Paroles: Indray andro any angamba dia mety ho tody izahay any an-tanàna Nandeha ny resaka izay nahita ka dia tena lasa manimanina Fiainana mitohy, tanora nahita zava-maro tamin’ny lalana, tsy mitovy avy zany Ny ora sy ny andro, ny volana sy ny taona dia misosa misosa ihany Fiainana mitohy, tanora nahita zava-maro tamin’ny lalana, tsy mitovy avy zany Ny ora sy ny andro, ny volana sy ny taona dia misosa misosa ihany Zahay lasa jamba fa efa ela tsy niverina teto an-tanàna Ka mitady tanana mba hitantana ity namana Azafady rey olona raha tsy manahirana anareo fa tsy hitanay ity lalana aleha Very mantsy zahay tam-povoan’ity arabe, ka mba atoroy kely indray mandeha Azafady rey olona raha tsy manahirana anareo fa tsy hitanay ity lalana aleha Very mantsy zahay tam-povoan’ity arabe, ka mba atoroy kely indray mandeha Indray andro any angamba dia mety ho tody izahay any an-tanàna…
Indray andro anie angamba dia mba mety ho tody 'zahay any an-tanàna Nareo niresaka izay mahita fa tena lasa manimanina Fiainana mitondra ny tanora mahita zava-maro Amin'ny làlana tsy mitovy aby izany Ny ora sy ny andro ny volana sy ny taona Dia misosasosa ihany (2 fois) Izahay lasa jamba dia efa ela tsy niverina teto an-tanàna Ka mitady tanjona mbà hitantana ity namana Azafady rey olona raha tsy manahirana anareo Fa tsy hitanay ity lalana aleha Very mantsy izahay eto ampovoan’ny arabe Ka mbà toroy kely in1 mandeha(2 fois) Indray andro anie angamba dia mety ho tody 'zahay tany an-tanàna (4 fois)...
tena misosasosa marina lé ora sy andro, volana sy ny taona, mbola bandikely manao kiloty mille bande zahay 3 mirahalahy no nalaza zany hira zany tamin'ny TVM, vers 1995 tany ho any, misaotra eh! fahatsiarovana ny lasa, ry Dada, Mama sy ny fiananan naha zaza taloha
Tena mbola mankafy hatramin'izao zah! ary tsy leo na averina impolokely aza! Indrisy nefa fa dia tsy heno tsony Rakoto fa ny hirany sisa no mambabo fo hatrany! Misaotra Rakoto a! Mpankafy hatrany!
This song makes me homesick in some way, like missing a place I've never been. Toa mampatsiaro an'Antananarivo rehefa mamelana iny ny zakaranda, rehefa mijery ny masoandro mody avy eny Faravohitra sy eny Ambondrona eny na eny Manjakamiadana 'koa ...
tena tadidiko laotra ty vazo sy clip ty tamtvm.. io dé patsy..!!! sam galasam mpanao mozika nanao vazo nalaza tany frantsa tam zan...!!! siora Rakoto a !
Tena m'lay papa Rakoto wa tena mahatsiaro ny fahazazako zan hira zan ein t@ papanay mbola nitaozona video de zan foana hira alefany!!!! Merci ary mankasitraka fa tonga lay hafatra nao zan hoe nanome fahendrena ho ahy tanteraka!!!!
Misaotra anao Rakoto a!! Amiko ity hira ity ny meilleure chanson anao!!! Na ny firafitry ny feo na ny tonony!! Fa eo @ le miteny haingana be iny no tena mampiavaka anao @ mpanakanto rehetra!! Misaotra ry Zoky be fa mandova tsara ny Zandry kely aty aoriana!! Tena mbola kely aho no nahaino ity hira ity voalohany!
Raha tia mozika ianao, henoy tsara ny hakanton'izany hira izany. Aty am' taona 2020 tsy mbola naheno toy izany aho , hoe malagasy ,fa maka tahaka daholo ny ankamaroany. Aiza ny dimby sy ny ala ?
Des souvenirs éternels de moments passés avec un ami très proche, un frère .. désormais quand cette chanson passe. Mampamangy letsy, mbola be ny ho avy
Octobre 2024, iza no mbola mankafy ity masterpiece ity? 😁
mbola eto xDDD
❤ izaho koa ❤
Tsiron'izay vazo nama izany 😍 Sady ohatry ny te hitomany no feno fahafinaretana izany mahatsiaro zavatra betsaka tamin'ny fahazazàna miaino azy amin'izao 2024 izao.
