Toriteny Alahady 2 novambra 2014 - Fidirana I -

แชร์
ฝัง
  • เผยแพร่เมื่อ 21 ต.ค. 2024

ความคิดเห็น • 9

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 10 ปีที่แล้ว

    amen alleluia

  • @sehenoandrianarivony4952
    @sehenoandrianarivony4952 10 ปีที่แล้ว +1

    Misaotra indrindra tompoko fa mahafinaritra hatrany ny aimpanahy entinao hoanay ! Misaotra ny tompon'andraikitra mizara eto izany ihany koa.Ho tahin'ny Tompo isika rht

  • @norosoarakotondrahaja6608
    @norosoarakotondrahaja6608 10 ปีที่แล้ว

    Tehirizo ny fifaliana ato anatiko Tompo ô, dia ampianaro aho hahay hizara izany @ mpiara-belona amiko. Misaotra t@ fizarana ô

  • @zabodo1
    @zabodo1 10 ปีที่แล้ว +1

    Misy fifandraisana @'ny fiainako mihintsy io toriteny io notamment ilay hoe fitsikitsikiana, "mahafinaritra ahy hoy ilay ramatoa iray (tao ampiangonana androany) ny mahita anao fa isakin'ny mahita anao aho dia ampitsikitsikiana foana no entinao hiarahabana ahy!" (Tsy izy irery anefa no hanehoako izany fihetsika efa mahazatra ahy izany fa ny rehetra tsy hankanavaka) F' angaha io vidiam-bola??? Sa hoe izaho tsy manana molotra ??? Izy faly, izaho koa torak'.izany!
    Misaotra e! Raha mba tonga any M/car any aho dia manampikasana hivavaka ato @ ity fiangonana ity, apetrako @ ' i Tompo izany.
    Mampihomehy mihintsy ity Pasitera ity ré oul a! Ary izaho aloha tsy han akaikikaiky azy eo fa sao dia voadona mipitika lavitra ery! Hi hi hi

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 10 ปีที่แล้ว

    mahafinaritra ahy mintsy ilay fampianarana za ko aloha dia tia mihomehy e ny ahy ko ny vadiko niaraka tamiko hatrany rehefa niteraka aho misaotra ny TOMPO amin ny zavatra rehetra haleloia

  • @henintsoarakotobe6388
    @henintsoarakotobe6388 10 ปีที่แล้ว +1

    Aiza no mety ahitana ny fotoam-pivavahana manontolo hatramin'ny tso-drano?

    • @rijaerickratefiarivony7465
      @rijaerickratefiarivony7465  10 ปีที่แล้ว

      Hatreto aloha dia ny toriteny ihany no halaina vidéo sy havoaka @ site + youtube. Fa ny amin'ny ho avy mbola tsy fantatra.

    • @henintsoarakotobe6388
      @henintsoarakotobe6388 10 ปีที่แล้ว +1

      Mankasitraka indrindra amin'ny ezaka ataon'ny Fiangonana ary mankahery ny Pasitera Ranjakavola sy ireo nitoto nahafotsy izao fandaharana izao. Hery lehibe ho anay zanaka am-pielezana aty am-pita izao. Misaotra indrindra.

  • @holyrakoto4264
    @holyrakoto4264 7 ปีที่แล้ว

    tiko loatra zany raha torinteny makasitraka re tompoko ô