Merci et vive les mihinambary tsisy Laoka. Mofo maina tsisy rano mafana ,ny maraina mandeh hianatra amin ny ririnina. Zaza 6taona efa hianjadian' ny dia tongotra sy fahantrana. Miaina fotsiny sisa fa eo le fofon 'aina. 3 saranga ao dago. Ao ny ngetroka plus que les ngetroka. Ao ny classe moyenne. Ary ao ao ny classe pauvre plus que les pauvres. Tsy resahako eto ny vidimpanafody. Ao ny maty sisa fa tsy manana ny 1 boity doliprane 1 boîte aza tsy voavidy. Ao ny manambola loatra, d miditra clinique privé. Nefa samy fofon aina no tazomin ireo 2 ireo. Mafy an.
Salama tompoko. Mahafinaritra ilay fivoarana ara-teknolojia malagasy.. Indro kely na indro be ihany hoy mpandrafitra..miala tsiny raha somary hivantana avy hatrany tompoko satria somary zendana gaga ary malahelo mety ho tezitra ihany koa manaraka ity sary miteny ty satria fa maninona moa no miteny vahiny mifangaro kanefa de ny zavatra mitranga sy seho de ao Madagasikara, ny olona miseho dia malagasy..noho izany sarotra be ve ilay miteny gasy?sa ilay teknolojia vaovao de voatokana ho an’ny vahiny na malagasy manankatao? Anjaratsika no mieritreritra tompoko. Tsy tsikera be fahatany zany fa mba jereo ihany ny mahamalagasy . Fa raha izaho manokana tiaviko sy hajaiko ny teniko, ny an’ny hafa koa feheziko ary ampiasaiko amin’ny fotoana mahamety azy. Marihiko fa izaho dia mipetraka ivelan’ny nosy Madagasikara kanefa refa hoe mikasika ny malagasy no lazaina dia miteny gasy ary tsy afangarongaro.. Misaotra tompoko
Mampiseho tsara hitampoko sy hitan'izao tontolo izao , fa misy fisaraham- bazana no nanaovana ity Teleferique tsy vokatrin 'ny maro ity ! Dia mba aiza izao ny mpanohitra hanandrana ny hitaingina ? Culture ratsy fanahy no hoentinareo mpitondra @ izao fotoana izao , tsy menatra sy tsy ampy fanajana ny samy Malagasy , efa mampiseho tanteraka ny fanavakavahana @ fiaraha - monina tompoko ! Mba hasivo fetrany ihany , fa mbola hitsarain'ny Zanahary izay naha- tonga antsika ho olombelona sy nanome hery antsika ny tsara sy ny ratsy eto ambonin'ny tany ! Fitsapana omen- janahary avokoa izao zava- drehetra izao , dia mbola miezaka ihany ny sasany fa misy fandrosoana ! Inona no tena fandrosoana tompoko ? Mila mahaleo - tena sy mahita sakafo hoanina tsy ampian'ny tosika - fameno ny vahoaka Malagasy tsirairay raha efa feno 18 taona miakatra , ary misotro rano madio isan'andro , sy mahazo hazavana @ alina ! Masina ny Tanindrazana !
Ny mampalahelo aloha izahay any amin'ny faritra tsy mba asiana zavatr na lalana aza tsy hanana. Avory ao Antananarivo daholo ny zavatra rehetra nefany ny ao no tena varetra sy maimbo
Trosa fa mba hita volan trosa mba hita maso nahavitana zavatra...ny sasany mitrosa ny malagasy mandoa trosa alainy nefa iz mietraketraka mividy air force one...tsy aleo mitrosa lba mis zavatravhitambarana vita toy izay air force one hoan olon tokana? Bien por sa grabde guelle fanonganana az tam 2009
Fa ny TSY TROSA, volan'ny FER (500 miliara/taona) nahavitan'ny mpitondra nifandimby fikojakojàna ny lalana, NANKAIZA ? Teny zato, kabary arivo fa ny atao ro hita.
Tsy aleo ve train no natao mampitohy qntsirabe atrany fianaratsoa no atao
Telepherika io anie natao ho andreo manambola fa tsy Joan’ ny vahoaka madiniky é !