Souvenirs ré izany e!1994 tany ho any.Mampanembona be ny teo anilan'i Dada sy Neny.🩶🕊
Iza no mbola mihaino sy mankafy ity hira ity - 2021? Présente :)
🙋♀️
Ato
Izaho
Présent❤
Ny aty é.
2024 😢 Mbola ao daholo ve?
Y'a man(
eto tsika an
C'est de la music de qualité
Mbola ato ihany é😊.
Paroles:
Indray andro any angamba dia mety ho tody izahay any an-tanàna
Nandeha ny resaka izay nahita ka dia tena lasa manimanina
Fiainana mitohy, tanora nahita zava-maro tamin’ny lalana, tsy mitovy avy zany
Ny ora sy ny andro, ny volana sy ny taona dia misosa misosa ihany
Fiainana mitohy, tanora nahita zava-maro tamin’ny lalana, tsy mitovy avy zany
Ny ora sy ny andro, ny volana sy ny taona dia misosa misosa ihany
Zahay lasa jamba fa efa ela tsy niverina teto an-tanàna
Ka mitady tanana mba hitantana ity namana
Azafady rey olona raha tsy manahirana anareo fa tsy hitanay ity lalana aleha
Very mantsy zahay tam-povoan’ity arabe, ka mba atoroy kely indray mandeha
Azafady rey olona raha tsy manahirana anareo fa tsy hitanay ity lalana aleha
Very mantsy zahay tam-povoan’ity arabe, ka mba atoroy kely indray mandeha
Indray andro any angamba dia mety ho tody izahay any an-tanàna…
Misaotra mon frèr pour les paroles
Un réel coup de cœur, je ne me laisserai jamais. Cette chanson me fait voyager autant de fois quand je l'écoute c'est juste wouahhou
J'étais encore un gamin quand c'était sortie,une bonne zic
Hira tsy ho lany laza mandrakizay doria ary ho heno eny am-bavan'ny taranaka hifandimby ... Misaotra tompoko
Ndriii j ai des larmes aux yeux 😭😭😭😢😢
17/08/21 indray andro anie ngamb d mety o tod tsik an atanana
Maladie de nostalgique 😥😥😥
Tena oe 2023 mihaino an'ity mbola misy nostalgie be foana mampatsiaro ny fahazazana ❤ merci Rakoto
Indray andro anie angamba dia mba mety ho tody 'zahay any an-tanàna
Nareo niresaka izay mahita fa tena lasa manimanina
Fiainana mitondra ny tanora mahita zava-maro
Amin'ny làlana tsy mitovy aby izany
Ny ora sy ny andro ny volana sy ny taona
Dia misosasosa ihany (2 fois)
Izahay lasa jamba dia efa ela tsy niverina teto an-tanàna
Ka mitady tanjona mbà hitantana ity namana
Azafady rey olona raha tsy manahirana anareo
Fa tsy hitanay ity lalana aleha
Very mantsy izahay eto ampovoan’ny arabe
Ka mbà toroy kely in1 mandeha(2 fois)
Indray andro anie angamba dia mety ho tody 'zahay tany an-tanàna (4 fois)...
tena misosasosa marina lé ora sy andro, volana sy ny taona, mbola bandikely manao kiloty mille bande zahay 3 mirahalahy no nalaza zany hira zany tamin'ny TVM, vers 1995 tany ho any, misaotra eh! fahatsiarovana ny lasa, ry Dada, Mama sy ny fiananan naha zaza taloha
Tena mbola mankafy hatramin'izao zah! ary tsy leo na averina impolokely aza! Indrisy nefa fa dia tsy heno tsony Rakoto fa ny hirany sisa no mambabo fo hatrany! Misaotra Rakoto a! Mpankafy hatrany!
my childhood! this song makes me cry now as I miss Mada!
so where you from??
Anja ANDRIAMANAMIZAO i feel you
niara-lehibe izany isika raha izany fa ny toerana fotsiny no samy hafa..
Avia mody vetivety e!!
ça me donne un coup de blues... ma jeunesse me semble si loin tout d'un coup! chapeau l'artiste!
