Mankasitraka indrindra mizara Rakoto. Misaotra ny mpanotra sy mpilalao hany koa fa tena mi voyage mints zay aty ampita miheno anareo. Mirary soa hatrany
Mino s'y manantena zahay mpankafy f tsara b Ty tantara Ty Satr reo pro daolo no milalao azy Zay tena manatalenta tokoa mankasitraka anao mpanortr s'y ianareo mpilalao rhtr koa tompoko o
Tena feno tanteraka ilay tantara, tiko lotra Mahay rangahy mpanoratra sy ny mpilalao. Misaotra fona nizara rea .tsy aiko fa niara lehibe ary tam Sinesy iny aho fa olona tsotra ary tena tsara fanahy fona izy ,hany ka mety sy mora aminy ny milalao an ilay tantara. Faly indray kosa d lebe koral fantatro tsara dhlo ireo mpilalao ao am RDB fa mahafinaritra. Indrindra f SINESY .
Tsara be le tantra fa merci sady ten misy anatra tsar ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Mankasitraka 💗fa teny tsara tantara
Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🏼🙏🏼🙏🏼
Tsisy tantara vaovao mitsy de aleo mihaino le efa ela2 eeee 😢
Tena tiko b le tantara❤️❤️❤️
😍 🇲🇬 ❤️ 🇱🇧
Mankasitraka fa tena tsara, misaotra ny mpanoratra & mpilalao fa tena tsara.
Mankasitraka ihany koa nizara
Tena tsara e, Mankasitraka ny mpanoratra sy ny pilalao. ❤❤❤
Msaotra indrindra anareo ndray eee ❤🎧🙋♀️.
Eka!👍
tena tsarab tiako b ☺️🥰 misaotra indrindra ô
Taraiky be za zany fa faly avy hatrany vao rdb 😍😍😍mankasitraka
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko tegna mahafinaritra be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray 😍😍😍😍😍😍😍❤❤❤❤
Tena tsara de tsara mihitsy le tantara ee misaotra betsaka
Mankasitraka fa tsara le tantara
Tsara le tatara fa zavatsa tena misy le izy ka
Efa ela ty tantara ty no eniko😘😍
Mankasitrak 👉 SOSA MARI OLANDY Sy ni Mpilalao Fa mizara tantara vao2 fona 👏
Bravo infiniment, une vraie superbe histoire comme toutes les autres, merci beaucoup !
Merci. Cette histoire est vraiment formidable 💖
Mankaleo b ny tantara mpamosavy,sy mamosavy
Henoy hatram farany fa tsara be sady tena mis lesona e❤
Sy maty, sy lolo, sy manangatra, sy fahantrana lava.
Sy lolo, sy maty, sy manangatra sy fahantrana foana foana
Misaotra ny mpanoratra fa tena mahafinaritra ilay tantara 👍😍😍
Mankasitraka tompoko tena feno lesona betsaka azo raisina❤️🙏🏻
Misaotra nizara tompoko fa tena tsara
Zany ka tantara 😍😍😍😍hafa ihany RDB. sad ilay vanintsoa aty aoriana ts nampoiziko hoe ipoitra.
Misaotra nizara.
Tena tsra lay tantara. Saingy tsy tiko ny fiafarany. Naleoko nijanona ho mpianadahy iany izy ro, fa saingy tsy za mo no mpanoratra
Misaotra betsaka t@ tantara fa tena tsara bé!❤️
Mankasitraka indrindra mizara Rakoto.
Misaotra ny mpanotra sy mpilalao hany koa fa tena mi voyage mints zay aty ampita miheno anareo.
Mirary soa hatrany
Hafa koa ilay titre ah . Aza miala @ RDB oa 👍👍👍
Ndryyyy misaotra ny mpanoratra tsara sady Sady misy lesona ny tantara mankasitraka tompoko
Mankasitraka Tompoko ô🎧😍👌🔥🇲🇬
Mahafinaritra ery feony Faly 😍
Tsara le izy eeee
Tiko lotra❤️
Mankasitraka hatrany nizara 💝💝
Misaotra nizara tompoko 🙏😍
❤️
Misaotr betsak Nizara o❤️
❤️❤️❤️❤️😍
Merci beaucoup 🇲🇬🎧🎧
👍
Misaotra ee
❤❤❤❤❤
🤔🤔🤔Gravy le tantar hanatra zanie mankasitra tompoko
Mankasitrk tompok 🙏
Lay fin kosa nama tsy nieritreretiko a 🥴
Mankasitraka tompko feno anatra bedebe
🥰😍😍😍
Efa henok f merci
Tsy mitsahatra n'y mankasitraka f vao manombok hiaino d misaotra ndrindra ré tompoko o
Otran ny hoe tena mijery film za trna mahay be manskasitraka
Misaotra betsaka tompoko
Mino s'y manantena zahay mpankafy f tsara b Ty tantara Ty Satr reo pro daolo no milalao azy Zay tena manatalenta tokoa mankasitraka anao mpanortr s'y ianareo mpilalao rhtr koa tompoko o
makasitraka tompoko🙏🙏🙏
Tena feno tanteraka ilay tantara, tiko lotra
Mahay rangahy mpanoratra sy ny mpilalao. Misaotra fona nizara rea .tsy aiko fa niara lehibe ary tam Sinesy iny aho fa olona tsotra ary tena tsara fanahy fona izy ,hany ka mety sy mora aminy ny milalao an ilay tantara. Faly indray kosa d lebe koral fantatro tsara dhlo ireo mpilalao ao am RDB fa mahafinaritra. Indrindra f SINESY .
67]
Efa efa no ntadiavako anio tantara io misaotra betsaka indrindra
MANKASITRAKA tompoko
Dans 70 mn, andriko fona ka
Dia Efa mihomana fa lavalava ny Tantara anio!
@@GasyRAKOTO mbola misy 32 mn 🙈
@@GasyRAKOTO misaotra mizara ô
Mazotoa mihaino e! Tsy misy fisaorana o
Kely sisa 5mn hiii
Mankasitraka sahad tompok
👍
Tena farany tantara tiko be ty..ten afako fisaorana lehibe d lehibe hoanareo re tompoko
Ratsy be kosa no niafarany pfff
Tsy misy famerenam-bola ity Nanou an!😂
🤣🤣🤣🤣🙊
Mankasitraka hatrany tompoko 🙏🏼🙏🏼🙏🏼