Inona no hiraina o Iza no tantaraina Tanana iray izay efa fantatra no aoka andeha hatao ankamantatra A varatra-andrefana anie no misy azy izay Iza raha fantatrao lazao zovy ka mba lazao Toerana manan-daza reroy eh kely kanefa tena tsy fohy Ny tokotany sarotra ialana izay vahiny mora tamana Iza raha fantatrao ambarao zovy ka mba lazao ambarao Izy no Majunga majunga ve fantatro fantatrao Ny ranon'i Betsiboka Misosa ka manotoaka Ambadik'ilay kejepy to onja manjepizepy Mandrakotr'ilay tanana ny herin'ny hafanana hatsika mamirifiry Tsy mba fahita firy Izany diavolana any re ry lahy eh Mamohafoha saina sy fanahy andefa vetsovetso miampita Any Iarivo ilay tsy hita oo Iza raha fantatrao ambarao zovy ka mba lazao ambarao Izy no Majunga majunga ve aoka fa fantatrao
Mankasitraka lalandava anareo, fa na fitiavan-tanindrazana na ny fitiavan-kavana , ny anatra sy ireo tsy voalaza día tena mitaiza ny Malagasy rehetra ny hira sy ny tonon-kira rehetra teo aloha,
anao ahoana Tompoko saika mba hangataka hira efa tranainy be hirain'i Randrianarivelo sy Razanandriana vadiny Ry tritriva manoloana raha misy azafady dia misaotra mialoha
Salama e. Misaotra liana @ R'imbosa. Misaotra fa mahafantatra bebe kokoa an'i Randrianarivelo sy Razanandriana vadiny ary ny hira noforoniny ankoatra an'i Ambarao ry Takariva. Saingy tsy manana an'io Ry tritriva manoloana io aho. Mba hanontanio ihany ry zareo ao @ Radio Feon'Imerina. Mba zarao foana raha mahafantatra bebe kokoa an'i Randrianarivelo na izay fantatrao hafa e. Dia mirary soa. Mandra-pihaona.
Inona no hiraina o
Iza no tantaraina
Tanana iray izay efa fantatra
no aoka andeha hatao ankamantatra
A varatra-andrefana anie no misy azy izay
Iza raha fantatrao lazao
zovy ka mba lazao
Toerana manan-daza reroy eh
kely kanefa tena tsy fohy
Ny tokotany sarotra ialana
izay vahiny mora tamana
Iza raha fantatrao ambarao
zovy ka mba lazao ambarao
Izy no Majunga majunga ve fantatro fantatrao
Ny ranon'i Betsiboka
Misosa ka manotoaka
Ambadik'ilay kejepy
to onja manjepizepy
Mandrakotr'ilay tanana
ny herin'ny hafanana
hatsika mamirifiry
Tsy mba fahita firy
Izany diavolana any re ry lahy eh
Mamohafoha saina sy fanahy
andefa vetsovetso miampita
Any Iarivo ilay tsy hita oo
Iza raha fantatrao ambarao
zovy ka mba lazao ambarao
Izy no Majunga majunga ve aoka fa fantatrao
👏👏👏👏
gasy ambony
Merci laolo ain
Mankasitraka lalandava anareo, fa na fitiavan-tanindrazana na ny fitiavan-kavana , ny anatra sy ireo tsy voalaza día tena mitaiza ny Malagasy rehetra ny hira sy ny tonon-kira rehetra teo aloha,
Misaotra mankasitraka fa tena mampirisika e. Mirary soa e.
Misaotra, tompoko. Mankasitraka.
anao ahoana Tompoko saika mba hangataka hira efa tranainy be hirain'i Randrianarivelo sy Razanandriana vadiny Ry tritriva manoloana raha misy azafady dia misaotra mialoha
Salama e. Misaotra liana @ R'imbosa. Misaotra fa mahafantatra bebe kokoa an'i Randrianarivelo sy Razanandriana vadiny ary ny hira noforoniny ankoatra an'i Ambarao ry Takariva. Saingy tsy manana an'io Ry tritriva manoloana io aho. Mba hanontanio ihany ry zareo ao @ Radio Feon'Imerina. Mba zarao foana raha mahafantatra bebe kokoa an'i Randrianarivelo na izay fantatrao hafa e. Dia mirary soa. Mandra-pihaona.
C'est bien la musique
Super musique
J adore
Tena tsara e !!
Mahafinaritra lôtra !
Tsara be
Gregory le mar
Miarahaba azafady inona ny lohateny ilay hoe aoka hiandry ny rariny zovy zovy zovy zovy rahavako ary iza no mpihira azy misaotra betsaka