Magnifique
Ireo daholo mpambotsy Firenena mampahantra firenena Malagasy
Tokony jiro sy rano no laharampamehana itakiny vahoaka madiniky tsitokony otapatapaka izy roa zeny raha mandiniky tsara fijaliambahoka madiniky ny mpitondra fanjakana
Favy tena tiko bé mintsy
Arabaina daholo tsika Malagasy fa tonga eto Madagascar ny téléphonique ❤
Téléphérique azafady.
Aza de miteny vary amin anana😢😢
Ny vola alefany radomelina any compte Suisse
Mangina ry Mme Baoritra a
Merci et vive les mihinambary tsisy Laoka. Mofo maina tsisy rano mafana ,ny maraina mandeh hianatra amin ny ririnina. Zaza 6taona efa hianjadian' ny dia tongotra sy fahantrana. Miaina fotsiny sisa fa eo le fofon 'aina. 3 saranga ao dago.
Ao ny ngetroka plus que les ngetroka. Ao ny classe moyenne. Ary ao ao ny classe pauvre plus que les pauvres.
Tsy resahako eto ny vidimpanafody. Ao ny maty sisa fa tsy manana ny 1 boity doliprane 1 boîte aza tsy voavidy.
Ao ny manambola loatra, d miditra clinique privé. Nefa samy fofon aina no tazomin ireo 2 ireo. Mafy an.
Salama tompoko.
Mahafinaritra ilay fivoarana ara-teknolojia malagasy..
Indro kely na indro be ihany hoy mpandrafitra..miala tsiny raha somary hivantana avy hatrany tompoko satria somary zendana gaga ary malahelo mety ho tezitra ihany koa manaraka ity sary miteny ty satria fa maninona moa no miteny vahiny mifangaro kanefa de ny zavatra mitranga sy seho de ao Madagasikara, ny olona miseho dia malagasy..noho izany sarotra be ve ilay miteny gasy?sa ilay teknolojia vaovao de voatokana ho an’ny vahiny na malagasy manankatao?
Anjaratsika no mieritreritra tompoko. Tsy tsikera be fahatany zany fa mba jereo ihany ny mahamalagasy . Fa raha izaho manokana tiaviko sy hajaiko ny teniko, ny an’ny hafa koa feheziko ary ampiasaiko amin’ny fotoana mahamety azy. Marihiko fa izaho dia mipetraka ivelan’ny nosy Madagasikara kanefa refa hoe mikasika ny malagasy no lazaina dia miteny gasy ary tsy afangarongaro..
Misaotra tompoko
Tsy sarotra ny teny gasy fa misy menatra hatao hoe malagasy d ny lelany no hataony vazah fiteny mi rouler r
Snssss
Ny resaka fahatapahanjiro sy rano aza tsy VOAFEHINAREO ATRAMZAO
Gouvernement efa zatra mitrosa izy mianakavy
Olo aby ty moa magnasary adala ?
Vahoaka matiny tsy misakafo ndrefa rô mananiany vahoaka amin’ny fatifatiny telepherique
Mbola hivaly aminareo ny halahelom-bajoaka
Tsy ataotsika koa ny mifidy reo baka agnivo tany ao
Fay 😢
Madagascar lasa ni ndreo
Zay tian-Dr eo atao ataondreo amin’´ny vahoaka
Atao hoan’iza moa io telepherique io ?
Liberté totale nendreo
Tsisy hisisisisika miaraka amin’ny Bus maimbo paraky sy ny mpangaro- pôche , sy ny maimbo helika
Pont suspendu no tokony natao ...raima s'y valo no hanamboaran'ny Sinoa azy anefa .
Ny mpanendaka sy ny fofona no atahorako eny
Mampiseho tsara hitampoko sy hitan'izao tontolo izao , fa misy fisaraham- bazana no nanaovana ity Teleferique tsy vokatrin 'ny maro ity ! Dia mba aiza izao ny mpanohitra hanandrana ny hitaingina ? Culture ratsy fanahy no hoentinareo mpitondra @ izao fotoana izao , tsy menatra sy tsy ampy fanajana ny samy Malagasy , efa mampiseho tanteraka ny fanavakavahana @ fiaraha - monina tompoko ! Mba hasivo fetrany ihany , fa mbola hitsarain'ny Zanahary izay naha- tonga antsika ho olombelona sy nanome hery antsika ny tsara sy ny ratsy eto ambonin'ny tany !
