Any an-danitra any (Rija R) Strophe 1 (X2) Any an-danitra any, Any misy fiainana Any ny mino no mbola hody Fa tsy maintsy tody eee ! Ny etý dia mandalo ihany sy miserana Jesosy any efa mikarakara ny toerana Refrain (X2) : Jesosy o ! Jesosy a ! Tsy misy atakaloko Anao ee e ! Lalako Ianao e ! etý an-tany e ! Atrany an-danitra any e ! Strophe 2 (X2) Any an-danitra any Izay tonga ihany no arabaina Fa manana tombon-tsoa ny velon'aina Mietsiketsika fa manorina Ny any ankotra Jesosy any efa mikarakara efa manambotra eee ! Refrain (X2) Strophe 3 Tsy angorohoro ny fonareo e e (Tsy angorohoro ny fonareo e e) Ianareo mahalala ny feoko ee (Ianareo mahalala ny feoko ee) Tsy angorohoro ny fonareo e e (Tsy angorohoro ny fonareo e e) Fantatrareo zay alehako eee e Aza manahy oa, aza manahy e, ho avy ny andronareo a Izay hisy ahy e, izay hisy ahy e, any koa no hisy anareo Strophe 2 Any an-danitra any, zay tonga ihany no arabaina Fa manana tombon-tsoa ny velon’aina ee e Mihetsiketsika fa manorina ny any ankoatra Jesosy any efa mikarakara efa manamboatra eee ! Refrain (X2) : Jesosy o ! Jesosy a ! Tsy misy atakaloko Anao ee e ! Lalako Ianao e ! etý an-tany e ! Atrany an-danitra any e ! Lalako Ianao e ! etý an-tany e ! Atrany an-danitra any e ! Atrany an-danitra any e !
Amen, lalako hanao Jesosy hatrany an-danitra, izaho sy ny ankohonako hanompo hanao hatrany
Jesosy ô!! Jesosy a!! Tsy Misy atakaloko anao, Lalako Ianao ety antany atrany andanitra Any. Merci Rija tsara b le hira, Deray anie Andriamanitra lebe s be fitiavana. Amen
Tena mafinaritr be le izy 🤗💗
Fa Andriamanitra efa maboatra izay tsara lavitra ho antsika Amen
Jesosy a! Misaotra tsy hitsahatra ny hisaotra Anao aho Tompo!! Hidera Anao ary hanome voninahitra ilay Anaranao Masina amin'ny androko rehetra - Amen!!!
tsara Amen
Tsy misy atakaloko anao Jesosy. Amen
lalako tokoa ianao Jesosy a!!!any an-danitra tkoa ny Rdv tsika rehetra amen
Jesosy Tsy misy atakaloko anao Amen
Jesosy oh, jesosy ah tsy misy atakaloko anao lalako ianao
AMEN
efa manamboatra ny toerako anao jesosiko;amen
Mafinaritra sady mapahery be ana mitsy .tompo omeo fanahy masina avy aminao aho amen
marereza ianao Rija fa olona tena voatokana enao an!!
tsara n midera an jesosy mosaotra Rija
Jesosy a!! Jesosy ô!! Tsy misy atakaloko Anao eh!!
Any misy fiainana!Amen
Tsara TOMPO ♥️♥️♥️♥️
Sao dia mba misy mahalala ilay :
" ilay ilo tsara indrindra
No indro ahosotra ahy
Natokany hoan'izay mifankatia toy ny mpirahalahy"
Rija Rasolondraibe ihany io.misaotra mialoha
amen !
Amen!
Marina zany,Amen!
Tsara ny mijery tononkira mba ho tafita tsara ny hafatra fa mba ahitsio re ilay teny gasy diso.
any an-danitra no tena fiainana maharitra mandrakizay
amen
tsar ny Tompo e! d tsar taak'Az ko le ira, msaotra Jesosy ô
qu'il est bon de louer Jésus
Ianao lalana sy fahamarinana
Amen
n'iza n'iza tsymisymahay ny momba azy,fa ny TOMPO irery nomahafantatra.izy ihany no lalana
Tena marin mints ny afatr 'i Rija
Any an-danitra any (Rija R)
Strophe 1 (X2)
Any an-danitra any,
Any misy fiainana
Any ny mino no mbola hody
Fa tsy maintsy tody eee !
Ny etý dia mandalo ihany sy miserana
Jesosy any efa mikarakara ny toerana
Refrain (X2) :
Jesosy o ! Jesosy a !
Tsy misy atakaloko Anao ee e !
Lalako Ianao e ! etý an-tany e !
Atrany an-danitra any e !
Strophe 2 (X2)
Any an-danitra any
Izay tonga ihany no arabaina
Fa manana tombon-tsoa ny velon'aina
Mietsiketsika fa manorina
Ny any ankotra
Jesosy any efa mikarakara
efa manambotra eee !
Refrain (X2)
Strophe 3
Tsy angorohoro ny fonareo e e
(Tsy angorohoro ny fonareo e e)
Ianareo mahalala ny feoko ee
(Ianareo mahalala ny feoko ee)
Tsy angorohoro ny fonareo e e
(Tsy angorohoro ny fonareo e e)
Fantatrareo zay alehako eee e
Aza manahy oa, aza manahy e, ho avy ny andronareo a
Izay hisy ahy e, izay hisy ahy e, any koa no hisy anareo
Strophe 2
Any an-danitra any, zay tonga ihany no arabaina
Fa manana tombon-tsoa ny velon’aina ee e
Mihetsiketsika fa manorina ny any ankoatra
Jesosy any efa mikarakara efa manamboatra eee !
Refrain (X2) :
Jesosy o ! Jesosy a !
Tsy misy atakaloko Anao ee e !
Lalako Ianao e ! etý an-tany e !
Atrany an-danitra any e !
Lalako Ianao e ! etý an-tany e !
Atrany an-danitra any e !
Atrany an-danitra any e !
Jesosy a !tsy misy atakaloko anao tokoa e
Hasambarana foana ny fiainan zay Mino anao Tompo ô
tena misy fiainana marina any an danitra
Jesosy ô! Jesosy a! Tsy misy atakaloko Anao.
tsy mis atakaloko Anao Jesosy
🙏🙏🙏🙏❤❤❤
Tsara ny midera
AMEN!!!
C quand q il vient Jesosy
Bientôt
👍👍👍👍👍
tsara lotra
Tiko jesosy
tsara l hira fa zao lay onony dia hoe ho avy haka anareo aho fa tsy oe ho avy ny andronareo mci e
Amen
Ameniii
Amen
Tsy misy atakaloko anao jesosy a
🕍 jesosy no fiainako
Amen !!!