Tena hoe vao manomboka mieno dia latsaka ny ranomaso. Mampanembona be😢
revirevy fotsiny sisa ny amzao ny mba hisy hamorona hira mlay otran`itony.
Henoy John Oabmar - www.soundcloud.com/johnoabmar
Talou marina nisy hita tsara
indray andro any zay tsy maitsy tonga any 😢😢😢😢
Alavitra tanindrazana no mihaino ilay hira dia tena hontsa ny foo eh. Ny ranomaso tsy maintsy latsaka 😭
one of the best confinement song !! a voice of peace and love !! Rakoto you are great !!
1er novembre 2020 dans mon bateau se situe a Maurice en buvant Du Vin ...je l ecoute encore.
Tena tsara reto le hira ka. Tsy misy mahavita tahaka izao tsony amzao. Marina e !
2024. Mbola mihaino an ilay vazo. Mampatsiaro ny fahazazana
2024 fa mbola mihaino e!Hafa ihany ny hira taloha, kanto , misy feo .
2019 izao... Mbola ankafiziko sady tsy mankaleo ana mihitsy ito vazo ito...mafinaritra eh❤
2020 confinement total. Avec Rakoto
Out morso y kongne dir dan mon fonk̀èr....Mi saotra lo frèr.....ta chanson bouleverse profondément mon coeur. ...All our Blessing
2020 dia mbola mankafy fôna e! Merci RAKOTO a
This song makes me homesick in some way, like missing a place I've never been.
Toa mampatsiaro an'Antananarivo rehefa mamelana iny ny zakaranda, rehefa mijery ny masoandro mody avy eny Faravohitra sy eny Ambondrona eny na eny Manjakamiadana 'koa ...
2024 dans la place, tena matsiro, averiko henoina in-telo
zah génération 2000 maheno ilay hafatatra sy ilay tonon kira tena hoe milatsaka ny ranomaso maheno ilay hira tsara loatra
Une des meilleurs chansons de Madagascar ! Merci beaucoup RAKOTO !
Tsy ho ataoko NEXT mihintsy ra mbola izany hira izany. Tena tiako fa MANKASITRAKA!!! MISAOTRA!!! 31 mars 2020 ato anaty ady @ COVID-19
tena tadidiko laotra ty vazo sy clip ty tamtvm.. io dé patsy..!!! sam galasam mpanao mozika nanao vazo nalaza tany frantsa tam zan...!!! siora Rakoto a !
2021 mbola ato ihany e, hafa ihany ny hira taloha.
Mapatsiaro ahy fahazazako🥺 Hira tena kanto🌼
21 juin 2021 mbol mankafy
Tena m'lay papa Rakoto wa tena mahatsiaro ny fahazazako zan hira zan ein t@ papanay mbola nitaozona video de zan foana hira alefany!!!! Merci ary mankasitraka fa tonga lay hafatra nao zan hoe nanome fahendrena ho ahy tanteraka!!!!
Misaotra anao Rakoto a!! Amiko ity hira ity ny meilleure chanson anao!!! Na ny firafitry ny feo na ny tonony!! Fa eo @ le miteny haingana be iny no tena mampiavaka anao @ mpanakanto rehetra!!
Misaotra ry Zoky be fa mandova tsara ny Zandry kely aty aoriana!! Tena mbola kely aho no nahaino ity hira ity voalohany!
Anisany hira tiako indrindra !!!Tsy mety ilaozany toe-trandro. Misaotra Rakoto♥💖
Sur mintsy
2023, tena mbola tena mahafinaritra ilay vazo
Mankasitraka Rakoto🙏🙏. Nitaiza ahy ny kanto noforoninao
Raha tia mozika ianao, henoy tsara ny hakanton'izany hira izany. Aty am' taona 2020 tsy mbola naheno toy izany aho , hoe malagasy ,fa maka tahaka daholo ny ankamaroany. Aiza ny dimby sy ny ala ?
Tsara e, ary ho mandrakizay!
zany no tena hira tsara et le son et arragement avec sacksophon parfait anio 3 nov 2020
🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Na dia hoe tanora ar za, fa izany hiran'Rakoto izany anisan' ny hira henoko foana.Tena mlay be io hira io👍👍👍
Mahapatsiaro zavatra maro sy ny taloha !!! mafinaritra mankasitraka !!!
