Tantara gasy --- Ilay heloka tsy fantatra 👉🏻👉🏻 Tantara RDB
ฝัง
- เผยแพร่เมื่อ 24 ก.พ. 2021
- Tantara gasy: Tantara Malagasy
Radio don Bosco
Fizarana 1/2 afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy - บันเทิง
Misaotra eee
Misaotra betsaka ô 👌🎧🔥😍🇲🇬
Oadray le anina ah taoaka ny tsinaiko
Msaotra atrani eeee ❤🎧🙋♀️ présent foan .
Mafinaritra ana mihaino anle feo zareo ka,❤
Itony resaka mahantra mahantra itony d tena be d be eto am tantaran ny radio. Vitsy miitsy ny mpanoratra mahita sujet hafa tantaraina.
Misaotr fon @ Gasy Rakoto fa ef henok fahaila tantar ty 😍😍😍😍
😂😂😂😂😂tena mapme ka,hande Avion e!
Mahafapo hatrany ny fizaranao tantara Rakoto a indrindra raitra tsara daholo ny son👌
Tena Mankasitraka indrindra ❤❤.
Misaotra ny mpanotra sy mpilalao hany koa👏
Misaotra anao RaFarantsa. Anisan’ny filamatro ny manome vokatra tsara kalitao araka izay tratra satria mila mahay mitia sy mamokatra zavatra Tsara isika Malagasy. Gasy ka manja e!
Kkkkk 🤣 🤣 🤣 🤣 le régime e !
Tena mafinaritra be🙏🙏🙏🙏
Miandry ny tohiny an 😉👌
Rahampitso maraina o
Demain ndray mihaona zany ah .. Otrany efa nandeha ity tantara ity ah 😃😂
Efa nandeha daholo ny ankamaroan’ny Tantara eto fa n’a izany aza dia maro ireo namana mbola tsy naheno ka dia am-pifaliana no izarana azy.
Eny tompoko ooo
Mankasitraka indrindra tompoko
Za ko oany @ villa Eden 2 rajabo 😂😂😂
🤣😂🤣😂🤣
Mlay rangah izy mtsam a ,,,,
👍
Mankasitraka anao lalandv Gasy Rakoto@ fizarana ndrindra milamina ts misy tomika ny feo sns tena afapo tanterk zahay mpankafy rhtr ary ts mbola diso Fanantenn ny@ fahatsaran kalitao ! Tsarab ny tantara sady mifono anatra s'y lesona betsk eto@ Ty fiainn Ty kkkkk tapaka n'y tsinaiko @ le oe hanondrana entana any La Réunion d havadik euro syny oe Edena fh2 snS mankasitraka f tena niala voly tanterk d mankasitraka anao mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa tompoko