"Izany vehivavy izany " Jeneraly

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 23 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 32

  • @malalaniainaratolojanahary5815
    @malalaniainaratolojanahary5815 3 ปีที่แล้ว +3

    Tiko b tsy mankaleo mitsy😘❤️❤️2021🇲🇬🇲🇬🇲🇬👍👍👍

  • @rrlbs1690
    @rrlbs1690 2 ปีที่แล้ว +11

    Izany vehivavy izany
    D7/F# G
    Nomeko ny hatanorako
    C B7
    Vao tojo azy aho dia avy hatrany
    Em
    Manitikitika ny hadalako
    Izany vehivavy izany
    Navahako tanatin'ny maro
    Nampifaly izy, nampitomany
    ..Em
    Ary tena hita fa nahasaro-piaro
    Am D7/F#
    Tsara tarehy matoa nambabo ahy
    G Em
    Tsara tarehy no tsara fanahy
    Am D7/F#
    Tsy hitanareo nefa tsy aiza fa
    G
    Eo anilako eo
    Am D7/F#
    Mibanjina ahy, mandray ny tanako
    G Em
    Manoroka ahy, miantso ny anarako
    Am D7/F# G
    Tsy renareo, izaho anefa toa mandre ilay feo
    B7
    Feo o !
    Izany vehivavy izany
    No mahalala ny tantarako
    Tsaroako tsara fa mbola izy ihany
    Namadibadika ny anarako
    Izany vehivavy izany
    Anisan'ny tena be fitiavana
    Tsy anjely akory fa olona ihany
    Kanefa hita fa tia havana
    Mahalala izany ny fianakaviana
    Mahatsapa izany ireo namana tiana
    Fa izy anie sady masiaka no tsotra be
    Tsy hitanisa ireo izay nampiany aho
    Fa tsy hita isa ireo izay nitalaho
    Ka novonjeny
    Na ireo ankizy na ireo ray aman-dreny
    Eny o !
    Izany vehivavy izany
    Namela mamy ho an'ny zanany
    Nangatahako ny Ray any ambony any
    Mba handeha tsara ny fianarany
    Izany vehivavy izany
    Hiraiko mba ho fahatsiarovana
    Tsy hisento intsony aho na hitomany
    Satria ny foko efa torovana
    Fantatrareo fa tsy latsaka akory
    Fantatrareo fa tsy hipody intsony
    Nefa na izany ny embona azy
    Dia mitoetra eny ihany
    Na ny voady nifanoloranay
    Sy ny adiady izay nifanaovanay
    Tantaranay ka nahatonga ahy hanao
    Izay hira izay
    Izay o!
    Izany vehivavy izany ! (2)
    Ny embona azy dia mitoetra eny ihany
    Izany vehivavy izany ! (2)
    No nahatonga ahy hanao izay hira izay

  • @amgmickael
    @amgmickael 4 ปีที่แล้ว +2

    Tiko be baina haa, naheo cover maro ao teo, fa afa iany zany ny tompony!

  • @rakotomatelo4008
    @rakotomatelo4008 11 ปีที่แล้ว +4

    Tsara le arrangement. Aiza no mety mbo ahitana ny version jeneraly nataon'lisany depuis ry zalahy? de rahoviana mbo manao kaonsertra kely aty ivelany?

  • @floretteminosoa2297
    @floretteminosoa2297 7 ปีที่แล้ว +2

    c mon pref

  • @randriamalalavololoniaina8775
    @randriamalalavololoniaina8775 3 ปีที่แล้ว +1

    milay b nareo é! tsy mankaleo

  • @raveloarisoanantenaina9300
    @raveloarisoanantenaina9300 3 ปีที่แล้ว +1

    2021.04.22 tantarain dadako foan ny tantaran Gaby

  • @wouna6663
    @wouna6663 ปีที่แล้ว +1

    tena mbola mahafinaritra foana mihaino azy

  • @marysue1146
    @marysue1146 ปีที่แล้ว +2

    mampite hisotro bex glacée be zany ilay hira asa hoe nahoana. matsiro e

  • @andrytahina6028
    @andrytahina6028 8 ปีที่แล้ว +5

    koz ve lethi e! mlay k !

  • @manutaillois9186
    @manutaillois9186 2 หลายเดือนก่อน

    Souvenir be reveko

  • @davidanthony8424
    @davidanthony8424 3 ปีที่แล้ว +1

    Eny tokoa 😥

  • @rassidherimanjaka2305
    @rassidherimanjaka2305 7 ปีที่แล้ว +2

    afaka mahazo ny accord nzany ve

  • @holitianahajamananaandriam6960
    @holitianahajamananaandriam6960 5 ปีที่แล้ว +1

    souvenir milay be

  • @Lorie.rbe1
    @Lorie.rbe1 ปีที่แล้ว +1

    ❤️

  • @rivoramampiandra9627
    @rivoramampiandra9627 7 ปีที่แล้ว +2

    izy anie sady masika no tsotra be

  • @raharymampionona6015
    @raharymampionona6015 4 ปีที่แล้ว +1

    Maankasitraka e!!

  • @tafitaandria4795
    @tafitaandria4795 2 ปีที่แล้ว +2

    🎧🎼🎸

  • @lucasparany
    @lucasparany 6 ปีที่แล้ว +2

    Cool

  • @nieraandria6035
    @nieraandria6035 3 ปีที่แล้ว +1

    Mlay eeeee 👌

  • @pcyberyves4923
    @pcyberyves4923 7 ปีที่แล้ว +2

    tsara tarehy mato mahababo ahy

  • @harilalarakotoson6926
    @harilalarakotoson6926 2 ปีที่แล้ว +1

    Efa hitako taloha!!!vazo Io aza tezitra

  • @sandaniainaanjara3996
    @sandaniainaanjara3996 2 ปีที่แล้ว +1

    nis nanolotra ho ahi de Zao vao henoko tsar kosa

  • @vatosoasafira3991
    @vatosoasafira3991 11 ปีที่แล้ว +3

    ok Andy a! zany vehivavy zany ve?????

  • @lovanirinarandrianarijaona2145
    @lovanirinarandrianarijaona2145 5 ปีที่แล้ว +1

    Zany vehivavy zany...kopy indry.

  • @rootskillahmarvine6563
    @rootskillahmarvine6563 5 ปีที่แล้ว +1

    ao tsara zoky jen a

  • @fenosoamanjakatanjona3844
    @fenosoamanjakatanjona3844 8 ปีที่แล้ว +2

    zay vevavy zay

  • @SERVICEALTO-zr7zn
    @SERVICEALTO-zr7zn 2 หลายเดือนก่อน

    Marina loatra

  • @minoheritiana9018
    @minoheritiana9018 5 ปีที่แล้ว +1

    SIORA E

  • @fenohasinatahirinirinaandi4523
    @fenohasinatahirinirinaandi4523 4 ปีที่แล้ว +1

    sur