27 febroary 2019 amin'ny 2 maraina , lasa alavitra ny saina
izany ka tena mozika sady mitondra lavitra no mandrotsirotsy
zah mbola mankafy ;sady ahatsiarovako an'i Dadanay,satria tena tian'i dadanay io hira io.
Des souvenirs éternels de moments passés avec un ami très proche, un frère .. désormais quand cette chanson passe. Mampamangy letsy, mbola be ny ho avy
2019, mbol manakfiii, 👊👊, makasitrak zok be aa💪💪💪
Misaotra anilay nizara lay hira. Tsara lotra,mampahatsiaro fahazazana😭. Misaotra Rakoto nanao hira toy itony❤️
Tena mampatsiaro ny fahazazana mihintsy,,mars 2020 tsy mety leo!!merci Rakoto
Mba gaga ihany amin'ireo olona manao "dislike" mety tsy sofina angamba no mihaino ny an-dry zareo ah !
It's not my generation,but I love this song❤
suuurrr miiitsiii à! tsy maintsy hody ihany kah...
Nanamarika ny fahazazako zany Misaotra Rakoto
3 Novembre 2021, mbola mihaino ihany ,manala sorisory, ary mampahatsiaro ny taloha,ka misaotra betsaka é.
Mahay mamoron kira ty ranamana ty 🙏💯
ny taloha, ny lasa tsy hiverina fa mitondra sary an'eritreritra mihaino ilay hira.... mirary soa Rakoto
2020 mbola tiako foana ity hira ity
Nññ
tsara a a a !!! Tamzay mbola mpijery VIDEO lesy zany a !!
Ry fahazazanay ! Rakoto merci daholo e !
Tiako be ity hira ity 😍🤩
mlay e!!! mahatsiaro ny fahazazako za mahita an'io! mba asio spectacle kely ety an tanana Rakoto a,
Misaotra anao Rakoto, indray andro any angamba tokoa e
18 juillet 2021 mbola ato fona eee, mlay fona zany vazo zany
fahazazana tsia ho adino mihintsy izany hira izany eh!! mankasitraka Rakoto a!!
Tiako loatra❤❤, sady malahelo😭
Manaja zoky be rakoto a, 7 taona ny tenanay no efa nankafy izany hira zany hatramzao.mankasitraka e
Merci Yves tu es le meilleur quel plaisir !!
Hé, any zay ry zalay any antanana any 😥😥😊
Ny fahazazako❤❤❤❤😢😢😢
Akafiziko loatra nahatsiarovana ny fahazazana mihitsy
MERCI zoky b RAKOTO matsiaro ny fahiny mihintsy
Indray andro any angamba e ....
J 'ADORE CE CHANTEUR !
tsy ankaleo ahy mihitsy na averina foana foana ary!!! manaja dia misaotra
msôtra mampahatsiahy ny kanto
Tena ankafiziko le hira zoky be Rakoto a mankasitraka e
indray andro gamba mbola mety hiverina any e!!!!
Vazo milay zany💜
Waouuhh
Madagascar me manque
2020 /ca m'a toucher.j'adore
Merci zok. Rakoto.nametraka zavtr ts tonta ny ela
Misy ny olona dia tafita hoazy fa tsy mila miezaka be izany.
ito hiran'i RAKOTO ito kosa aloha tena tiako be e..
j'adore trop , ♥♥ grand merci Rakoto
Tsita ze ho tenenina fa feno ny fo ry zoky b a .mankasitraka e verry good
ndryyyyy mampatsiaro ahy ny fahazazako. henjana be
niaraka lehibe zany isika raha izany!!
nanana K7 ty rabaina tamzany, matsiro
hafa ihany ny hira taloha 😉
2018 indray androany tsy ngamba fa sur a ry GASIKARAKO..lavitra fa n fo any
09/29/2021 mbola mihaino foana, tena tsara ilay hira.
😢manembona
❤️❤️❤️❤️ hira tena farak'izay tiako, mankasitraka Rakoto aaa
Kabar 'ty fivelesn 'ty tonon ry kahy!
Mbola mankafy hatr@ izao!!! Mankasitraka zoky a!!
novembre 2019...... tena kanto ! po tsatroka RAKOTO
👌🏽🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 kanto tanteraka
Hira milay be mbola misy olona 9 tsy tia ihany...
tsy mety lany manja namà, milay mba asio concert kely ee