TSY NY NAMANAO FA JESOSY NO MANANA LALANA EO AMIN'NY FIAINANAO | Johanna RAZANAKOTO | MCTV

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 20 ต.ค. 2024
  • TSY NY NAMANAO FA JESOSY NO MANANA LALANA EO AMIN'NY FIAINANAO
    Indraindray isika variana amin'ny ataon'ny manodidina hany ka lasa tsy mahafantatra ny tokony atao intsony.
    Manao vente en ligne ilay namana de manao koa
    Manao call center ilay namana dia manao koa
    Mivarotra fiara ilay namana dia manao koa , sns, ....
    Rehefa tsy mifantoka amin'ny lalanao ianao dia lasa diso amin'ilay anjara tsara efa nomanin'Andriamanitra anao.
    Izany indrindra ny anton'ny fizarana androany ato anatin'ny Fandaharana "Ny Hatanorana" iarahana amin'i Johanna RAZANAKOTO izay mitondra ny lohahevitra hoe : TSY NY NAMANAO FA JESOSY NO MANANA LALANA EO AMIN'NY FIAINANAO.
    Tsy izay ataon'ny namanao dia tokony ataonao ihany koa.
    Aza manimba tena sy manary ny talenta nomen'Andriamanitra anao fa trandrao ilay maha-izy anao ao amin'i Jesosy.
    Arahinao izao amin'ny mctv : 'lien mctv'
    na eto ao amin'ny chaine youtube
    famerenana eto amin'ny facebook rahariva amin'ny 7ora
    Hanampy anao ity émission androany ity amin'ny tohin'ny fiainanao na mety efa miasa ianao , na eo am-pisafidianana ny tohin'ny fianaranao kanefa tsy hainao izay atao.
    Jereo , hiaino ary zarao amin'ny manodidina anao !
    👉Raha mila fanazavana na misy fiaraha-miasa tianao atao dia afaka alefanao ato amin'ny : johanna.raz@mctv.mg
    #tsynynamanaofajesosynomananalalanaeoaminnyfiainanao #nyhatanorana #Johanna #Razanakoto #Jesosy #mctv #Madagascar #christian #television #clip #evangelique #toriteny #fampianarana #Jesoa #Andriamanitra #kristiana #Malagasy #Madagasikara #Kristy #Gasy #Fiangonana #mpino #fandaharana #vaovao #chretien #jesus #hira #fiderana #africa #gospel #revival

ความคิดเห็น •