Aza mamitaka vahoaka sahady ianao afakandro! Raha nisy député Tim na Hvm nilatsaka dia lany fa ianao efa mitsipaka ny Firaisankina sahady !! Aza manafangaro rafitra fa ny TGV anie no mitondra fa Tsy ny Firaisankina mpanohitra e!
Miarahaba anao Meur.Afakandro! Ny fijeriko anao tompoko , dia tsy mbola tena mahay Politique tokoa ! Miangavy anao tompoko mba tsy ho malaky mientanentana ! Mafanafo loatra ianao ty , ary hita ianao ity fa olon'ny mora ahidinkodina ! Aza mora miakatr'afo tompoko , koa aleo mandinika tsara , fa raha izao ny fahaizanao manao Politique tompoko , dia izaho anisan'ny nahita ianao fa ho mendrika Depite izao : dia lasa kivy tanteraka ! Na inona no ho lazainao Meur. Afakandro , dia aza mora miakatr'afo toy izao , fa manimba ny fiarahana sy tsy hatafavoaka ny fandresena an'ity fitondrana mitovy @ Dictature ity ! Masina ny tanindrazana !
Mendrika sy rariny ary tena Hampivoatra ny isam- parotra raha tokoa ka samy manao toy izao ataon' i AFAKANDRO ozao ny olomboafidy rehetra. Tsy mila fandikana vilana izany hoe fahaizana politika izany .
Maromaroa ny depite tahakanao isakiny provence fa mifoha i madagascar raha maromaro tahakana io fa tena ilena marina ny fametrahana ny santralisation mba mampihena ny kolikoly avolenta ataony presidant mitondra amadagascar akao
Manaova ny marina fona fa handroso ny madagascara fa aza manao kobakambava fone ee fa itakio tsara mazava ny fametrahana santralisation isakiny provence zeny no ileny vahoka isakiny provence
Aiza ny fanajana ny "éthique " Atoa Afakandro Christian! Asa fa tsy kabary=> Soyez réaliste ! Et non utopiste! Betsaka ny tia tanindrazana fa rehefa jamban'ny vola dia miova avy eo!
Machallah Allah mabarik mifohaza atsika Madagascar éééé < Majunga > sambory tsika nazo tsika io fa sarotra mitady hafa tsiary nisy fanjakana niresaka karaha député io rango 1960 bola tsiary nisy olo mpirenena niresaka karaha resaka nataony M Afakandro fohaza atsika Madagascar 🇲🇬 mila vonjena tanana aza avela tsika ho very Madagascar 🇲🇬 merci beaucoup ❤❤❤❤
Volomboasary no mety aminao afakandro.
Aza mamitaka vahoaka sahady ianao afakandro! Raha nisy député Tim na Hvm nilatsaka dia lany fa ianao efa mitsipaka ny Firaisankina sahady !! Aza manafangaro rafitra fa ny TGV anie no mitondra fa Tsy ny Firaisankina mpanohitra e!
Aza miseho milay ianao fa hoavy ts ho ela nyanao valiny
TSY MISY MAHARATSY NY KANDIDÀ RIVO RAKOTOVAO FA ZANAKA MAHANGA IZY.
Miarahaba anao Meur.Afakandro! Ny fijeriko anao tompoko , dia tsy mbola tena mahay Politique tokoa ! Miangavy anao tompoko mba tsy ho malaky mientanentana ! Mafanafo loatra ianao ty , ary hita ianao ity fa olon'ny mora ahidinkodina ! Aza mora miakatr'afo tompoko , koa aleo mandinika tsara , fa raha izao ny fahaizanao manao Politique tompoko , dia izaho anisan'ny nahita ianao fa ho mendrika Depite izao : dia lasa kivy tanteraka !
Na inona no ho lazainao Meur. Afakandro , dia aza mora miakatr'afo toy izao , fa manimba ny fiarahana sy tsy hatafavoaka ny fandresena an'ity fitondrana mitovy @ Dictature ity !
Masina ny tanindrazana !
Mendrika sy rariny ary tena Hampivoatra ny isam- parotra raha tokoa ka samy manao toy izao ataon' i AFAKANDRO ozao ny olomboafidy rehetra.
Tsy mila fandikana vilana izany hoe fahaizana politika izany .
😂😂😂😂😂😂😂😂io spectacle fa tsy théâtre 😂😂😂 tiako draiky éééé 😂hoe mangery marikitra, izy mangery antsitaka 😂😂 astahafirou llah tiako draiky éééé jaolahy bé hatery matoka tsy hatery matoka machallah Ratsiraka tsy manozona fa resaka marina hotrany Dada bé Tsiranana nilaza tsy panier nazy loka fa Madagascar dro loka < Madagascar very> 😢😢😢😢
Maromaroa ny depite tahakanao isakiny provence fa mifoha i madagascar raha maromaro tahakana io fa tena ilena marina ny fametrahana ny santralisation mba mampihena ny kolikoly avolenta ataony presidant mitondra amadagascar akao
Manaova ny marina fona fa handroso ny madagascara fa aza manao kobakambava fone ee fa itakio tsara mazava ny fametrahana santralisation isakiny provence zeny no ileny vahoka isakiny provence
Aiza ny fanajana ny "éthique " Atoa Afakandro Christian! Asa fa tsy kabary=> Soyez réaliste ! Et non utopiste! Betsaka ny tia tanindrazana fa rehefa jamban'ny vola dia miova avy eo!
azafady tsy hafapo miresaka aminy ty commentaires tellement maro kabary , mahagaga reo gouvernement reo rehefa reo manao propagande vote sahirana reo mikahiky vahoaka hanampy reo misy ahazoa dreo toerana (place aminy chaise) kanefany rehefa mahazo toerana reo hadino dreo fanampihana nataony vahoaka ino fisorana mahazo vahoaka au contraire karaha menace mahazo vahoaka hoe zany tsy mahazo mivola raha misy zavatra tsy mety hataondreo, mila migadra vava fa tsy mahazo miteny mahagaga lerany propagande vahoaka mahazo miteny zegny zavatra tiha resahy dreo, fa nihafaranany tsisy reconnaissance hoe avy aminy vahoaka nahazahoa dreo place aminy chaise aza hakadalahy dreo koa atsika hoe tsy mahazo mivola raha mivola migadra 😢😢 ke maheza mamaha maso atsika mifohaza atsika Madagascar 🇲🇬 raha tsy atsika vahoaka tsy nazo dreo place dreo reo