aleoko irery ihany

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 ต.ค. 2024
  • heritreritra sendra mandalo an, mety ho...

ความคิดเห็น • 9

  • @rachelandrianandrasana2476
    @rachelandrianandrasana2476 5 ปีที่แล้ว +1

    Hafa mihitsy ny feon'i Aloma !Tiako b !Mampatsiahy ny fahatanorako ny hirany rehetra .Mankasitraka bdb e !

  • @lalakelyranaivosaona1095
    @lalakelyranaivosaona1095 5 ปีที่แล้ว +2

    Tsara sad tikob aby ny hiran Aloma. Msaotra n mpandefa o

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 ปีที่แล้ว +1

    Irery foana🤔

  • @dorisandriamady9160
    @dorisandriamady9160 5 ปีที่แล้ว +1

    Tena efa aman-taon maro aho tsy naheno an'ity hira ity. Misaotra nizara oh

    • @herinariv
      @herinariv  5 ปีที่แล้ว +1

      ...itony ny karazana hira mbola manome lanja ny tonon-kira e...mahafinaritra ny mizara (porofo fa manana maro)...krkrk...tsy misy fisaorana e

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 3 ปีที่แล้ว +1

    Idem

  • @invisiblears
    @invisiblears 10 ปีที่แล้ว +1

    misaotra ny mpandefa eh

    • @herinariv
      @herinariv  10 ปีที่แล้ว

      ...tsy misy fisaorana eh,sento kely sendra mandalo iny

  • @soahary
    @soahary 5 ปีที่แล้ว

    Aloma for ever💖💖💖💖💖