TANTARA GASY ANKAMANTATRA RNM

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024
  • TANTARA GASY ANKAMANTATRA RNM
    Ato amin'ity chaine Le lémurien ity no hahitanao ireo vaovao marina na hoe real news, vaovao eto madagasikara izay mandeha isan'andro. Hitanao ato ihany koa ireo émission l'invité du jour, invité spécial ao aorian'ny vaovao marina na real news mandeha amin'ny real tv indrindra indrindra nefa ihany koa rehefa vaovao eto madagasikara dia tazanao ato. Na ny émission l'invité du jour ao aorian'ny real news arany dia hitanao ato avokoa.
    Misy tantara gasy, misy ny fandaharana herisetra teboka sy zavatra maro isan-karazany ato koa aza misalasala mitety ny chaine, mi s'abonner hahitanao azy ireo.
    Ao amin'ny onglet "A propos" no hahitanao ireo andro andefasanay ny vidéo eto amin'ny chaine.
    Manasa anao hi-cliquer ny bouton s'abonner mba hahafahanao maharaka avy hatrany vao tonga ny vaovao marina real news amin'ny real tv madagascar na ihany koa ny l'invité du jour amin'ny real tv, émission spécial.
    ABONNEZ VOUS A NOTRE CHAINE SVP, SOUTENEZ NOUS.

ความคิดเห็น • 31

  • @arivnana9474
    @arivnana9474 3 ปีที่แล้ว +2

    Misaotra oo !hafa ihany rnm., mahay mampiana tantara tokoa.. Saingy misy tapatapaka be...

    • @lucieravololona1865
      @lucieravololona1865 3 ปีที่แล้ว

      Ye misy tapaka eny antsefatsefany eny fa mazava ihany ny tantara ka 👍

  • @AndritianaHerilala
    @AndritianaHerilala 3 หลายเดือนก่อน

    Mankasitraka tompoko ♥️🎧🇲🇬

  • @irantomiahmi406
    @irantomiahmi406 3 ปีที่แล้ว

    Merci tsara le tantara saingy tapaka2 mankaleo be

    •  3 ปีที่แล้ว

      Tena ialana tsiny tompoko, ny tantara rehetra ambiny tsy maninona fa ity ray ity tena tsy namelan youtube ra tsy tapahana daholo ny hira ☹️

  • @anicemahazarehy5174
    @anicemahazarehy5174 3 ปีที่แล้ว +1

    Tsara ranga ny tantara taloha a, ny feonkira koa tsra, saingy indrisy fa tapatapaka , misaotra ny mpizara 🙏

  • @miranarakotomalala9707
    @miranarakotomalala9707 3 ปีที่แล้ว +2

    🤣🤣 le mihira ny hirany Bodo atsy ambadika tena 😂😂. Tsy concentré amle resakizy 2 intsony aho hahaha.
    Merci bcp fa tsara be lay tantara.

    •  3 ปีที่แล้ว

      Hihi 😁
      Tsy misy fisaorana tompoko 🙏❤️😊

  • @angelinerazanamasy7257
    @angelinerazanamasy7257 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka 20fois fa tena tsara bé 'oay ankamantatra e, mirary SOA anareo jiaby ao e
    ❤️ 🙏🙏🙏

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko 🙏🙏❤️

  • @angelinerazanamasy7257
    @angelinerazanamasy7257 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka t@ tantara fa tena tsara bé , mankasitraka e ❤️

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka Nizara ô 🔥👌🎧😍🇲🇬

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️😊

  • @user-uv8gt4eh4b
    @user-uv8gt4eh4b 10 หลายเดือนก่อน

    Tantara tsara,sady tsara feo ny mpilalao,misaotra Tompoko

  • @mariachantale8760
    @mariachantale8760 3 ปีที่แล้ว

    Msaotra atrani ndray . 🎧🙋‍♀️❤

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka tompoko 🙏❤️😊

  • @laminamariealicerazafindra6294
    @laminamariealicerazafindra6294 3 ปีที่แล้ว

    Misaotr Nizara ❤️

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka tompoko 🙏❤️

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 3 ปีที่แล้ว +1

    Mahay mihitsy ilay mpandray anjara rehetra ka .Efa pro daholo na tsy mijery texte aza angamba Tonga haindry zareo izay hatao 👍👌

    •  3 ปีที่แล้ว

      Le réactions émotionnelles koa tena mety be 😊

  • @tysynday
    @tysynday 3 ปีที่แล้ว

    Faha2... Yesss.. misaotra nizara.

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mankasitraka tompoko o 🙏❤️😊

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 2 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka nizara tompoko

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka indrindra Tompoko o! ♥️🤍💚💗💖💙💝💜❤💛🇲🇬🇲🇬🇲🇬🤍♥️💚💚💘💕❣💞🧡💓💚💚

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️ 😊

  • @soadeliviette5509
    @soadeliviette5509 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka eeeh

    •  3 ปีที่แล้ว

      Tsy misy fisaorana tompoko 🙏❤️😊

  • @jimmyousseni5229
    @jimmyousseni5229 3 ปีที่แล้ว

    Misaotra betsaka

    •  3 ปีที่แล้ว

      Mirary soa indrindra tompoko 🙏❤️

  • @aghvcg3236
    @aghvcg3236 3 ปีที่แล้ว

    Mankasitraka tompoko