MASINA IANAO // GROUPE BA MADAGASCAR **** THOU ART HOLY OH LORD

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 18 ก.พ. 2016
  • LYRICS
    Masina Ianao Andriamanitro oh tsy misy ny toa anao
    Fa manerana izao tontolo izao tsisy hery mahatohitra anao
    Miankohoka eo anatrehanao fa masina Ianao
    Fa hatramin zay ka ho mandrakizay tsy miov rah ny herinao
    ZAVABOAR REHETRA MANAIKY ANAO
    FA MASINA IANAO
    AMENNNNNNNNN // JOSE RAZAFIMAMONJY A/C

ความคิดเห็น • 43

  • @clarelleyvan819
    @clarelleyvan819 3 ปีที่แล้ว +1

    Ho an Andriamanitra irery ihany Dera sy Laza ary Voninahitra Mandrakizay ilay tompony FANAHY MASINA Amen ALELOIA

  • @user-et4mk2lo8t
    @user-et4mk2lo8t ปีที่แล้ว +1

    tena nahalatsaka ny ranomasoko miitsy kah

  • @kalaneny4053
    @kalaneny4053 6 ปีที่แล้ว +1

    tiko lotra le hira,,hira fiankohofana , mampidina fanatrehan jesosy ndrindra ref any apengonana

  • @rasoaniainanadialeonard2633
    @rasoaniainanadialeonard2633 5 ปีที่แล้ว +3

    Merci❤️🙏🙏, Tsara be le hira fiderana ani Jesosy 🙏🙏🙏❤️, tena velo ny sandriko , henoiko isanandro hira ty ,isakinizaho mifoha maraina🙏! Tena mitsangambolo ko aho. Mirary soa anareo ,ho tahin'Andriamanitra tsika iaby , masina tokoa izy ❤️🙏

  • @rabarisonnico7968
    @rabarisonnico7968 3 ปีที่แล้ว

    Latsaka mitsy ranomasoko. Masina Ianao Jesoa

  • @mananjarahoareau8473
    @mananjarahoareau8473 6 ปีที่แล้ว +7

    mitsangam. bolo mihintsy aho, velombelona ny fanahy, amen !!!

  • @andrianinahelson1655
    @andrianinahelson1655 4 ปีที่แล้ว +1

    tsara JESOSY !!

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 3 ปีที่แล้ว

    Masina Ianao Andriamanitro o!! Tsy misy ny toa Anao
    Fa manerana izao tontolo izao tsisy hery mahatohitra Anao!! 🙏🏼🙏🏼🙏🏼🙏🏼

  • @mariatheresasabellina2849
    @mariatheresasabellina2849 4 ปีที่แล้ว +1

    Thank you for putting the lyrics i loke the song...God bless..

  • @marymary9809
    @marymary9809 2 ปีที่แล้ว

    deraina Jesosy Fa Masina Izy

  • @raharisonchristophe4144
    @raharisonchristophe4144 3 ปีที่แล้ว

    Tsy misy hery matohitra Anao!

  • @fronsoaalfronsoa7719
    @fronsoaalfronsoa7719 6 ปีที่แล้ว +1

    Masina indridra Adriamanitra. ary tsy miova famasinana Tsy misy toa Adriamanitra Amenl

  • @rabelamartine6973
    @rabelamartine6973 6 ปีที่แล้ว +2

    Ho azy irery ny voninahitra

  • @ravinala958
    @ravinala958 4 ปีที่แล้ว +1

    Ray ô misandrata ianao fa izaho kosa aoka hanetri.tena manoloana anao ⚘🌿🍃 allelouia ❤ amen ❤❤

  • @rollandjosephrazafimamonjy283
    @rollandjosephrazafimamonjy283 5 ปีที่แล้ว

    tena tsara ny midera an' Andriamanitra! ianareo koa manampy be sy mitarika ho amin'izany ka mahereza fa mahafinaritra tokoa. Voninahitra ho Azy Andriamanitra irery ihany (y)

