Bravo à l'initiativa de Mme Ramakavelo => simba tokoa manko ny système educatif eto Madagascar ka mola harenina! Y a du boulot satria toa ninina natao izany mba hanandondranana ny Malagasy, toute une generation, pour mieux les rendre malléables mieux les opprimer, et mirux régner !
ohatry ny hoe fizarana toerana ho an'ny akamakama anie le izy fa tsy de hoe vokatra loatra no andrasana sy tadiavina e, na io fananganana ny rafitra CENI io aza dia toy izany. Tsy hita izay maha hoe rafitra mahaleotena azy toy izany koa ireny hoe PAC, SAMIFIN, BIANCO sy ny sisa fa maninona raha ny fitsarana no asaina manao an'ireny fa tsy asiana tsindry fa avela ahaleo tena ny fitsarana
Rehefa mihzino nt tora-po eto aho dia tena tsapako ny fijaliana iainan'ny Malagasy tsirairay !Mampalahelo ny zava-misy ! Fa ireo vahoaka, tompon'ny fahefana anafa tsy misy réaction => ils tétanisés littéralement, puissant tokoa lay anesthésie psychologique ataon'ny mpitondra @ vahoaka!😮😮😮😮
Ça n existe jamais à mada '' tsy ilay nandatsa dra 7 février nigadra 15ans asa anterivozona tany afrik atsimo nody antsokosoko tsy mis passeport ve aloha ni tokony tsaraina saaaaaa

I bomba doza hono tsy mahita kianina doza ny amin ny fitondra-panjakana. Kkkkk LOOOZZAAAA😅😅😅😅
kabary ambony vavahady ny any "fitsarana " fa efa maro be dia maro be ny ratsy efa vita dia mahay miresaka daholo izay mpitsara tonga eo ...
Raha hotsaraina araka ny hitsiny sy ny rariny ny ao dago de ny olona ambony indrindra ao aminy firenena no mahafeno ny fonja rehetra
ohatry ny hoe fizarana toerana ho an'ny akamakama anie le izy fa tsy de hoe vokatra loatra no andrasana sy tadiavina e, na io fananganana ny rafitra CENI io aza dia toy izany. Tsy hita izay maha hoe rafitra mahaleotena azy toy izany koa ireny hoe PAC, SAMIFIN, BIANCO sy ny sisa fa maninona raha ny fitsarana no asaina manao an'ireny fa tsy asiana tsindry fa avela ahaleo tena ny fitsarana
Mijoroa ianao Andriamatoa Benjamin, fa sady Kristiana ianao no efa mba Birao Foibe FJKM. Andriamanitra jerena !
Tsy misy hidirrrany fa tena makarrrarrry sofina no maheno ilay gasy rrrefa mizesta dia mirrrouler RRRRRRRRRRRR 🤣
😂😂😅
Rehefa mihzino nt tora-po eto aho dia tena tsapako ny fijaliana iainan'ny Malagasy tsirairay !Mampalahelo ny zava-misy ! Fa ireo vahoaka, tompon'ny fahefana anafa tsy misy réaction => ils tétanisés littéralement, puissant tokoa lay anesthésie psychologique ataon'ny mpitondra @ vahoaka!😮😮😮😮
S'il vous plait on n'a pas besoin d'une longue publicité ennuyante :
Ça n existe jamais à mada '' tsy ilay nandatsa dra 7 février nigadra 15ans asa anterivozona tany afrik atsimo nody antsokosoko tsy mis passeport ve aloha ni tokony tsaraina saaaaaa
@@zafinjanadambo ity indray Rafoza fanatique. Fantaro tsara ny tantara ny zafikelina kisoa 😆
😂😂😂😂😂😂
@bakobaba9392 MBA andefaso silaka orange MBA atao dessert bakobaba aaaa
@@pppppp2558tsy misy maharomotra fa samia milaza izay tiny lazaina 😂😂
Fa iza no nandatsa-dra eh!
Jereo ny actualités internationales ry zafijanadambo ah! 😅😅😅😅