity manaraka ity, jereo anie é, single 2022 taloha sy ankehitriny
    th-cam.com/video/bOBf75n3jBo/w-d-xo.html

  • @malalaraharinivo4960
    @malalaraharinivo4960 2 ปีที่แล้ว

    Tiko be .misaotra 💕

    • @MalagasyMozika
      @MalagasyMozika  2 ปีที่แล้ว

      Ianareo koa isaorana manaraka sy manohana atrany