COULISSE SOLIKA 24 11 13

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 10 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 12

  • @tianarakotovao8101
    @tianarakotovao8101 11 ปีที่แล้ว

    Tena faly aho miheno ny maha-Malagasy antsika, efa mankaleo koa le te ho vazah ireny mantsy.

  • @tianarakotovao8101
    @tianarakotovao8101 11 ปีที่แล้ว +1

    Mahafinaritra, lay takariva kely tery amorokady- Toa volana tantely- nandrasanay sahady..........reny no mba nataonay fony zahay tany ampianarana fahiny nanao ny theatre Malagasy......

  • @christianjean8792
    @christianjean8792 11 ปีที่แล้ว +1

    mba alefao ao @ coulisse i BELAHY azafady dia misaotra mialoha

  • @nororandria7236
    @nororandria7236 11 ปีที่แล้ว

    Misaotra ny TVplus sy ny tarika Solika.
    Kanto loatra ny hira fahiny. Nandao ty tanà-mahazatra, ny famindra tanora, sns ...
    Mankasitraka tompoko o :)

  • @gasyonevision744
    @gasyonevision744 4 ปีที่แล้ว

    Tsara!

  • @tianarakotovao8101
    @tianarakotovao8101 11 ปีที่แล้ว

    Mifankatiava ihany, raha mbola velonaina...........

  • @andrianaivosoarajosoa8629
    @andrianaivosoarajosoa8629 11 ปีที่แล้ว +1

    tsara be ilay hira, mahafaly mihitsy ny mijery azy aty an-tany aty.teneno an'i Madagascar na dia am-pita dranomasina aza

  • @tianarakotovao8101
    @tianarakotovao8101 11 ปีที่แล้ว

    Herilanto mba miangavy, mba ampiakaro ireo mpikabary sy iragasy le misy amponga ramilison reny izay kanto dia kanto tokoa @ maha-Malagasy antsika.

  • @SuperLadypooh
    @SuperLadypooh 11 ปีที่แล้ว +1

    tsy misy toy izany .....

  • @arletteranjasoaniaina5121
    @arletteranjasoaniaina5121 9 ปีที่แล้ว

    Rahoviana vao hampita directe aty europe e! y en a marre de la daube de TVM....

  • @lantosoanirinarandrianarij6109
    @lantosoanirinarandrianarij6109 10 ปีที่แล้ว

    mlay e!!!!!!!

  • @alinearisoa4931
    @alinearisoa4931 11 ปีที่แล้ว

    Samia ho ela velona daholo e!!