Amen amen MISAOTRANAO RY MPANOMPO TOMPO FA FA TENA MAHERY TOKOA ILAY JESOSY MPAMONJI AHY SY IANAO MISAOTRANAO AHO TOMPO FA OMENAO ANIZAO TENY NAO FA LEHIBE NY FITIAVANAO AHY AMEN
Aleloia ,misaotra Jesosy ô.Mankasitraka t@ fampianarana Rahavavy an,fa tena mampahery be ilay ,Ampakaro ny finoako ny herinao Jesosy ô ,Ahitako ny Voninahitrao .Amen
Mevasoa Lydia , miarahaba anao rahavavy, mankasitraka indrindra dia hitombo ao aminao ny finoana sy ny fanantenana AZY, ary hamoa 100 heny ao amponao anie izany teny izany, Amen!
Amen amen MISAOTRANAO RY MPANOMPO TOMPO FA FA TENA MAHERY TOKOA ILAY JESOSY MPAMONJI AHY SY IANAO MISAOTRANAO AHO TOMPO FA OMENAO ANIZAO TENY NAO FA LEHIBE NY FITIAVANAO AHY AMEN
Misaotra JESOSY Malala no ho n'y famindraponao , mankasitraka anao mpanao fandaharana fa tena voakasika ny tenako amen
Amen! Ho an' i Jesosy irery ihany ny voninahitra.
Amen misaotra ravavy
Amen
Amen, ho an'Andriamanitra irery ihany voninahitra
Amen ❤
Tompo o! Ampitobihy ny finoanay mba afahanay mitombo sy ho mpandresy ety an-dalanao. Misaotra Jesosy oo
Amen voninahitra hoany tompo!
Aleloia ,misaotra Jesosy ô.Mankasitraka t@ fampianarana Rahavavy an,fa tena mampahery be ilay ,Ampakaro ny finoako ny herinao Jesosy ô ,Ahitako ny Voninahitrao .Amen
Mevasoa Lydia , miarahaba anao rahavavy, mankasitraka indrindra dia hitombo ao aminao ny finoana sy ny fanantenana AZY, ary hamoa 100 heny ao amponao anie izany teny izany, Amen!
Amen amen 🙏.
Voninahitra ho Anao irery ihany Andriamanitra amen🙏
Mitonboa @ fahasoavana mandrakariva rahavavy 🙌👏
deraina Jesosy, mino aho fa hainy ataho ny zavatra rehetra.amen
Amena! misaotra betsaka tompoko
Amen mankasitraka indrindra tompoko
Amen ❤️
Amen misaotra jesosy o .
alleluia amen
deraina Jesosy
Aleloia makasitraka rahavavy tahiny jesosy
Amen Misaotr betsaka de samb tahiny Tompo 🙏😢💞
Amen, isaorana lehibe anie Tompontsika, mankasitraka rahavavy samy tahin Tompo daholy isika rehetra rehetra Amen
mankasitraka rahavavy fa tena mampahery mintsy le toriteny
Amen! Hitombo ao anatinao anie ny finoana mahery an' i Jesosy rahavavy. Mahereza mandrosoa hatraminy farany, fa IZY hitantana anao @ tanany mahery.
amen
amen lord
mankasitraka
Amen 🙏
amen