Andry Rajoelina -TÉLÉPHÉRIQUE MADAGASCAR : VITA NY ANDRANA , INONA NY TOMBOTSOA METY HO AZO ?? ...
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 5 ก.พ. 2025
- Téléphérique : Maro no tsy nino , maro no mpandrabiraby .
Fa vita ity ny ligne Anosy - Soarano - Anosy
Izay nosantarin’ ny Filoha Andry Rajoelina , ny Praiminisitra , ny mambra ny gouvernementa , ny Governora , ary ireo masohivoa vahiny maro ,
Tao koa ny solombavambahoaka
Mendrika ny handroso i Madagasikara .
Hafa mihitsy ny eny ambony eny ka .
Tsy misy mampatahotra na kely ara ...
AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅
Mampalahelo ny vahoaka Malagasy 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬Tompo o Ampio i MADAGASCAR 🇲🇬🙏🙏🙏🙏🇲🇬🇲🇬
MAGNIFIQUE..
😴 Triste et honteux vue la misère et la pauvreté d'un beau pays classé parmi les plus pauvres au monde. Pauvre Madagascar ! 😪
Madagasikara tsimaintsy mandroso izay nom tanjona miaraka amin'i prezida Rajoelina ❤
Sublime ! A quand la ligne passant par Besarety vers Andrainarivo et Ankatso ! Y aura un abonnement ? Carte orange ?
mampalahelo anakay!!!
Télé s'y ferika jerena de voky tenishany zan,de ref délestage de any Zay Andry eee,hiii hannnn
Mendrika hanana fitaovam-pitaterana vaovao toy izao ny Vahoaka Malagasy fa dia isaorana ny fitondram-panjakana nahatanteraka ny vina indrindra ankasitrahana manokana ny Filoha Andry RAJOELINA tompon'ny tetik'asa fa mba afaka milahatra amin'ireo renivohim-pirenena maneran-tany i Madagasikara amin'ny fananana fitaovam-pitaterana maro afaka isafidianan'ny mpandeha arak'izay ilainy
Ry Dedaka mianakavy
Ity izany ilay hoe izahay vazaha manidina fa ianareo malagasy mitafy gony matin’ny hanoanana tazaninay ataonay kilalao fijery!
Hilaina fandrosona president fa mba mahasoa vahoka malagasy aloha laharam pahamehana fa empaka fahatrana malagasy tompo oh 🇲🇬🇲🇬
samy manana ny Fandrosoany tokoa an, atao inona moa io , nefa ny Rano hisasana aza tsy misy ?
Mafy alo lery e, nahavita anzao ihany nade maro aza ...
Mafy @ inona le ry ? Mafy @ fampahantrana ny Malagasy ? Tsy ratsy ny Teleferique , fa tsy mifanaraka @ toe- piainan- tsika Malagasy , satria avo sasakin'ny vahoaka Malagasy tsy mahita sakafo hoanina ! Raha ny Malagasy faly @ io dia , olona tsy misaina sy tsy malahelo ny hafa izay efa tena sahirana ! Ilay olona poa- bava toy izao no tadiavin'ity Filoha hajaina tsy ho mandrakizay ity ! Filoha tsy manana sentiment @ hafa , fa ny hakevohany ihany ny azy !
Tsy misy fialonana ity zavatra lazaiko ity , fa mampalahelo ny Malagasy maro toa ahy , ary tsy mahita ny hanikohanina tompoko !
Masina ny Tanindrazana !
ita oa sur ee
Ny panendrika tsy maintsy misy foana kanefa ireo mihitsy no voalohany miaingina. . Raha dinihako aloha antsika malagasy miatsaravelatsiny . Izaho aloha tena tiako be
Tiavo mangina ao nianao,saingy aza mitsara n'y hafa, avelaony gasy sahirana hiatrika n'y fohoriany andavan'andro fa efa mavesatra ho azy izay......
Olona tsy mety mitondra firenena dahalo .
hita ve ry raprizy ny faatran'ny vahoka ah??
Tsara kosa mety tsy misy mpanendaka ve zao eny?
Tena mandroso i Madagascar.
Cela modernise, formidable.
Reste à savoir si les gens vont pouvoir payer.
En cas de délestage comment faire ???
Ka tsy efa nietudieny ndry zareo ingénieurs ve io vao nanamboatra anio ry zareo en cas de délestage ?sa hoe atao tableau endriky ny tanana fotsiny?. Vita kosa aloha le izy. Fa io ve mety mba hanala vahaolana ny embouteillages ao Tana sa hoe natao juste hoany Touristes ?
Le président malgache est un vrai leader africain qui pense à développer son pays. merci depuis la Côte d'Ivoire
Mila asina gardien mafimafy aminizay tsy misy mangalatra le fil ndray. Sécurité Sécurité ataovy tsara
LE PLUS GRAND N'IMPORTE QUOI DANS L'HISTOIRE DE MADAGASCAR 😤😤😤😤😤😤😤😤
Otsin'na ny fye mba hanagonanay vola hitaingenana an'io le.
