Zay ni magavoha tsika gasy tsy Mba famporosihina fa fanaratsina tsy hampadroso by tanidrazana no sady miteny ratsy fona aiza moa no tsy ho lasa ratsy fomba ny malagasy zao. Tohizo fa mana talents by gasy dridra fa ny taloha
Izao no atao hoe ataony amin'ny façon-ny ry DONA BE be vava be ao amin'ny commentaires sasany ao a! Manaova raha mahay fa aza faly mitsikera ataon'ny hafa ry sarindika 3 lahy ireto a.
super mahury bravo
👍👍👍👍👍👍❤️❤️
Thanks to Mahery
nice prestation
FANJA&FRÉDÉRIC VOIZE 💫🗼
Mafy izy
Zay ni magavoha tsika gasy tsy Mba famporosihina fa fanaratsina tsy hampadroso by tanidrazana no sady miteny ratsy fona aiza moa no tsy ho lasa ratsy fomba ny malagasy zao.
Tohizo fa mana talents by gasy dridra fa ny taloha
b filirony b loatra ndray fa aleo ihany le original
super musique
tena tsara be
Milay neny an !
Excellent
merci e! tiko be ty hira ity
maestro
Be fialonana koa ny sasany zany fa tsara be zany ka atao hoe technique
TENA TSARA MAHERY A, TENA TIKO NA LE STYLE AZA, MAKASITRAKA E
enjana enao tena mlay be
Izao no atao hoe ataony amin'ny façon-ny ry DONA BE be vava be ao amin'ny commentaires sasany ao a! Manaova raha mahay fa aza faly mitsikera ataon'ny hafa ry sarindika 3 lahy ireto a.
milay lesy dada a
Merci
Tiko ito version ito zany
sur les mahery a
manja be (y)
je vaysajjer te voir
Aza simbaina le hira e , mihogahoga masay be
otran ny manena be izy amin ny voalohany, mi hou hou tahaky ny hibou avy eo 😂😂😂. Hafa ihany ilay version originale tsisy filirondrirony 👌
Mahavita otrzany nga se??
otran ny manena be izy amin ny voalohany, mi hou hou tahaky ny hibou avy eo 😂😂😂. Hafa ihany ilay version originale tsisy filirondrirony 👌
Zéro
zero nreninlah
Oay zany feo ee
Tsara feo loatra ianao
Tena efa mtapy n moly pory mints ela zan ra Mahery manin ratsy ve zesta tay otrzany
😂🙄ndana manao sekoly alahady