Toriteny Alahady 1 janoary 2017 - FJKM Ankadifotsy - Mpitandrina Ranjakavola

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 31 ธ.ค. 2016
  • Te hitahy anao mihoatra Andriamanitrao, mialofa, miankina Aminy dia ho toa aminao izany

ความคิดเห็น • 6

  • @staviamamiandrasoa1359
    @staviamamiandrasoa1359 7 ปีที่แล้ว

    Amen
    mankasitraka pasteur
    Bonne année

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 7 ปีที่แล้ว

    misaotra Pstera

  • @rasoanaivonalimananaaina4083
    @rasoanaivonalimananaaina4083 7 ปีที่แล้ว

    Bonjour Rija Erick, Aina NMPF fjkm Ankadifotsy. Fangatahana raha azo atao dia mba fenoy ilay titre, ny anaran'ny Mpitondra hafatra sy ny fiangonana satria izao tontolo izao no mahita, mijery sy mihaino ilay toriteny eto amin'ny TH-cam . Misaotra indrindra ary mirary soa.

    • @rijaerickratefiarivony7465
      @rijaerickratefiarivony7465  7 ปีที่แล้ว

      Miarahaba nahatratry ny taona 2017, voaray ny soso-kevitrao. Kanefa, sao dia lasa lava loatra indray ilay titre raha hampiana ny anaran'ny mpitondra hafatra sy ny fiangonana. Amin'izao fotoana mantsy efa miseho ao anatin'ilay vidéo ny fiangonana sy ny anaran'ny mpitondra hafatra ary koa efa ao anatin'ny mots clés mifandraika amin'ilay vidéo ireo mba hahamora ny fanaovana recherche

    • @landyniaritsiryravoniandro9182
      @landyniaritsiryravoniandro9182 7 ปีที่แล้ว

      Rasoanaivo Aina

  • @rijaerickratefiarivony7465
    @rijaerickratefiarivony7465  7 ปีที่แล้ว

    Miarahaba antsika rehetra, ho fanatsaràna dia nahisaka any @ chaîne siteweb.ankadifotsy@gmail.com ny toriteny isan'alahady. Ity ny toriteny alahady 12 marsa 2017 teo th-cam.com/video/LxBYn7ncxgg/w-d-xo.html . Mirary soa antsika.