Izao ataon' i Cedric Rajoelina vazaha izao dia ny mamerina ny nataon' ny Frantsay mpanjanatany fahiny, manamboatra teleferika mba hitaingenan' ny vazaha fa tsy fitsinjovana ny Malagasy mahantra. Ka ho hitanao fa rehefa miala amin' ny fitondrana Rajoelina tahaka ny nialan' ny Frantsay dia tsy hisy hivaky loha hikarakara an' io intsony ny mpandimby azy ka ho lasa haolo toy ny valamaty ny hiafarany.
Ka mba nanao kosa aloha ny Président Ratsiraka e! Fa misy zavatra tsy mety misy zavatra tsy mety mihintsy ao Madagascar ao, fa to zay Président tonga eo tsy misy tsara daholo. Fa vao mba te hzmpivotra ny Firenena dia mahazo kritika foana, za miheritreritra hoe le mentalité mihintsy no ratsy. Isika gasy koa satra tolorana gratuitement. Miaina aminy aide des autre Pays foana, Banky Monfiale FMI ect...hatraminizay..
Werawera ndry tsy nandalo galère no hibaben'ny VAHOAKA trosa
Dahalo n'y firenena aby nareo ireo
Tena manamafy ny teninao tompoko ny aty !
Fa za nieritrertra hoe fa naninlna raha TGV na train no natao?
Raha mbola veloma ianao tsy maintsy manefa tsosa
IO TELIPHIQUE IO NGA MAHATONGA ANY ANDANITRA ??
Efa akaiky
mendrika izao hatsarana izao ny MALAGASY
Kkkk! Mahatsikaiky ary tena maharikoriko ny mahita ity andry apoondra mampiditra ny malagasy anaty trosa goavana amin’ity télépherique tsy ilain’ny malagasy na kely aza ity! Faly ery izy mijery ireo malagasy mahantra miraoka ahitra ambanin’ny téléphérique-ny, ary mandeha amin’ny etotr’ilay apooondra angaha izy io fa tsy élekrisite akory? Ny delestazy isan’andro manko! Ary oatrtr’inona no alohan’ny malagasy tsy manan-koanina hitaingina an’io? Tena MANKADOHA!! Mizaozaho aminy zavatra tsy misy fotony, maivan-doha! Fahantrana mihaopapana tsy jerena fa fisehosehona no atao!!!
Sakafo ambany foitra ny an vahoaka
Ka raha tsy misy asa sy fidirambola kosa inona no ho zaraina aminy vahoka e! Mika miasa fa tsy mitady assistanat goana kosa. Mamboly de miompy dia manodina vokatra dia atsaraina ny tanan kosa mba mivotra kely, na tsy dia hoe mitovy aminy firenena mivotra rehtra fa tsy hoe mijanona firenena sous développé foana. Nefa hoe le firenena efa mahaleotena depuis 60ans. Fa mbola tsy nisy fivoharana hatraminy nialany Vazaha..
😏 Est-ce une invention nécessaire pour les pauvres malgaches ? La misère persiste et le peuple s'appauvrit. Au royaume des aveugles, les borgnes sont rois. Pauvre Madagascar ! 😪
Et le problème de la jirama, vous allez le résoudre quand ?
Na dia eo aza aloha ny fahantrana misy eto Madagasikara dia mendrika fankasitrahana ihany kosa ny zava-bita, koa hoy aho hoe mankasitraka Andriamatoa Filoha, zava-dehibe izao natolotrao ho an'ny Malagasy izao. Fa ny fanentanana tiana ho lazaina dia mba jereo ifotony ihany koa ny filan'ny vahoaka madinika tsy mandady harona.
Ts Mila any io izahay aty ambanivolo
Jeune mahavita. ..
les chiens aboient la caravane passe ; alefa président !
Mampalahelo ny fisainanao tompoko ! Rehefa tonga indray androany ny probleme , dia tsarovy tsara ny fisainanao , ary tsy ho voavidim- bola ny alahelon'ny maro tsy mahita hanin- kohanina tompoko!
Masina ny Tanindrazana !
Ka ny vahoka Malagasy kosa ange satra assistanat et en plus indispliner. Ka io anie zao dia efa mety miteraka asa ho anolona e ! Dia raha miasa ny olona dia mba manana vola hividianana sakafo. Raha misy entreprise maro be sy lalana vita tsara be dia izay no mampandroso dia mandoha hetra ny mpivatotra aminizay misy vola midi tranquille ao aminy fanjankana.
Déjà,tu vas aller te faire fou...!en traitant les Malgaches de chiens,et j'espere que tu leches bien a fond les défections de tous ces raclures au pouvoir !!!OK
Firy taogno magnefa trosa @itu
Kay trosa izy io?