COULISSE R'Imbosa 17 AOUT 2014

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 10 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 12

  • @katioucharandretsa6467
    @katioucharandretsa6467 10 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra e ! mankasitraka ny vita malagasy. Ary efa manomana misolo-toerana kosa hianareo, mahafinaritra, efa hita ihany ny maha-lehibe ny mpikambana sasany, efa garagara feo. Na dia izany aza Mahavità soa ao amin'ny CCESCA oo ! Mirary soa !

  • @meuviver9294
    @meuviver9294 10 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra e! makasitraka koa ilay nisy an'ilay Fameux Baritone Malgache izay feo rare eto ambonin'ny tany satria sady tenor izy no bass Rija Ramanantoanina.Tsika matetika ohatry ny tsy dia manisy lanjany azy iny fa tena rare be ny artiste ohatra 'azy iny eto an-tany. c comme un tigre blanc ... Nandrasako ho tonga maraina- gina foana teto aho- nandroso sakafo ny atoandro...........

  • @mbosarabenasolo5031
    @mbosarabenasolo5031 10 ปีที่แล้ว

    Tena faly izahay R'imbosa afaka nivahiny tao amin'ny TV Plus. Afaka nitondra ny tenin'ny mpankafy ny HIra sy Kolontsaina Ba Gasy. Afaka "Nizara" ny Vinanay tamin'ny rehetra, teto an-tanindrazana sy indrindra ny any ivelany. Sady rehareha izany no adidy. Isaorana ny Tompo noho ny talenta nomeny fa Izy no tompony. "R'imbosa Mizara". Mino izahay fa voaray ny hafatra mifototra amin'ireto teny roa ireto: TENIndrazana sy TANIndrazana.

    • @mbosarabenasolo5031
      @mbosarabenasolo5031 10 ปีที่แล้ว

      Participer à l'émission Coulisses de TV Plus a été un plaisir immense et un grand honneur pour R'imbosa. L'émission nous a permis de faire connaître et promouvoir le patrimoine culturel véhiculé par le Ba Gasy. "R'imbosa en Partage" est maintenant sur TH-cam pour tous les passionnés du Ba Gasy, malgaches et malgachophiles. Dieu nous a fait don du talent. R'imbosa le partage. Notre conviction est que les deux fondements de notre message sont bien compris: langue MATERnelle et PATRIE.

    • @mbosarabenasolo5031
      @mbosarabenasolo5031 10 ปีที่แล้ว

      Mbosa RABENASOLO Being at the TV Plus Coulisses programme was of a great pleasure and honour for R’imbosa. Doing so allowed us to make known and to promote the Ba Gasy cultural heritage. “R’imbosa Sharing” is now on TH-cam for all Ba Gasy passionate, Malagasy and Malagasy friends. Talent is God’s donation. “R’imbosa is Sharing”. We are convinced the two foundations of our message are well understood : MOTHER language and FATHER land.

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 8 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka e....Mankatelina koa e.

  • @parfaiterakotondramasyraza5405
    @parfaiterakotondramasyraza5405 10 ปีที่แล้ว

    Mahafinaritra ny Kalon'ny fahiny tahaka itony koa dia misaotra ny tarika R'Imbosa mamelombelona azy,ary misaotra ny Coulisse noho ny fandaharana tahaka izao.

    • @mbosarabenasolo5031
      @mbosarabenasolo5031 10 ปีที่แล้ว

      Misaotra manohana sy mampirisika. Tongàva manatri-maso sy mangila-tsofina ary mamelona fanahy sy manjifa ny rakikira Kalon'Imerina vol.3 ao amin'ny CC ESCA alahady 19/10 amin'ny 15H miaraka amin'i "R'imbosa Mizara" sy miantso "Avia isika hiara-dia". 15000Ar sy 20000Ar.

  • @mbosarabenasolo5031
    @mbosarabenasolo5031 10 ปีที่แล้ว

    Ho an'i "meu viver". Misaotra amin'ny fankasitrahana. Marina tokoa ny fanamarihanao mikasika ny "Fameux Baritone Malgache" Rija Ramanantoanina. Sarotra hita tokoa izy ireny. Rija moa araka ny fantatro dia taranak'i Justin Rajoro ka mandimby sy manahaka raibe tsara. I Dona Ramala, mpihira tao amin'ny tarika Ranaivo Ranarivelo, ATAUM Maintimolaly, SOLIKA taloha, mpihiran'ny tarika Ritsoka ary manampy an'i R'imbosa ankehitrainy dia manana an'io karazam-peo io koa: sady beso no fasy. Tongàva ao amin'ny ESCA amin'ny alahady 19/10 15H izao hankafy izany...?

  • @sylvoalias
    @sylvoalias 8 ปีที่แล้ว

    Misaotra anareo tompoko o...Mankasitraka e..

  • @jeanclem56
    @jeanclem56 10 ปีที่แล้ว

    Tena ankafihiziko, misaotra tompoko !

    • @mbosarabenasolo5031
      @mbosarabenasolo5031 10 ปีที่แล้ว +1

      Misaotra manohana sy mampirisika. Tongàva manatri-maso sy mangila-tsofina ary mamelona fanahy sy manjifa ny rakikira Kalon'Imerina vol.3 ao amin'ny CC ESCA alahady 19/10 amin'ny 15H miaraka amin'i "R'imbosa Mizara" sy miantso "Avia isika hiara-dia". 15000Ar sy 20000Ar.