  • @kekemalaza5489
    @kekemalaza5489 4 ปีที่แล้ว

    Izao miakohoka eo anatrehanao Fa MASINA ianao Amen🙏

  • @andristodisoa8457
    @andristodisoa8457 8 ปีที่แล้ว +3

    Fa maneran' izao tontolo izao
    tsisy hery mahatohitra Anao
    miankohoka eo anatrehanao
    FA MASINA IANAO
    Fa hatramin'izay ka mandrakizay
    tsy miova raha ny herinao
    zava-boahary rehetra manaiky anao
    FA MASINA IANAO!!!....

  • @lovamamylalanirinarazafima7492
    @lovamamylalanirinarazafima7492 7 ปีที่แล้ว +2

    Ho Anao irery ihany Ray ô ny fahamasinana tsy manam-pahataperana - Haleloia!!!

  • @ravinala958
    @ravinala958 3 ปีที่แล้ว

    Lehibe Andriamanitra 🌺🍃

  • @flowers9464
    @flowers9464 5 ปีที่แล้ว

    Masina Ianao Tompo ka mankahala ny ratsy rehetra.

  • @jamalcell9450
    @jamalcell9450 4 ปีที่แล้ว

    Miankohoko eo anatrehanao fa masina ianao.🙏

  • @rijarasamoelina5910
    @rijarasamoelina5910 8 ปีที่แล้ว +1

    masina IANAO ANDRIAMANITRO.Misandrata Ray o!!!

  • @charliebarandrianantenaina124
    @charliebarandrianantenaina124 8 ปีที่แล้ว +1

    milay eu!!!!

  • @brayanrandrianasolo7913
    @brayanrandrianasolo7913 2 ปีที่แล้ว

    masina ianao tompo

  • @SaturninZita
    @SaturninZita ปีที่แล้ว

    💖

  • @rasoucarla1226
    @rasoucarla1226 5 ปีที่แล้ว +1

    tsara loatra

  • @tricerandrianarivo2923
    @tricerandrianarivo2923 6 ปีที่แล้ว +1

    Hats off!Great song!

  • @andrianalijaonanarindra7516
    @andrianalijaonanarindra7516 6 ปีที่แล้ว +2

    mankasitraka

  • @jessijean2823
    @jessijean2823 5 ปีที่แล้ว +1

    tsara kalitao clips tsara ko ny hira fiderana

  • @mamitianarandriamahazo8474
    @mamitianarandriamahazo8474 6 ปีที่แล้ว +1

    Miankohoka eo anatrehanao Aho Tompo Andriamanitro fa Masina Ianao .

  • @eleonorerandriamananatiana1402
    @eleonorerandriamananatiana1402 2 ปีที่แล้ว

    🙏

  • @oniharimalalafenosoa7271
    @oniharimalalafenosoa7271 5 ปีที่แล้ว

    Mba andefaso instrument na karaoké Group Ba a! Svp.
    Tahian Jesosy e

  • @tahianalalaina834
    @tahianalalaina834 ปีที่แล้ว

    Masina Ianao (G Ba)
    Refrain :
    Masina Ianao, Masina Ianao
    Masina Ianao Andriamanitra ô
    Tsy misy ny toa Anao
    Masina Ianao, Masina Ianao
    Masina Ianao Andriamanitra ô
    Koa misandrata Ianao
    Strophe
    Fa manerana izao tontolo izao
    Tsisy hery mahatohitra Anao
    Miankohoka eo anatrehanao
    Fa Masina Ianao
    Fa hatram’izay ka ho mandrakizay
    Tsy miova raha ny herinao
    Zava-boahary rehetra manaiky anao
    Fa masina Ianao
    .....
    Refrain
    Strophe
    .....
    Strophe
    Zava-boahary rehetra manaiky anao
    Fa masina Ianao
    (X2)