Andriamanitra (Dadah Rabel - Francia et Rija Ramanantoanina

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 2 พ.ย. 2024
  • เพลง

ความคิดเห็น • 5

  • @rolandapostinona6107
    @rolandapostinona6107 ปีที่แล้ว +1

    Andriamanitra o toroy ,ny lalana marina
    Fa ianao no fivoy tsy hampivarina
    Ny fo sy saiko miharatsy , fa takona hazavana
    Hery tsy haiko no mamatsy,mahabe fahotana
    Mba miezaka aho ny hitraka , nefa ny heriko mitana
    Ny famelanao ry mpanjaka,no mandresy ny gejan’ny satana
    Ry tompo omeo hery aho
    Entiko hanompo ny anaranao
    Fa ny fakampanahy,mbola mananontanona ahy
    Ny fitiavan-tena mamenatra jarena
    Vonjeo aho ry tompo
    F’ao izy e hanome lay anjara fitia
    F’izy anie no mandre ny antson’ireo very dia
    f’izy anie no hany mandre
    Ny antso manginan’ireo zay mani

  • @rayandriantsoa9932
    @rayandriantsoa9932 ปีที่แล้ว

    Ary mba aiza i Francia zay moa e? tena mahafinaritra koa izy io an !

  • @kiadyrandrianaina198
    @kiadyrandrianaina198 ปีที่แล้ว

    tsara loatra eh 😎😎😯😯

  • @hrb323
    @hrb323 2 ปีที่แล้ว

    mety tsara. misaotra ê!

  • @raissavally7137
    @raissavally7137 6 ปีที่แล้ว

    merci