Fitsapana omen- janahary avokoa izao zava- drehetra izao , dia mbola miezaka ihany ny sasany fa misy fandrosoana ! Inona no tena fandrosoana tompoko ? Mila mahaleo - tena sy mahita sakafo hoanina tsy ampian'ny tosika - fameno ny vahoaka Malagasy tsirairay raha efa feno 18 taona miakatra , ary misotro rano madio isan'andro , sy mahazo hazavana @ alina !
Masina ny Tanindrazana !
Miezaka mandika ny ataon ny any ivelana. Fa ts mandika ny fifanampiana TOA FRANTSA.
Air force one tsy trosa
Aza hitako ndray ka misy kolikoly io. D ze maika b ampandoavina risoriso ts ilahatra ohatra.
Aza hitako hoaho
Tsara fa tsy laharam-pamehana.
Ary tsy tsy mba misy olona tsotra mba hasaina mi profite kely manandra mandeha gratuit anganha? Ary toa tsy mahalala akory any tananarivo akory ity mpanao reportage?
L'ambassadeur de Reny Malala Arnaud Guillaud fait partie .... normal 😊
tsaiky anotany .. Fa firy lé STATION ..??
Ny mampalahelo aloha izahay any amin'ny faritra tsy mba asiana zavatr na lalana aza tsy hanana. Avory ao Antananarivo daholo ny zavatra rehetra nefany ny ao no tena varetra sy maimbo
Nefa nareo any @ faritra no tena mpanome vato azy! mba tongava saina no dikany
Tokony Missy billet gratuit manditra herinandro arozazy kArAha zany taty Maurice arozazy métro Zaho mihintsy nande tamizany
Mba saika hanontany tompoko, de ahoana ny hatao raha sendra tratran'ny delestazy tampoka nefa tsy mbola tonga amin'ny toerana haleha? ohatra hoe tapaka adiny 1 ny jiro.
D mihantona tahaka ny chauve souris
Tena sambatra r ireto rehefa manambola an. Eqipe ngetroka daholy ty. Sambatra nareo
Nul
Tsy priorité
Tsisy hilana azy
Adala ze tsy tia an izao. Fa misy zavatra en prioritaire sady maro mintsy.
Enao mihitsy tsy mahafantatra vahoaka
Trosa fa mba hita volan trosa mba hita maso nahavitana zavatra...ny sasany mitrosa ny malagasy mandoa trosa alainy nefa iz mietraketraka mividy air force one...tsy aleo mitrosa lba mis zavatravhitambarana vita toy izay air force one hoan olon tokana? Bien por sa grabde guelle fanonganana az tam 2009
Fa ny TSY TROSA, volan'ny FER (500 miliara/taona) nahavitan'ny mpitondra nifandimby fikojakojàna ny lalana, NANKAIZA ? Teny zato, kabary arivo fa ny atao ro hita.
@@PierreRambolarijaona-cw3sd mba aiza moa lalana nikojakojain izay nitondra teo aloha...mba lalam pirenena aiza mba voahorin iza..ny sasany théorique dia hay 100%...bay bay godra....pratique zero...na goudron 1m maty iray akory ts voahoriny am.lalam pirenana.lazany fotsiny hoe expert comptable...ministre de finance...hi financer shopping n y madama 30 000 euros hanao Shopping any paris??? Ouiiii...aby lay pratique tena tanteraka...
Na anangana zavatra bdb aza ref mbola tsy manana asa mahavelona ny vahoaka de tsy misy dikany, atao hoan’iza zany reny zavatra reny? Ny VARY mba fototsakafo aza tsy voavidy ka ataon’olona inona io😅
Ekena fa zavatra lafobe io (152 millions d'euros) fa tsy mahasolo ny RANO hidiovan'ny olona sy hikarakarany sakafo !
Ministry n'y HALABATO isany
Tsosa daholo na metro urbain aty maurice ary mbola tsosa
manja fa overfly amin'izay no manaraka sa ahoana
Solombavambahoakanareo fa tsy anay
N'importe quoi