COULISSE ON TV DU DIMENCHE 25 DECEMBRE 2016 Ny mpitory BY TV PLUS MADAGASCAR

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 28 ก.ย. 2024
  • COULISSE ON TV DU DIMENCHE 25 DECEMBRE 2016 Ny mpitory BY TV PLUS MADAGASCAR

ความคิดเห็น • 18

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 2 ปีที่แล้ว

    11/02/2022 Tena tiako be ny feon'ny mpihira sy ny instruments de musiques ampiasain-drizareo manetsika ny fo sy mifanaraka ery amin'ny "textes" misaotra mizara !!!!!!Je les adore!!!!!!

  • @RIJAMANITRA
    @RIJAMANITRA 7 ปีที่แล้ว +1

    NY MPITORY, Antoko Mpihira tena mahafinaritra. Ny feo tsara rindra, ny mozika tena milamina. Mampahery hatrany.

  • @tianarakotovao5962
    @tianarakotovao5962 7 ปีที่แล้ว +1

    Groupe tena tiako indrindra nanomboka taloha be "Na tsiky na tomany",mbola cassette tamin'ireny,dia za tsy nanana fa nindrana, 5 jours tsy naveriko dia nalefako isan'andro, saika simba ilay izy,lol............... Mankasitraka ary Merry Christmas. Miandry ny album n' ny ireo tsara indrindra ( The Best) sy album vaovao ny mpitory!!!!

    • @tianarakotovao5962
      @tianarakotovao5962 7 ปีที่แล้ว

      Mpihaino Groupe ohatr'izao za maneran-tany. Hatramin'ny groupe any Brazil (Prisma, "Eu nao me esqueci de ti"),Rwanda, Afrique du Sud Americains. Fa anisan'ny tiako ianareo. Mahereza!!!!!!

  • @christianeandrianasolo-rat7879
    @christianeandrianasolo-rat7879 7 ปีที่แล้ว +1

    Mankasitraka e. Mitomboa hery eny am-pandehanana!

  • @harisonratovohery5500
    @harisonratovohery5500 7 ปีที่แล้ว +6

    Taona 1991 izaho no nentin'i Mamako nijery anareo voalohany tao amin'ny Fokrifa sy tao amin'ny Sekoly Loterana Mangarivotra Antsirabe, tena faly aho tamin'izany na mbola zaza aza. Tena mampahery mandrakariva rehefa mihaino ny hiranareo hotahian'i Jesosy an.

  • @rojohasinaandriamarosolo119
    @rojohasinaandriamarosolo119 7 ปีที่แล้ว +1

    Tena KANTO. Tokony ho hita taratra amin'ny hira fitoriana ny mahakanto sy mampihavaka mba hahasarika olona sy hahatafita ny fitoriana ny Filazantsara.

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 11 หลายเดือนก่อน

    Mandria ampiadanana Dadapasy Rahaga o! Mankasitraka misaotra t@zava-bita rehetra napetrakao.Mipetraka ao amponay tsirairay avy ny teny soa naelinao,mitsiry ao amponay tsirairay avy ny voa soa nafafinao Misaotra ny mambra rehetra ao Mpitory rehetra. Mankasitraka anareo.
    Handry ampiadanana ary hipetraka eo ankavanan'ny Ray anie ny fanahiny.

  • @kolyandrianivosoa1337
    @kolyandrianivosoa1337 7 ปีที่แล้ว +1

    mankasitraka ,mahefa be @ fitoriana an-kira é

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    ny mpitory aloha tena tsy hadino mintsy an

  • @noahfitsaharana4345
    @noahfitsaharana4345 5 ปีที่แล้ว

    tena mpaka aty anaty;msaotra

  • @vincentignacerakotoarivelo2728
    @vincentignacerakotoarivelo2728 11 หลายเดือนก่อน

    Endrey ty fanetren-trnan’ity Mpanompon’Andriamanitra

  • @rabl7mt564
    @rabl7mt564 7 ปีที่แล้ว +1

    tsara b oh' joyeux Noël ihh N'y fitiavanao Jeso

  • @njarrasolofoniaina4110
    @njarrasolofoniaina4110 7 ปีที่แล้ว +1

    misy diso kel le fanoratana sao mbl afaka amboarna"dimanche "

  • @navalonanomenjanahary105
    @navalonanomenjanahary105 3 ปีที่แล้ว

    foy loatra ny akanjon'i Laingo

  • @swann6
    @swann6 7 ปีที่แล้ว +1

    hahahaha tratran'ny Toriteny be Ra Luc fa tonga de tsy mahateny tsony fa kobo be oe mataoatra

    • @luchorakotoarisoa9285
      @luchorakotoarisoa9285 7 ปีที่แล้ว

      hahaha ! tamin'ny fomba toy ny ahoana moa no hamaliako an i Pasteur Rahaga oe aaa, tsy izy zany lazainao zany !! hahaha :D