MBOLA MIRAY HINA NY VOVONANA FIRAISANKINA - MARC RAVALOMANANA ,RIVO RAKOTOVAO, AUGUSTE PARAINA
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 6 ต.ค. 2024
- #madagascar#vaovaomalagasy #koto#paulrab
ary#fanirisoae
rinaio#andryrajoelina #realtvmadagascar #dondresakatvplus #vaovaomalagasy #gasy#filmMalagasy
#viralinfo #nosyiranja #antananarivo #mahajanga #pourtoi #madagascar #madagasikara #diegosuarez#nosyiranja #pourtoi #tvplusonline #fanirisoaerinaivo
#dondresakatvplus#realtvmadagascar#realtvmadagascar @koto lehilahimahitsiambo @AndryRajoelina@@marcravalomanana2632 @tvplusonline @dondresakatvplus @mbstv643 @madagagascar @koto lehilahimahitsiambo @dondresakatvplus
@andryrajoelina1499
#madagascarAbonnez-vous#mahajanga #Antananarivo #VAVAKA #vaovaomalagasy #dondresakatvplus
#tvplusonline #mbstv
Abonnez-vous
Merci beaucoup
Tafahotra kosa ny kilalao maloto ProSiteny eh. Hamotika an'i TIM ve no tanjona? Asa raha eken'-dRAVALIOMANANA Marc&ojo zany
😂😂😂
Mirary hina ao anaty fiatsaralbelatsihy hitazomana ireo mpomba vendrana!!!
Aza lalaovina ny vahoaka sy ny firenena ,tsy hoanareo irery fa zay manao politika rehetra izany,fa mijaly
Tokony tsy amela @ zao zava mitranga izao Ravalo fa ra io Siteny io dia caméléon tsy misy hilavana azy io no atao hoe mercenaire tsy vanona😂😂😂😂
Fiantsarabelantsy bedebe @ nareo panao politics jerevo nge president rivo rakotovao efa ny ilambatany sisa no mipetraka eo akaiky nareo eh misy jodasy pamadika io akaiky io eh iza io tsy miteny io zah hanoana fidele razanampera raha hirotsaka president izy any arina any 😮😏
ataovy zay tsisarahana fa nany vahoaka miarady aminareo aza lasa kivy eh mavita be amizay hatao eh
Any am urne fandatsaham bahoaka vato no ahitana fa tsy mis lirahara zay firaisan kina mpi hypocrite tay daholo no ao tsy hainao programme..ao ny very seza ..ao ny tsy ilaim bahoaka toy ry hvm 5%...ao ny tsy moandoa hetra manambaka firenena manao ny sasany mandoa hetra toy ny adala nefa refa mahazo fahefana eo dia hambotry sy hanidikodina ny volan ketran ny sasany ao anaty kitapom bolam panjakana...mpamita bahoaka ireto..9%..1%..5%..12...