MR SAYDA - AMOURONAO

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 พ.ย. 2024

ความคิดเห็น • 6

  • @tsantadania7647
    @tsantadania7647 3 ปีที่แล้ว +1

    Extra.......... JIOLAHIMBOTO AZA AHO TSY HANARY ANAO❤️ 👍👍👍👍👍👍

  • @mampitaiorenana919
    @mampitaiorenana919 3 ปีที่แล้ว +1

    Lazao an'izany izy fa efa hoavy aho
    Ny foko manirery mbola mila anazy aho
    Ny hafatra efa nataoko tanaty vazo ao
    Vonikazo ve dia ho toloraba vonikazo
    Amboleko an-jaridaina
    Ho tazanako maraina
    Mahalasalasa saina
    Tiako ny amouronao
    Tsy mamorona aho
    Tiako ny amouronao
    Izany ve dia hatoro anao.
    Dia raha misy sahy milaza any dia ento aty
    Sahy milaza fa hoe tia andrie
    Afaka misorona mihitsy aho satria....
    Efa ela be aho no niandry
    Nisy andriam-by dia nanaraka aho
    Nataoko hira ny anaranao
    Ka NA JIOLAHIMBOTO AZA AHO TSY HANARY ANAO❤️
    Dia nataoko hirahira
    Mba mahatsara ilay sanjila
    Tsy nilako filafila
    Tiako ny amouronao
    Tsy mamorona aho
    Tiany ny amouronao
    Izany ve dia hatoro anao
    Amboleko an-jaridaina
    Ho tazanako maraina
    Mahalasalasa saina
    Tiako ny amouronao
    Tsy mamorona aho
    Tiako ny amouronao
    Izany ve dia hatoro anao❤️💗

  • @romyrandriamanga8397
    @romyrandriamanga8397 3 ปีที่แล้ว

    J'adore 🥰🥰

  • @rajaonarivoandrytiana1730
    @rajaonarivoandrytiana1730 3 ปีที่แล้ว

    milay fona eh

  • @ilainirikonasolotiana6937
    @ilainirikonasolotiana6937 3 ปีที่แล้ว

    milay leis sayda

  • @lionproduction993
    @lionproduction993 3 ปีที่แล้ว

    Milay ee le vazo ee