Hiaraka aminao - Railovy

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 8 ก.ย. 2024

ความคิดเห็น • 1

  • @Mum_8030
    @Mum_8030 หลายเดือนก่อน

    HIaraka aminao hatrany no hasambarako
    n’inon’inona hidona tsy ahoana avokoa
    anilanao na aiza na aiza
    n’inon’inona hanjo
    feno toky tsy mba kivy fo
    hiaraka aminao
    no faniriako
    hatrany an-danitra any faniriako tsy ho lo
    hiaraka aminao mandrakizay
    fa eto ana-tany dia voafetra ny taonan-tsika izao
    80 eo ho eo dia mateza hoy ianao
    na izany na tsy izany
    ny lalan-tsika tsy ho hatreo
    fa mbola hitohy any an-koatra any
    rehefa maty eto isika hiaraka ho doria
    hitsinjo ireo zana-tsika miaradia ety
    ho fantatr’izy ireny koa ny hasambaran’ny fitia
    miara-dia mifankatia doria