NY VAOVAO DU 18 JANVIER 2025 BY KOLO TV

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 18 ม.ค. 2025

ความคิดเห็น • 4

  • @感動金額按呢飢餓-o4w
    @感動金額按呢飢餓-o4w 4 ชั่วโมงที่ผ่านมา +2

    Any A@n'ny Faritra Avaratra dia Misy Malahelo Satria Atao Ambon-javatra hono ny Any,
    Izany Ange no Ny tenenako hoe, Tokony Samy Mitondra ny Faritra Misy Azy Daoly no Mety Tompoko ô !
    Ohatra : Ny Faritra Avaratra dia Tokony ianareo Tena Zanak'i ny Faritra Avaratra no Mitondra ny Any !
    Dia hotran'izany ianiko ny Any Tamatave,
    Dia Hotran'izany ianiko Antananarivo ny Tena Zanak'Antananarivo no Mitondran ' Antananarivo !
    Sinisisa sinisisa Tsy voatanisa,
    A@n'izay Tsy Misy intsony ny Fifanomezan-Tsiny,
    Fa Fifaninanana Masina A@n'ny Faritra Misy Azy Daoly no Ataon'ny Faritra Tsirairay Rehetra Tompoko ô !
    Heveriko fa mety Handroso Bebe koko ny Firenena A@n'izay Tompoko ô !

  • @感動金額按呢飢餓-o4w
    @感動金額按呢飢餓-o4w 5 ชั่วโมงที่ผ่านมา +1

    Nareo irery ve Sisa no Mbola Afaka Milaza Vaovao renay Aty Ivelany !
    Misaotra betsaka Anareo Tompoko ô !
    izaho ianiko Alo dia Tena feno ny kapokako A@n'io Fitondrana Tsimisy Fahamarinana Tsimisy Rariny Tsimisy Hitsiny,
    Herim-pamoretana sy didijadona no Hiainan'ny Vahoka Malagasy Maro Anisa Tompoko ô !
    Tsy Rariny Tsy Rariny Tsy Rariny Tompoko ô !

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 4 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    Tsy oi Rajoelina no mijonja ny tsy fahaizany mitondra fa ny vahoaka Malagasy 😅😅😅

  • @ignacerandrianjanoro9327
    @ignacerandrianjanoro9327 3 ชั่วโมงที่ผ่านมา

    civiles mpanao sécurité ireny misarotava ireny